Ahoana ny hevitrareo

1. sasa ( 03/11/2006 05:07)
Nisy bandy niaraka tamiko izay 5ans izahay no niaraka, izany hoe nanomboka tam za 17ans no niaraka izahay, mbola nibosy tamzany, vao afaka bacc za nonomboka miaraka izahay,tamza feno 20ans nefa d nilaza tamiko izy fa te-hanambady amzay, za nefa mbola nianatra,tsy nanaiky aloha za nefa taty aorina nifanaraka ihany ny hevitray fa hoe hivady izany fa za nandresy lahatra azy mba ho afaka hianatra ihany, d natao ny fisehoana. za mbola nianatra ihany moa izy niasa,izahay aloha tsy mbola niray trano mintsy kanefa efa manao toy ny mpivady rehetra ihany, tam faha 4 taona niarahanay d tratrako tampoka izy nampiaraka, tena tsy nampoiziny mintsy nefa d hitako izao, za aloha tena kepoka tsy nahateny tamzay fa d ny ranomasoko sisa no nanjohy ny tavako? no sady tsy nahavita nanazava tsony,nifona be tamiko d nanaiky za nefa tena tsy vokatry ny fo ilay fanekena fa tena narary be mintsy ny foko tamzany,d mbola niaraka teny foana izahay fa zany niezaka nandefittra na d mafy be aza le choc nahazo an'ahy tena nisy fiatraikany tam boss-ko mintsy le izy satria 1mois za narary tsy nahavita nianatra.Tam faha-5 taona niarahanay d toa nisy bandy nahafinaritra an'ahy izay tany am-pianarana, tsy vonona ny hiaraka aminy mintsy za nefa d toa mifanojo izany foana ny lalanay matetika, za raha teo koa moa tamzay toa mbola nalahelo foana tamin'ny nataonle sipako io.Dia niaraka izahay le mpiara-nianatra tamiko io, fantatry ny sipako fa miha tsy mivaky loha sy mifantoka aminy tsony za ka d nataony koa izay nahatratrarana anay, nobedesiny be za tamzay ary tena tsy eran'ny aina ny vava nataony tamiko d nana-pankevitra za ny hiala aminy tanteraka na d tena naharary an'ahy aza. Dia tafasaraka teo izahay
amzao fotoana izao anefa d efa nanambady io sipako taloha io ary efa niteraka 1 saingy toa tsy mety manao fomba mintsy izy na d hoe vodiondry fotsiny aza am le sipa,ny toerana misy anay moa tsy d mifanalavitra loatra ka matetika mifanena izahay, ary d matetika miteny azy aho ny mba tsy hanaovany tokatrano maso sy mba hanomezany haja ny ray amandrenin'le sipa au moins,ary tena gaga aho fa isaky ny miteny an'azy d valiany foana hoe za mbola miandry sy tia anao foana fa aleo ny ray aman-dreninao ihany no mbola ho hajaiko.Ny havany rehetra sy ny fianakavian'io bandy io moa refa mahita an'ahy d mbola mandray be an'ahy foana hatramzao. Za nefa tena tsy afeniko fa na mbola misy aza ny fitiavako azy, za tsy miverin-dalana izany tsony ary na mbola tsy manambady aza aho d tsy hiverina aminy tsony.
Ka ny hangatahako hevitra aminareo d ity.
1-Mbola tokony hiteny an'io bandy io sy hananatra an'azy am zavatra tsy mety ataony ve za sa tsy tokony hiteny tsony?
2-Ny fianakaviany matetika mbola manasa an'ahy refa misy fety, mbola tokony hande ve za sa tsy hande tsony? za mantsy mande foana satria ny ray amandreniny mintsy no tonga manasa an'ahy matetika?
3-Azo lazaina hoe tia tena ve io bandy io satria raha araka ny eritreritro manokana d mijaly ilay sipa novadiany satria noho ilay sipa bevohoka no nahatonga an'azy niray trano.
4-Marihako fa io vehivavy renin-janany io d matetika mifanena sy mifampiarahaba amiko, mety koa ve ny hiresahako sy hanoroako hevitra an'io vehivavy io?
Sarotra ihany mantsy ny toerana misy an'ahy satria ilay bandy tena tsy mety tenenina mintsy ary namoaka vava mintsy hoe refa tsy za no ho lasa vadiny d hampirafy sy hanao sipa foana izy,za nefa efa manana ny olona miaraka amiko koa ka tsy mety amiko ny zavatra angatahiny.
Izay d mba mangataka indrindra raha azo atao mba ho valinteny matotra.
répondu par colar le 21/11/2006 23:54
2. Fiffi ( 03/11/2006 05:54)
raha zah aloha no eo @ toeranao de tsy miditra @ fiainany intsony aho !
Tsy hitako koh ange zay hoe inona ny antony hoe hananaranao azy eh ? efa manambady izy , efa manan-janaka izy !
Raha misy zavatra soa tokony hataonao de hajanony ny fifanerantserahana @ zareo ! na @ RAD-ny zany , na @ io bandy io !
Rehefa hitan'io bandy io fa tsy miditra @ fiainandry zareo intsony enao de hanaja ny vadiny sy ny zanany @ zay izy !
Tokony lavinao zany fanasana hataon'ny Rad-ny @ nao zany satria efa fantatrao ny fandehan-javatra
Tokony tsy hananatra na de kely an'io bandy io enao . Rehefa miala tanteraka @ zareo ianao de ny vadiny sy ny zanany @ zay no hajainy ! fa raha mbola eo hiany enao miditra @ fiainandry zareo de hitohy hatrany zao fiainana zao ary hampijaly ny tokatranony ! indrindra fa ny zaza tsy manan-tsiny !
3. xxx ( 03/11/2006 06:08)
sasa:

