propagandy
21. akama2006
(
04/11/2006 20:34)
vetsoko> marina aloha izany e!izay no re matetika noho ny hoe mahazo manao famoriam-bahoaka!tsy demokrasia izay aloha,fa ny qualification no tsy fantatra hoe inona no hilazana izay!raha eny andalambe le izy ekeko ihany hoe manohintohina ny filaminana fa na any anaty kianja aza tsy mahazo ,no mahagaga!
kitjo> stylo bic anefa aloha dia toute couleur sa manga ihany!lol lafo be kosa izany mihoatra ny bileta sa ahoana hoy toi!:-D

22. kitjo
(
05/11/2006 06:23)
ka le mpifidy no eritreretindry zalahy hitondra ange e!
zany hoe rehefa mafana fo be ny akama hifidy an fisaka d tsy maintsy mitondra sitlo sy ravi kahie avy any antrano...mmhhh...manankery fts ve ra diso le anarana...lasa oe Pete (kay le, hay moa tsisy accent ny clavier-ko)

23. akama2006
(
05/11/2006 08:26)
lazainy kitjo fa mipete i pety ve!lol:-D,bedy amin'izany eo! humour io fa tsy manaratsy any pety e!sa ...any ka tsy izany va!^^ lollllllll!sa andao atao hoe i Teo Ihany io Miverina io ary e!:-D
24. kitjo
(
05/11/2006 10:19)
hahahhah
ka zay mitsy e!
ny anay aloha aleonay ny Teo Ihany no Miverina e..hihhiih
mba asiana fiomehezana kely njjay fa tsy ampy le tsiky :}

25. akama2006
(
05/11/2006 11:46)
kitjo> ny ahy izany mba hoe Asa vita no hifanmpitsarana e,na i Hasina kely .!andao mba hanao propagandy miaraka aminay ra kitjo a!dia mba hanao propagandy miaraka aminy toi koa za!
hono tokoa hoa:maninoa isika eto le samy manan ny tiany ireo raha mba hoe manao propagandy ho any hafa!azavaiko,fa mety ahafinaritra io an!izany hoe i besoin ohatra manao propagandy any ratsiraka fa tena mba atao matotra an!dia izay tsy tia anyra8 dia manao propagandy ho azy,etc....!mety ahafinaritra a!gymnastique democratique,sa ahona hoy nareo !
atao post hafa ve sa eto ihany no anaovana azy!raha mety nareo dia andao handramana e!
besoin,kitjo,jpeg,belaza,rainy,fijo,lagoonn,tenagasy,pakopako vetsoko,etc......?:*:-*

26. kitjo
(
05/11/2006 12:43)
alefaso....fa ny ahy aloha ra8 no tiako fa za ko afaka manao ho an' i ratsirahonana sy Hasina...ireo ihany no azoko iafiana @ ireo ambiny
fa ataovy poste hafa na any @ hatsikana sy lalao...:-D:-D

27. tenagasy
(
05/11/2006 22:38)
Mankamamy!
Tsara be ilay hevitr'i akama2006! Tsy ilay lohateny loatra fa ilay hoe hiara-milalao mihitsy.
Koa dia vonona tanteraka ny aty. Dia efa soritana mazava dieny mialoha anefa fa kilalao, TEATRA no hatao. Ka dia araka izay e! Samy manao izay vita, ary tena milalao @ fo. Rehefa mifarana ny lalao dia misaraka amimpifaliana, ary indrindra: tsindriako tsara ity: tsy azo voizina @ zavatra hafa izay hevitra na teny nifanankalozana tao @ lalao. Sao manko misy hanao am-po sy ho tezitra anaty, indrindra ireo tena manohana mahafatra-po olona iray, tadidio fa kilalao ho hatao.
Ambarao ary ny sehatra akama2006 a! Tsinjarao ny andraikitra! Tanisao izay fitsipika vitsivitsy sy tsotsotra hifandaminana! Dia tsofo ny kiririoka, fa avy dia hamango izahay an!
Kotrana ny rehefa rahatrizay hilatsaka ho filoha i akama2006 izao. Tonga dia namana ato @ serasera atao Dir Campagne an!
Mirary soa!

