resaka trano

21. zakony ( 28/11/2006 06:56)
tsara aloha rehefa nahavita economie e, f'izao, firy volana no nahaviotana io economie io? mila ampitomboina 10 mantsy farafahakeliny io volanao io vao mahavita tra tsotsotra (raha efa manana tany)
22. melody ( 28/11/2006 20:42)
ratonga: mety aloha raha ataony tsikelykely ary miankina @ ilay hoe efitra firy ary misy rihana ihany koa ve. Lafo hoa ny zavatra @ izao fotona izao surtout hoe ciment izany, gaigany be:)
23. Fiffi ( 28/11/2006 20:52)
fa mba ohatrinona en euros zany ry zareo ?
24. ratonga ( 29/11/2006 00:36)
Cours (CMP) 28/11/2006
1 EUR = 2 693.61 ariary
1 USD = 2 062.56 ariary

2693,61 ariary = 13465,8 Fmg

ny 5 000 000 Fmg = 1 000 836 ariary
25. zakony ( 29/11/2006 08:13)
ratonga:

...
ny 5 000 000 Fmg = 1 000 836 ariary


so de mbo mihoatra izany ratonga?
5 millions fmg = 1Million ariary, mihiatra 836 io anao io:lol:

26. ratonga ( 29/11/2006 09:36)
zakony:
...so de mbo mihoatra izany ratonga?
5 millions fmg = 1Million ariary, mihiatra 836 io anao io:lol:

raha arakiny cours des changes dé tô zay no izy kà
1Eur = 2693,61 Ar = 13.465,8 Fmg
1 Ar = 4,99916...Fmg = 0,00037124...Eur
1 Fmg = 0,200033... Ar = 0,000074262... Eur
27. Bakobako2 ( 30/11/2006 21:47)
Fiffi> 380€ eo ho eo retsy zany a !
fa nareo kou be chiffre be ôtrany inn.
1€ = 13500 fmg = 2700 Ariary

le 5mio an'i xxx zany mira 380€
28. ratonga ( 01/12/2006 08:26)
lé pitipiny kely reny anié mbola azouna bôbô pektô mampangatsitsika @ny andro mafana, mampafanafana @ny andro mangatsika é!!:-D:-D:-D
29. melody ( 01/12/2006 12:21)
izany ve?:-D:-D:-D
30. ratonga ( 01/12/2006 15:25)
tsy zay vé lé dokambarotra talou?:-D:-D:-D
31. melody ( 01/12/2006 17:19)
dia efa tsy tadidy daholo aloha izany e fa izaho mampiasa pekto foana rehefa mikoaka :lol:
32. Bakobako2 ( 01/12/2006 18:24)
PEKTÔ MAMAAAA
33. ratonga ( 01/12/2006 23:03)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6702