Ka ny hangatahako hevitra aminareo d ity.
1-Mbola tokony hiteny an'io bandy io sy hananatra an'azy am zavatra tsy mety ataony ve za sa tsy tokony hiteny tsony?


Eny, mbola tokony miteny sy mananatra anazy enao, tanteraho foana ny adidy na ho fitsinjovana anle vhv vadiny ihany aza.

sasa:

2-Ny fianakaviany matetika mbola manasa an'ahy refa misy fety, mbola tokony hande ve za sa tsy hande tsony? za mantsy mande foana satria ny ray amandreniny mintsy no tonga manasa an'ahy matetika?


Ra za no eo am toeranao ts mandeha tsony za! azavaiko am ray amandreniny ny situation, sy koa tokony teneninao zareo hoe ny tena vinantony no tokony mande am zany fety zany. Fa le vinanton-jareo v nefa mande refa misy fety ao aminy?

sasa:

3-Azo lazaina hoe tia tena ve io bandy io satria raha araka ny eritreritro manokana d mijaly ilay sipa novadiany satria noho ilay sipa bevohoka no nahatonga an'azy niray trano.


Tena tia tena b mintsy izy satria tsy vokatry ny fony akory izany ny nanambadiany ani'ly vhv, ary hijaly foana io vhv io!

sasa:

4-Marihako fa io vehivavy renin-janany io d matetika mifanena sy mifampiarahaba amiko, mety koa ve ny hiresahako sy hanoroako hevitra an'io vehivavy io?
Sarotra ihany mantsy ny toerana misy an'ahy satria ilay bandy tena tsy mety tenenina mintsy ary namoaka vava mintsy hoe refa tsy za no ho lasa vadiny d hampirafy sy hanao sipa foana izy,za nefa efa manana ny olona miaraka amiko koa ka tsy mety amiko ny zavatra angatahiny.


