propagandy
1. vetsoko
(
02/11/2006 16:29)
tokony hitovy zo daholo ny candidats rehetra mandritry ny fampielezan-kevitra:sady ara-dalàna izany no rariny no demokratika tanteraka
répondu par fijo le 10/11/2006 22:40
2. Fiffi
(
02/11/2006 16:49)
mitovy zo ahoana moa zany ? fa raha resaka propagandy kosa aloha de samy manana ny azy ny tsirairay ! samy maneho ny heviny ka asa raha hisy hitovizany ?
3. akama2006
(
02/11/2006 17:21)
vetsoko> izay no voasortara fa hafa foana anie ny fanatanterahana e!io izay matanjaka ihany !ary izay no maha ridicule be an'ilay fividianana satria ny zav dehibe dia misoty fa ny moyen no mandeha aloha!jereo sahady ny tsy fanarahana lalana isankarazany nefa mbola tsy miainga akory ny 3 dec!banania e!
fiffi> mitovy zo=izany hoe mitovy depart fa tsy ny sasany mahazo avance noho ny hafa ary sakanana!:Dazony fiffi kely?

4. Robert
(
02/11/2006 17:26)
Ny Zo aloha de hitovy e. Samy nahazo alalana hilatsaka.
Fa ny vola no atahorako tsy hitovy.
Za ve manana vola be kokoa noho ny sasany de tsy hampiasaiko ny ahy @ izay lany za...
Ry vahoaka, raiso ny vola araraka hoanareo (vola efa natokona holaniana ireny), fa rehefa ao @ isoloire de izay fantatro fa afaka hitondra ny MAdagasikara fidio.

5. lagoon
(
02/11/2006 18:18)
vetsoko:
tokony hitovy zo daholo ny candidats rehetra mandritry ny fampielezan-kevitra:sady ara-dalàna izany no rariny no demokratika tanteraka
ny zo aloa dia hitovy fa ny fitoavana sy ny hery ary fahaizana no tsy mitovy.
Ohatra eo raha misy Coupe du monde,dia misy ny favoris ary misy ny out-sider.Ary tsy misy resaka mihintsy hoe:esorina izao joueurs izao fa mba ho équilibrer ny ekipa rehetra. :-D
7. Fiffi
(
02/11/2006 19:39)
akama2006: azoko ange le izy eh ! fa ny nitondrana an'le resaka no..
Hoe propagandy nefa avy eo firesahana fitovian-jo koh !

8. nororavel
(
02/11/2006 20:44)
Ilay interdiction de meeting @ propagandy dia anti-démocratique satria atao ahaona no hanaoavana propagandy tsy anaovana meeting impossible @ tany izany fa ilay izy dia hita fa manao dictature ny fitondrana satria matahotra @ fampielezana ny marina sy ny halatra ataondra8 sy didy jadona ireo aloha efa vita ny aminy na ho ela na ho aingana mahandrasa fotsiny fa ho avy ny scandale financier isankarazany sy fangalarana isankarazany izay hatahorana mafy mahavidy avion cash nefa volan'ny air mad no notsifina ny devise tao dia ampitahorina ny olona mahalala ny tany tany vohidiala dia halatra be sy fanambakana vahoaka tsy nisy ohatr'izany, ny omby vavy be ronono ny force one ny requisition ny OGN sy ny expérience atao @ voly transgénique angaha tsy ho loza. Ampitahorin'ireto fanjakana sy tribonaly ratsiharovala sy ny bianco izay tsy nahasambotra na depiote iray tim aza fa hita fa fitaovana politika nefa ny karama @ izany ny directeur mandray 40 000 000 par mois raha kely indindra nefa polisy kely vatatay no mba voasambotra
Amiko raha mitohy izao dia ny gidragidra ihany no handrava ity fitondrana ity izay nitsangana tao @ gidragidra ka antsika no misafidy ny marina sy ny rariny na ny tsindry hazo lena sy figadrana sy fivarotana tanindrazana tsotra izao

9. akama2006
(
02/11/2006 21:15)
nororavel> ny tsy ahatongavana amin'izay no maha tsara ny fifanakalozana hevitra toa izao satria dia mety hiafara aminy ra mandrika indray ny resaka,izay ny ahy no hilazako hoe dia mety ho mafy mafy noho ny nahazo ny teo aloha ny ahazo ireo ary ny kely eny ambalahana aza mety hanidina! enga anie mba tsy ho izany fa dia mampalahelo ny mponina malgasy!sendra fatsora lava izao!
10. patrick2002
(
02/11/2006 21:43)
ka ny probleme anie tsy propagandy no ataony sasany fa fanendrikendrehana olona mangalatra eh!
tsy mety kosa izany,
Io ilay toe-tsaina gasy malahelo hava-manana
Raha hitanao fa mangalatra ilay olona ,ary manana porofo ianao lazao
raha honohono0 kosa fanakorotanana izany ary tokony handray ny andraikitru ny ny fanjakana ,na jadona izany na inona

11. kolokanto
(
02/11/2006 22:01)
Miarahaba ny rehetra indray e!
Marina ny tenin'i patrick 2002 hoe omeo ny porofo mazava tsara fa nisy ny halatra toy ny natao sy nisamborana ireo mpangalatra sy mpanimba fananam-panjakana rehetra any am-ponja!
Rehefa misy ny porofo dia mino izahay!
Saingy raha tsy manana izany ianao dia aoka ny fanendrikendrehana olona be fahatany!
Tsy ny fanaratsianao ny sasany akory ny hampamafy be ary ahazoan'ny candidat-nao vato be dia be.

