TSY AZO ITOKISANA INTSONY NY SIPA ANKEHITRINY...

1. xxx ( 30/10/2006 18:39)
Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny indrindra eto @ tanàna (DAGO) dia mahalasa saina ihany ny sipa ankehitriny fa miodina atsy miodina aroa ny fiainana sarotra ve no mahatonga an'izany sa inona loatra?
répondu par batita le 13/01/2007 10:30
2. andry08 ( 30/10/2006 19:33)
ka raha ny ankehitriny aza tsy azo hatokisana, iza indray no hohatokisana?Ny taloha sa ny vao ho teraka?
3. kelly13 ( 30/10/2006 19:55)
lolll andry08
4. sipagasy ( 30/10/2006 20:12)
mmhhhh, eka ozy hihihi tsy azo itokisana ???? ary ianareo??? izahay anie ka masi-mandidy @ vatanay e!!!! ka inona ny maha-very saina anao @ izany hihih, mahereza hatrany e! ny saina no atanjao e!!!
5. Zina ( 30/10/2006 20:35)
TSY AZO ITOKISANA INTSONY NY bandy ANKEHITRINY
6. mimich ( 31/10/2006 08:20)
zina>=D=D=D=D, za koa tonga de io mihitsy no noeritreretiko hosoratana vantany vao namaky ilay size
7. vahiny2004 ( 31/10/2006 09:39)
Aza généraliser-na moa e,ataovy hoe MISY tsy azo itokisana, na lahy io na vavy
8. booboo ( 31/10/2006 10:15)
TSY AZO ITOKISANA INTSONY NY bandy ANKEHITRINY


ka raha ny ankehitriny aza tsy azo hatokisana, iza indray no hohatokisana?Ny taloha sa ny vao ho teraka?


:-D:-D
9. fiderana ( 31/10/2006 10:18)
hatahorako hanolana i anao izany an!, tsy mahatoky sipa eto dago intsony dia haka ny mbola zazah tsy ampy taona:lol:....tandremo mampigadra=))=))=))
10. ikalakintina ( 31/10/2006 12:26)
aza generalise na kosa moa e!na ny lahy na ny vavy!
11. andry08 ( 31/10/2006 12:49)
fiderana: ka ilay olona milaza fa tsy hatokisana ny vehivavy ANKEHITRINY. Amiko dia ny ho avy no hatokisan'io olona miafina io sa ny efa lasa ?
Tsy afaka hisafidy ny lasa sy ny vao teraka izy nefa be vava hoe ny ANKEHITRINY! Il faut vivre de son temps !Ary raha sahy izy dia milaza hoe :iza?
12. tasitra ( 31/10/2006 13:48)
Samy mahatsapa tsika fa tsy mora ny ady @ fiainana @zao fotona izao. Raha tsorina d mahantra ny gasy @ ankapobeny, ankoatry reo zay vitsi2 manana. Ary zany indrindra angamba hoy ah no mahatonga ny ankamaron'ny tanora @zao fotona izao na lahy na vavy hikaroka an'zay mahatsara2 ny fiainany, any fa na d hatr@ fomba tsy d mendrika lotra aza. Ary inoko fa miainga avy any ny fototrio ady hevitra 1 io.
Fa tsy vitsy ko alh le midegany e!:D:D Mety vodona tany ho any angamba d te hamaly faty na te hirevy tsotry zao!:D:D:D:D
13. soanja ( 31/10/2006 14:18)
xxx:

Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny indrindra eto @ tanàna (DAGO) dia mahalasa saina ihany ny sipa ankehitriny fa miodina atsy miodina aroa ny fiainana sarotra ve no mahatonga an'izany sa inona loatra?


Raha izaho (lehilahy)no mahatsapa tahak'izay de manontany tena hoe inona izany no tsy ampy amin'ny bandy gasy na lehilahy ao Dago, satria ao no resaka izao, no mahatonga izany. Satriny sipa tokoa ny hitoetra sy hipetrapetraka ary haka hafanana sy fitiavana nefa de tsy izay no mitranga zany.


14. melody ( 31/10/2006 14:27)
Tokony tsy hifanome tsiny satria samy coupable daholo na lahy na vavy - tsy ny rehetra anefa an! Samy olon-dehibe ka samia hoy aho mandray handraikitra @ action daholo, sa ahona zalahy?:wink:
15. fiderana ( 31/10/2006 16:14)
xxx >> fitiavan-tena ny anao, fa ny hanontaniko aloha , manambady ve ianao?, fa izaho aloha tsy mbola manam-bady fa eo ampikarohana, na lahy ianao na vavy, dia tadidio fa vhv no niteraha anao, dia mbola ho vhv no hiteraka zaza, aza alefa alavitra ny saina , fa manjary toy ny olona tsy manana fitiavana ianao,be ahiahy lava @ toetran'ny vhv, ilaina ny hasarotam-piaro fa ny anao tafahoatra ny mety, mbola hitohy......!
16. kala ( 01/11/2006 13:07)
shhhhhhh, misy foana ny tsy azo itokisana na bandy na sipa ê!
saingy rehefa ny sipa no manao zvt tsy norma kely dia bla bla bla bla be

refa ny bandy dia toa lasa vedety hoazy leiry nefa ny hagegeny no mahatonga azy ho vedety.

Fa tsika eto amin'ny sera² no tokony hanana fomba filery hoe "tsy généraliser-na hoa ny tranga toa itony".

fa iza koa no matoky lehilahy? :roll:

diamondra27 > aiza ndry fa mila andry ato
17. MTN ( 01/11/2006 16:51)
ilay izy toe-javatra mampalahelo nefa izaho ohatra ny :lol: izany mahita anareo mifanasa vangy. :°)
18. fasaly ( 01/11/2006 17:40)
xxx:

Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny indrindra eto @ tanàna (DAGO) dia mahalasa saina ihany ny sipa ankehitriny fa miodina atsy miodina aroa ny fiainana sarotra ve no mahatonga an'izany sa inona loatra?


in no hifandraisanlay resaka miodina sy ny fiainana sarotra??????:roll::roll::roll:
19. Ruby ( 01/11/2006 19:50)
tsika eto amin ny serasera mihitsy no betsaka tena tsy azo itokisana e...jereo ange raha tsy efa nahazo hafatra t@ olona manambady nareo milaza hoe mahafinaritra be enao, aiza ny tel nao, aiza ny zao nao sns e...:? de rehefa avy eo kay lery efa manambady....vendrana beuh
20. booboo ( 01/11/2006 20:29)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0942