na d am maha samy vhv aza aky a, toroy hevitra izy ny am zay tokony ataony! d teneno ilay namanao, le lhl io zany hoe aza mampijaly vhv hoe fa mba vhv ihany no niteraka anao! izay fa mahereza a!
4. Fiffi ( 03/11/2006 06:20)
tsy mifanohitra ve zany zavatra lazain'i xxx zany ?
Eny, mbola tokony miteny sy mananatra anazy enao
nefa indray de ozy xxx hoe
Ra za no eo am toeranao ts mandeha tsony za!
satria manko raha tokony tsy handeha @ zany intsony i sasa de tokony koh hajanona zany fanorona ny zavatra tokony hataony zany ! olon-dehibe koa ange io eh !
Ary raha toa ka misy hoe fanampiana tokony hataon'i sasa @ io vadin'le bandy io satria hoe @ maha-samy vhv anareo de zay fotsiny an ! tsy andeha hanoro sy hananatra lava azy zao nefa efa fantatrao zao fa hoe ianao no tena tiany !
5. watafon ( 03/11/2006 06:36)
hovaliako tsirairay ary le fanontanianao e, araka ny fahitako azy mazava oazy :
1- Raha mbola tianao izy d teneno sy ahitsiho izay tsy mety ataony , raha tsy tianao intsony moa izy d tsy hitako ze mbola hiresahanao aminy , manjary mitarika olana ho anoa indray ilay izy !
2- Io indray arak'araka ny nandraisandry zareo anao taloha, fa miankina amin'ilay valinteny etsy ambony ihany koa anefa e!
3- ny bandy anie tia tena foana e! :roll::-D:-D
4- angamba kosa tsy anjaranao ny manoro hevitra le vehivavy e!
6. Fiffi ( 03/11/2006 06:46)
ny ahy hoa de tsotra fotsiny hiany ! tokony tsy hisy intsony ny fifandraisan'i sasa @ ry zareo rehetra mihintsy an !
de rehefa tsy misy intsony zany fifandraisana zany de hanaja sy hikarakara ny tokatranony indrindra fa ny zanany io bandy io ! marina eh !
7. sasa ( 03/11/2006 06:58)
Misaotra anareo rehetra namaly.
Fiffi, tsy za no manjohy an'io bandy io fa le bandy mintsy za aza efa miezaka ny hiala aminy amin'izy mianakavy, za koa anie raha nanatra an'azy tsy mihevitra ny hiverina hiaraka aminy, adidy am maha-pinamana araka ny tenin'i xxx, adinoko anareo tery ambony mantsy fa naman'i zokiko io bandy io mpiara-mianatra taloha ry zareo, ary matetika misy fotoana mankany am zokiko izy d hitako ihany koa,ka amin'iny za no mba miteny sy mananatra an'azy. fa tsy hoe miditra amin'ny fiainany akory za fa noho izy mitalaho lava ny hiverina hiaraka amiko no antony hananarako an'azy mafy satria hitako mijaly ny vadiny.
Watafon tia tena marina ny bandy fa bon hanody an'azy izany.
Ny tena hafahafa koa anie d io bandy io sy zokinay lahy mbola mpinamana foana hatramzao nin nin nisy teo aminay sy io bandy io d tsy nampiova ny amitie andry zareo mintsy.


8. TWINCAM ( 03/11/2006 08:34)
salut
Volohany alo d mirary soa anao sy le namanao vaovao, ts tokony hifanerasera aminy ntsony enao satria efa mananjanaka iz eny fa na mbola ts vita inona na inona aza, efa manana ny fiainany iz ary voa maika mapikorontana zavatra bdb le iz
1 le olona miaraka aminao
2 le olona miarka aminy na le reninjanany
ka zao e , na inona na inona teneniny anao fiainany zany , fa g hahatsara ny fiainanao sy le olona miarka vaovao aminao io eritreretina fa si jamais fantatry le bandy miaraka aminao zany histoire zany mety hiova hevitra iz d eo ndray enao eo !!
Bye
9. mimich ( 03/11/2006 08:49)
3- ny bandy anie tia tena foana e!
hummmmmmm wata:roll::roll::roll: , soa fa lhl no nijoro vavolombelona, fa raha vhv zay no nilaza n'izay teto an!!! , de forum be tsy mety vita.

sasa ôôôô!!!! aiza ilay mokon-doha kely tsika iny eee!!!!, mila mampiasa an'iny ndry eto.
Bdb aky ny zavatra tsy maintsy odian-tsy hita rehefa tokony hiova lalana sy hanana fiainam-baovao ahh!!!.