12. Fiffi
(
02/11/2006 22:22)
patrick2002:marina mihintsy zany !
Raha hitanao fa mangalatra ilay olona ,ary manana porofo ianao lazao
raha honohono0 kosa fanakorotanana izany ary tokony handray ny andraikitru ny ny fanjakana ,na jadona izany na inona
13. fijo
(
02/11/2006 22:42)
vetsoko,efa mitovy zo ireo.samy mangalatra manao propa alohan'ny fotoana daholo.samy mitsikaraka sy mandainga daholo hoe ny avy atsy momba ahy e,ny aro manohana ahy e.nsns.
fa ny hozatra hoentina miady no tsy hitovizany.

14. tenagasy
(
02/11/2006 23:35)
Mankamamy e!
Marina loatra daholo izany!
Raisina ny voanteny hoe: "mitovy zo"
Ny ZO iny ho hita eny ihany izay hamaritana azy.
Fa ny hoe MITOVY: fomba na fitaovana tahaka ny ahoana no hahafahana mandrefy hoe mitovy ireto?
Ary raha hita ny fomba na fitaovana, dia olona iza no ananana fitokisana hanapaka amin'izany raha toa ka tsy misy na dia iray aza ananana fitokisana feno eto amintsika h@ izao: - na filoha - na fitondrana - na HCC - na antenimiera - na fitsaràna - na foloalindahy - na BIANCO - ...sns...sns...
Ny antsika ny demokrasia dia hoe: IZAY TIAKO IHANY IO, ka raha vao hoe tsy mifanaraka amin'izay dia maloto, manao kolikoly, mangalatra, tia tena ...sns... ka tsy ekena. Tsy mba misy marimaritra iraisana mihitsy.
Dia toy izao efa omankomanin'ny sasany toy ny @ fifidianana 3 Déc. izao. Raha vao vita tour iray io, na raha vao tsy izaho no lany eo dia halatra izay ka dia miomàna fa ho mafy noho ny teo no hanjo! IZANY VE NAMA!!!! TSSSSSS
"Parfois, on se donne le pouvoir qu'on a!" Ka raha tsy isika rehetra mihitsy aloha no manome fitokisana sy fahefana izay mpiandraikitra eo, avy eo ampiana, toroina, serena sy ahitsy izy tsy hisy raharaha vanona eto.
Dia izao moa no iafarany: jereo ity mba dradradradraintsika hoe demokrasia!!! Eny fa na dia manohina ny fiandrianam-pirenena aza! (oh: adim-poko) Mila hahakivy!
Zo sady adidy ny:- mirotsaka ho fidiana - mifidy - manara-dalàna - mampiely hevitra - mampiasa izay ananana @ ara-dalàna - manao asa fanasoavana - ... ka ny amin'ireto farany dia araka io efa voalazan'i fijo io sy ireo rehetra eo ambony ireo.
Mirary soa! De aza kivy!

15. lagoon
(
03/11/2006 20:28)
Inona ary no maha-taitra ny sasany eto.Ny Propagande ange dia @ 12 Novembre vao tena manomboka e.Ary jereo tsara fa mbola hisy hiala eo satria tsy nahavita nanao "buleta de vote"!!
Aleo miandry tsara aloa fa be wawawa eto e

16. fijo
(
03/11/2006 23:20)
ity resaka bileta ity koa no mahavariana ahy ko.ry pety ve,izay midradradradra fa tena vonona sy tsimaintsyholany,nef ahatramin'izao tsy mbola nanatitra ny biletany akory,di aholany akory???????sa izay indray no hilana ady avy eo hoe avereno ny fifidianana ,fa ny anay izao vao vita ny bileta?????
17. kitjo
(
04/11/2006 07:32)
ngamba heveriny hoe mahazo mitondra taratasy avy any antrano ny olona d soratana stylo
izay ange le manakiana foana fa ny atao aza tsy hita
izay ilay ataoko oe
tsy mahatoky an' iza n'iza izany za fa vavako fts dol afatsy ilay raikalahy izay fts!

19. vetsoko
(
04/11/2006 14:50)
miodikodina ny kozy fa zao
.Tsy mahazo anjara à TVM sy RNM ny candidats rehetra ankoatran'i ra8
.depuis 2005 dia tsy azo atao ny manangana TELE na RADIO mi-couvrir ny territoire national(saika hanao i ratsirahonana dia voarara ohatra)afa-tsy ny MBS,dia ny atao hoe FANDROSOANA sy DEMOKRASIA(liberte d'expression)AHOANA????????????????
.Tsy mahazo manao famoriam-bahoaka anaty kianja ny candidats ankoatran'i ra8,efa fantatrareo io,mandritra ny propagandy
IZANY NO ATAO HOE DICTATURE PAR DEFINITION,sa ve misy mandà?????????????

20. kitjo
(
04/11/2006 15:13)
tena misy mihitsy v hoe 'ankoatra an' i ra8 @ilay didy?
mandritra ny propagandy no lazaina eto fa ny fitokanana tsy propagandy azafady!
akama> ka hoe tsisy bileta ko aona ny atao ra te hifidy azy tsyhivatsy sitlo sy taratasy ve?
atao oh le @Survivor..lol