Ahoana ny hevitrareo

41. manjamanja ( 06/11/2006 10:49)
Bjr sasa,
zao no lazaiko an-dry:
- Marina fa nisy ny fiarahana fa nisy koa ny fisarahana. Rah zah ndry, tsy mijery ny lasa ntsony, ny ho avy no jereo.Tsy manakana an-dry tsy mifampiresaka am-le taloh nefa zany, fa asio distance é!!! Ampahafantarao azy zany.
- D'ailleurs, efa hitany fa efa niaraka amin'ol ndry zao. Tsisy lelah mahatanty an-zany woe ampirafesina zany. mety eo fotsiny izy mety manao ze hiverenan-dry fa après peut être il va se venger.
- De hajao le miaraka amin-dry zao e. Sarotra nge zany mahita ol iarahana zany e (voire sa manière hahahhaa...), ary ezaho ny tsy hisian-problème!!
- Ary rah mbôla asainy le taloh sy ny fianakaviny ndry ho any aminy, de aza de mifanerasera be aminy lôtra (asio limite, na distance), fa manjary raisiny zavatra hafa izay (manome fanantenana azy ndry)
- Manaraka izany de "dans la vie, il faut faire un choix", de manaraka izay choix ndry zay ny fihetsika ataon-dry, sy ny fitondran-dry azy.
- Farany, courage!! Il y a pas d'amour sans histoire...
42. mimich ( 06/11/2006 12:43)
manjamanja> tonga soa ndry:-*:-*:-* . hummm , mitovy hevitra amiko njy zany. ilay manière mantsy de tena tsy aritra mintsy an!!! tsara ka!!
sasa> courage eee

43. bonazy ( 06/11/2006 12:53)
raha ny hevitro dia tsotra ihany\"matoa ilay tary efa niteraka tamina sipa hafa dia mazava fa notiaviny io izany\"ka ny tena olana raha namaky ilay hevitra aho dia \"toa olona monina amin\'ny faritra sy toerana tsy dia mifanalavitra daholo ianareo matoa mifankahita matetika \"io mantsy ny olana mateti-pitranga rahefa \"mangery an tanana ny bandy\" na mifampi-sipa ny mpifanolo bodirindrina,na misy koa bandy mikôty anabavin\'ny namany izay amiko dia tena tsy mety mihitsy,satria tsy finamanana izany amiko fa famadihana namana,ka na be resaka aminao sy milaza antsanga tsy aman\'orana aminao aza ilay ranamana dia resabe fotsiny izany,fa ny tokony hataonao dia tena asehoy azy fa tsy misy tokony antenainy aminao intsony,ary foany ny fifaneraseranao amin\'ny fianakaviany ary ampahafantaro ireo RRny fa efa foana sy rava ny anareo,ary ny tokony tena hataonao dia teneno ny anadahinao izay namany ,hiteny azy mivantana tsy hanelingelina anao intsony ,ary resaho amin\'ny anadahinao ny antony mazava,ary aza idirana mihitsy ny fiainany,pas de morales,fa rahefa mifankahita na mifanojo an dalana dia \"salut\" dia ampy,ary raha mbola misy fanasan\'ny fianakaviany anao dia réfusée o amim-pahendrena ,mahaiza miala pà foana raha mbola mi insiste,izany dia mba ahafahanao mi evité blèmes ny fiaraha monina,ary ny tena tokony ataonao mazava dia am-pahafantaro an\'ilay ex fa efa misy olona hafa solony iarahanao ary ampahafantaro ny fianakavianao ny fisian\'io olona io,sy ny misy anao raha olona avy ivelany faritra no misy azy,mba isorohanao ndrao tsy mbola maty voalavo an-kibo ilay ex nao,dia mazotoa é!
44. colar ( 06/11/2006 18:55)
b zany sosokevitra zany an,ray amreo kosa v tsy mba hita we milay,fa sao de mba sosy b kosa lery le,hahaahhahhha,to tena tonga mantsy d aviavy be zany,nefa mety tena fitiava ko ange e,mety mba tratran paingotra razoky fa sasa ihany no tena tiny,fa zany wee na zany aza aza miverina aminy,andraso le bandy 1 zay ra vazo mitovy ihany,hahhhahahahhhahah
45. sasa ( 07/11/2006 04:10)
manjamanja :-*:-*:-*:-* salut njy hi hihihi h ny manière an'le vaovao akia no tonga d tiako be hi hi hi ihi hi tsotra nefa hummmmmmmm aoka fotsiny, ho tanterahana akia io hevitry njy sy mimich ary bonazy io, misaotra betsaka.
colar fa mba iza wa izany bandy 1 izany????? tsy lazaina amiko mintsy ve?
46. xxx ( 07/11/2006 18:03)
za akia zany ma jolie sasa an :wink::*
47. Fiffi ( 07/11/2006 18:35)
sasa: :-*:-*:-*
48. sasa ( 08/11/2006 04:38)
xxx za mino fa tsy elah lesy le izy, raha elah mantsy fantatro loatra :*:*:*
Fiffi merci akia :-*:-*:-*
49. Fiffi ( 08/11/2006 15:35)
sasa: nahavaly ny fanontaniandry ve aloha ny zavatra rehetra nolazain'ny namana teto ? nisy lesona tsara azo noraisina hiany ve akia ? :):-*:-*:-*:-*
50. sasa ( 09/11/2006 04:34)
Fiffi ye nisy lesona be da be azo noraisina mintsy kan! teny izany ny hoe ny hevitry ny maro mahataka-javatra akia
Misaotra anareo rehetra :-*:-*:-*
51. Fiffi ( 09/11/2006 06:57)
:):-*
52. colar ( 21/11/2006 23:54)
ka inn zany ny fanapahakevitra sasa alo mba lazao fa mahalina b e,i xxx hono zany le bandy ry sasa a,hahah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3946