Ny amin-dry sy ny ho avin-dry eritreretina fa tsy hivaky loha amin'ny fiainan'ny hafa sy izay zavatra efa lasa any sy hananatra olona sns izany, tsy anjaran-dry zany.Ny azy efa zay ny fiainanay de zay koa n safidiny. Sady resaka fananarana izany mety ho interpret'ny oll zavatra hafa avy eo sns.

Raha ny hevitro rehefa tsy nanao ratsy azy ndry de ataovy ampy hahamandry ny feon'ny fieritreretan-dry zay. Ny miavona sy ny tsy miteny kosa anefa tsy dia mety loatra raha olona mbola mifanpiresaka tsara ianareo. Ankoatra ny fiarahabana sy ny fanaovam-beloma raha sendra mifankahita , dia ataovy resaka neutre fa tsy miditra amin'ny vie privée n'ny tsi-1-1.Ary ezaho ho fohy ny resaka mba tsy hitatra.

Resaka fanasana indray dia lazao tsotra hoe : misaotra amin'ny fanasana , saingy tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka ka manjary manahirana amin'ilay futur rafozana :lol:
(hainjy ihany za sy ilay mahitsy beee)

Eto am-pamaranana dia hoy aho hoe:
samia manana ny fiainany sy mizaka izay safidiny fa tsy hifandrohirohy intsony.
Safidy ny azy ny hiaraka tamin'io vhv io noho izany tokony hizaka ny vokatr'izany izy na tiany ilay vhv na tsy tiany , fa tsy manao tapody fohy any amin-dry intsony.

De ndry koa torak'izany, manana zo hisafidy izay lalana tokony izoran-dry amin'ny ho avy ndry,fa tsy handany andro hieritreritra ny momba azy sy izay renin-janany any. fa hoy aho we mahaiza mifidy ny lalan-kizorana de courage retsy eee
"fa ady sy tolona ny fiainana ka zara ho an'izay manam-piniavana handresy"
10. naritsimba ( 03/11/2006 09:01)
sasa> ny azoko lazaina dia ilay hoe mifanerasera @ zokinao foana ilay bandy. efa nanana sy nahita tranka tahaka io aho t@ anabaviko, namako ny olona niaraka taminy fa saingy rehefa tsy niaraka intsony rizareo taty aoriana dia ny maha mpinamana ahy sy ilay bandy tsy rava akory ary mbola miresaka izahay rehefa mifankahita. Ny fihavanana no taloha vao ny fiarahana ara-pitiavana.
Ny ankoatran'izay dia hoe : anjaranao no mandinika sy mieritreritra izay tokony atao.
NARITSIMBA
11. diamondra27 ( 03/11/2006 09:07)
sasa: hummm

zao akia atao a!

mbola misy fitiavandry azy fa saingy tsy fitiavana amour fa fitiavana namana sisa ; de atoroy hevitra foana izy.

Ny important de izao : tu dois lui dire claire et net hoe: arosoy ny aminareo fa ny amiko dia lazaiko anao mazava tsara fa tsy hiverina aminao intsony aho sady efa manana olontiana hafa.
Raha tsy arosonao ny mariazinareo de aoka aho tsy haheno feo intsony hoe: noho ny amiko no tsy ahavitan'izany fa efa vita ny amintsika fa de fifanajana sisa. Raha toa moa ka tsy vitanao izany dia voatery mandray décision aho hanapaka tanteraka ny relation sisa izay misy amintsika sy ny fianakavianao mba hamoiznao tanteraka ahy.