28. akama2006
(
06/11/2006 08:37)
kitjo> ny tena mety aminao izao i pety ko!efa lazainao fa mipete ihany i pety!:-D!
tenagasy> na mpanao baolina fahiny na dia havanana aminy hatsikana!i kiririoka izany ny mpitsara dia hanomboka ny lala an!:D
ireto ary ny fitsipika raha mety ho any rehetra:
1- kilalao ity fa tsy tena izy sao tokoa misy manao ampo tokoa!
2- ny mpilalao dia manohana(popagandy), olona mpanao politika hilatsaka aminy 3 dec izao ,izay farany izay tsy tiany indrindra!
3- mba tsy hisiany fanohanana maro ho ana olona iray izay mety ho succés fou :-D( ra8,hasina,ratsiraka junior,pety:-D(kitjo),etc....!)dia soritany tsirairay amboalohany ny olona ho tohanany!
4- faritana ho post 3 avy isaky ny mpifaninana,ka aminy post faha4 izany dia mijanonana ny lalao dia manao ny bilan de campagne avy ny tsirairay!
5- ny maha 3 azy dia ,ny 1 fanehoankevitra,2 mamaly ny fanontaniana,ary 3 farany manao famintinana sy ny teny famaranana!
ka iza avy aza ny olona ho tohanany tsirairay,misy 14 izy ireo dia samia manome ny azy avy ary!
fanamarihana: izay manoratra voalohany no mahazo ny anarana olona 1!dia ny manaraka izany mifidy hafa indray,mety ho ampy ihany aloha ny 14 satria isika eto tsy dia tena betsaka ,asa anefa!:-D
kiririoka!priiiiiiiiiiiiiiittt!

29. kitjo
(
06/11/2006 13:16)
andao aza fa tsy aleo ve any @ Hatsikana sy lalao ry akama an?
andeha sokafako raha mbola tsy misy ao!
andeha sokafako raha mbola tsy misy ao!
30. tenagasy
(
06/11/2006 21:07)
Mankamamy!
Efa raikitra ny firotsahana ary an! Sao taraiky any ka mikatona eo ny H.S.S. (Hidin'ny SeraSera) izay vao hoe: tsy ara-dalàna ny fitsipika napetrak'i akama2006 fa asio fanovana lalam-pandokafana! Na koa hoe tsy ekenay ny fanomanana sy fandaminan'i kitjo fa hibodo tsy handray anjara izahay!
Tonga dia lany ny anay an!

32. akama2006
(
07/11/2006 17:33)
ny ahy izany ra8 e!sa efa nisy naka ?aiza aloha izy ity no ataontsika fa sao misy roa koa.
etoa ihany sa hifindra monina atsy aminy hatsikana?

35. akama2006
(
08/11/2006 10:33)
fijo> voatery hamaly aho nefa efa hoe hanomboka ny lalao!efa nahavita ziy!olona 4no efa nahavita ny azy,hasina,ra8,herizo,lahiniriko!
36. tenagasy
(
08/11/2006 10:40)
Mankamamy!
Miandry anareo ny mpandoka r'i akama ah!
Ary @ hatsikana sy lalao:
lalao politika: Manao propagandy ho an kandida tsy tinao
Io no lohateniny!

37. fijo
(
08/11/2006 22:56)
akama ,milay izany ka,tena fifidianana izany rah aireo no nahavita,ny sasany ve izany nandany vola fotsiny le
38. kitjo
(
09/11/2006 18:59)
tokon zareo reo fts marina ange no milatsaka e
mety mba misy spectacle kokoa na tsy ho lany aza ny sasany
ny sisan zay ttsss

40. kitjo
(
10/11/2006 14:01)
ra za aloha ny ohatra an' i Elia mi desiste a e!
mety vo mainka malaza kokoa noho le oe tsy lany...