12. diamondra27 ( 03/11/2006 09:13)
raha za aloha no eo @ toeran'ilay vadiny de saropiaro aho satria tsy entier ny fitiavany ahy.
Hany ka na de eo @ fianakaviany aza de misy lesoka foana za par rapport aminao satria ianao no nantenain'izy mianakavy.
De tokony hazava tsara koa ny aminareo @io.

De mba tsy hisian'ny olana @ vadiny(le vhv io) de ataoko namana izy satria ianao sincère de tokony rassurer-nao izy raha miresaka tsara ianareo.
Fa aza dia miditra loatra @ vie privée-ny fa tsy mety , fa namana @ mahampinama miresaka de tout et de rien.

13. diamondra27 ( 03/11/2006 09:20)
farany: mba diniho ihany koa ny ho avinao sy le olona miaraka aminao izao fa raha lany fotoana mi-s'OQP ny olona niarahanao taloha ianao de hahatsapa ho latsadanja lery de mety hihena sy ho ritra ny fitiavany anao.
Raha toa moa izy ka ouvert de lazao azy ny relation misy aminao sy le sipanao taloha sy ny fianakaviany , de lasa mpinamana be nareo 4 sy ny fianakavianareo (vrai histoire d'amour, romantique), fa raha ohatra kosa izy saropiaro sy ohatran'izany de hajanony any ny ze zistoire any fa ny fiainanao atrehana.Ze mahasoa anao sy ny tokatranonao atao.

DE bon courage akia a!

14. mandrindra ( 03/11/2006 09:27)
ny zavatra voalohany tokony ataonao dia ataovy mazava ny fifandraisanao amin'ilay sipanao taloha. rehefa tsy manampitiavana azy intsony ianao dia lazao azy ankitsirano hoe "aza manantena n'inn n'inn intsony". dia avy eo mifanaraha raha hijanona ho mpinamnana mifanaja ianareo na tsia. rehefa mazava ireo dia hazava koa ny ho tohin'ny fifandraisanareo.
15. sasa ( 03/11/2006 09:34)
mimich :-*:-*:-* saotra betsaka fa izay le tsy hahafoizako anjy, namampy ny zandry kely foana.
diamondra27 misaotra koa am torohevitra.
Efa fantatry ny sipako ny fandehan'io tantara io, efa nisy fotoana aza hoe tonga tany an-trano le sipako taloha io naka zavatra tam zokinay d tao koa le sipako amzao, saingy tena tsotra be moa le olona miaraka amiko amzao d tsy manisy olana izy, efa fantany mantsy ny marina fa tsy hivadika aminy aho, d matoky an'ahy tanteraka izy. Efa miezaka be za ny tsy hifanerasera amin'io bandy io tsony fa izany hoe izy matetika tonga any an-trano hono i zokinay nefa d matetika izy no manantona an'ahy tsy mitaraina ny fiainany any d izay no mahatonga an'ahy manoro hevitra
ye le madamany aloha d mifampiarahaba amiko fa izany hoe za tsy sahy miresaka aminy satria zao ho tsarainy ho mihatsaravelatsihy d najanoko.
Ny fanasana izany d ho arahana ny teninareo rehetra tsy hande tsony za.
:P:P
16. lost ( 03/11/2006 09:38)
Sasa>> zao mba ny hafatro ny anay leh tsy maty ambavany io foana ary mba fantatrao tsara v ny ao ampony ra tena tianao sy nanaja ny RADnao marina izy naninona nampirafy nefa nareo efa vita fisehoana d ra ohatra ka tsy tratranao zany d aona ny niafarany fa resaka izany we ianao no tiako fa miandry anao aho ary en+ efa niterahany ilay olona donc misy zaza zany ao d ho arinao ho tsy anadray zany io zazakely tsy manatsiny io ary en+ mbola tanora ianao ka aza mataotra ny ho very anjara fa ny hevitra mahomby d manaova sipa ary ataovy itan'ny fianakavian'ilay sipanao taloha fa hangina @ zay ireo ary tsy hiantsoantso anao intsony hevitra ny ahy iny ary aza asina sentiment aminy tsony fa avalony ny boky tany alou!!
D bon courage ee
17. diamondra27 ( 03/11/2006 09:39)
sasa: tandremo ihany fa na de fatan'i sipandry aza io ny lhl lhl ihany, rare ny lhl mahatanty toy izao , de @ maha rare azy raha za eo @ place-nao de arovako tsara ny ahy satria nahita le perle rare aho de tsy avotsotro tsony iny sy ataoko izay tsy hisian'ny olana aminay.

Mety tsy miteny aminao izy satria tia anao fa ny tena ao ampony, ???, tandremo ihany e!

Za zao mba mitady olona tahaka izany raha mahita;-);-)
18. Fiffi ( 03/11/2006 10:13)
TWINCAM:
ka zao e , na inona na inona teneniny anao fiainany zany , fa g hahatsara ny fiainanao sy le olona miarka vaovao aminao io eritreretina fa si jamais fantatry le bandy miaraka aminao zany histoire zany mety hiova hevitra iz d eo ndray enao eo !!
mihombon-k'hevitra aminao tanteraka aho !


19. sasa ( 03/11/2006 10:22)
lost kosa tsy mamaky tsara, araho hatram voalohany ilay tantara.
Diamondra27 tena rare tokoa ny mahita olona otranzany aloha, ary za tena manao ny fomba rehetra mba tsy handratra an'io sipako amzao, efa miafina mintsy aza anie za indraindray refa tonga mankany am zokinay any io sipako taloha io, misy an'zany mihidy any am chambre-ko zany mintsy mandra-pialany ao aminay,indraindray nefa ohatra za tratrany eny am-panaovana raharaha d izay no mahatonga anay miresaka. Ny tena marina izany d manankevitra ny hande hitokantrano za fa tsy mbola mety nefa le izy amzao, fa ho hita eo ao aoriana kely ao angamba. Ny fianakaviako koa moa tsotra be loatra d mbola mandray sy mampandroso azy foana raha vao tonga any izy.

Fiffi tsy misy miafina am le sipako amzao io tantara rehetra io.
20. nikopol ( 03/11/2006 10:22)
ny hevitr'i mimich arahina raha tianao ilamina ny fiainanao vaovao :lol:

- 1 tsy blemanao ze hataonle bandy taloha sady ny firarahinao an'izany mety mbola hihevarany fa manana chance iverina ianareo ( za koa kalo mieritreritra hoe mety tsy mbola maty ny fitiavanao azy e ).
- 2 ny fanasan'ny fianakaviany dia tsy koi raha efa mazava amin-dry zareo fa tsy misy ninn ninn tsony ny aminareo ary eto makany ny sipanao vaovao raha tena madio marina ny resaka...
- 3 tsy koi na tia tena ilay bandy na tsia, tsy blemanao zany ( mbola hita eto ihany fa tsy maty ny fitiavanao te hi-materner ( hitaiza azy tahjaky ny zaza) azy
- 4 manana blema amin'ny fanavahana ny responsabilitén'ny tsirairay avy ianao amin'ilay resaka faha -4 ( inn no idiranao amizany : namanao be nga le sipa? )


Tsy sarotra ny toerana misy anao raha mazava tsara aminao ny toeranao amizao fotoana izao ( izany hoe miaraka amin'ilay bandy vaovao) fa matoa hitanao sarotra dia mbola tsy telinao ny fisarahana. Raha mbola tsapan'ilay bandy taloha io dia hi-tenter chance foana izy,

tsara fanahy le bandy vaovao miaraka aminao fa hitako nefa fa tsy tianao tahak'ilay taloha, izay bandy tsy matotra, na ianao aza no niaraka taminy efa nampiaraka foana izy, koa raha olokafa ve no vadiany tsy hampiaraka indray izy ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1537