TSY AZO ITOKISANA INTSONY NY SIPA ANKEHITRINY...

21. cabot ( 01/11/2006 22:15)
mahagaga raha ny bandy no manao tsy misy kiana fa rayha sipa dia ritsoka be oahatra hoe zaho vehivavy zao afaka miteny koa hoe nasiako akia rakoto dia nohaniko nataoko nalemy mihits
22. cabot ( 01/11/2006 22:20)
zaho zay miteny aloha dia tena miodina tanteraka ;zay miodina saosy fa nareo miodina lany saosy
23. boubounezy ( 01/11/2006 22:28)
@ko na ny lhl na ny vhv anketriny dé tsy azo atokisana, nefa zany tsy midyka fa ny retra na lhl na vhv, fa misy dé misy tokou ny tena azo atokisana na zany aza!:lol: si non refa tsy atokisana marina ve tsy aleo elana fa zany aza izy efa wé TSY ATOKISANA:roll:
24. kelly13 ( 02/11/2006 20:24)
Ruby:

tsika eto amin ny serasera mihitsy no betsaka tena tsy azo itokisana e...jereo ange raha tsy efa nahazo hafatra t@ olona manambady nareo milaza hoe mahafinaritra be enao, aiza ny tel nao, aiza ny zao nao sns e...:? de rehefa avy eo kay lery efa manambady....vendrana beuh


:-D:-D:-D za tsy mbola nahazo afatra otran'izany kou! lollll!!!

ka ny gasy iany v no tsy azo atokisana hono fa ny vazah rehetra azo atokisana???;-);-)

25. unjila ( 02/11/2006 22:00)
de atokiso indray ny bandy e ,refa tsy atokisanao tsony ny sipa
26. MTN ( 03/11/2006 01:53)
:-D:-D:-D
27. lysie83 ( 03/11/2006 13:12)
Zina:

TSY AZO ITOKISANA INTSONY NY bandy ANKEHITRINY

zany mints no tena marina ary io no tena tokony ipetraka eo.Satri mamitak daol tsinon ny band ka!d mb mitad ze mahamirana ny sain ny vhv.Ny lhl mints ange no tena ts matanty ref mb ataon'ny vhv kel e!nef tsy ampahafirin ze ataony ol.

28. Fiffi ( 03/11/2006 17:39)
hummmm ! hanaovan'ny vhv tambabe ato ny bandy ! mety tsara kah ! :-D:-D:-D:-D:-D
29. diamondra27 ( 03/11/2006 17:46)
kala ity akia za a!:lol:

za koa tsy matoky kofy tsony zao, de iza ihany no atokisana zany


kala : aleo aloha hilaza ny sasany fa ho avy eo za!

30. degree ( 03/11/2006 23:27)
TSY DIA NY REHETRA KOSA E!
31. soanja ( 04/11/2006 05:44)
Misy koa le option hoe rehefa tsy azo atokisana ny sipa de le mitovy sex indray todiana maso sao mba any no ahitana le tena fahasambarana. Be de tokoa mantsy no efa mirona aminio noho izay olana izay. Nefa moa ve ka nahita lay tena fahasambarana, izay no tsy fantatro. :wink::wink:
32. mimika ( 04/11/2006 16:19)
Io ry zareo dia toy ny saonjo 1 lohasaha a!
Fa ny fahatsapako dia izao e,rehefa tsy nisantatra dia amboary ny saina fa ampahafirin"ny efa tany alohanao rehetra tany io a!Ny olona nisantatra azy ary mety mbola tsy nahatazona azy koa izay ianao aty @ firy em place moa???????????????????????????????
Ntsika lhl ihany koa ange no mamono passeport antsika e!Za aloha de joba efa vitan-dry zalah avy any no miaraka amiko fa de hirako mintsy le hoe fahafiry moa za ty no mitetika ny ho ahafehy sipa a@^ izao fotoana izao!Conseil:Raha tena hitazona sipa de ampitondray kitra izy e!Sitrany ahay aloha
efa misy point hampipetraka azy!Nefa...zaza 7 koa tsy mahafehy tokantrano e!Resaka tsy ho tapitra mintsy io e!!!!
33. Zina ( 05/11/2006 03:59)
Resaka tsy ho tapitra mintsy io e!!!!

ie
34. tslem ( 05/11/2006 19:31)
Raha hisy Adama sy Eva jôjôpil ndray ngamb vô hahita an'zany azo itokisana zany na lhl io na vhvy,amzay mantsy vao² dôly ny retraretra :{:{:{
35. nikopol ( 09/11/2006 16:50)
xxx1 mijaly mintsy ianareo zany an :-D:-D:-D
36. Fiffi ( 09/11/2006 18:13)
:-D:-D:-D
37. pimaso ( 16/11/2006 11:33)
BANDY KELY TSY MANAMBOLA TSY ATAKALO BAINA EFA.SOLA
PETATSANGA SAHIRANA TSY ATAKALO BAOMANGA MANGIRANA
FAKAFAKAO
38. Tenio ( 20/12/2006 07:43)
pimaso>hihihihi asivo feony hoéé
39. tivinah ( 12/01/2007 09:23)
Tena mampalahelo dia mampalahelo ankehitriny ny mahita sy mandre fa misy Malagasy manao tsinotsinona ny maha-Malagasy. Izay no naha tany ny tany fa indro izy ankehitriny nolotoin’ireo tanora, eeeeeeeeeeeee ! Izany rehetra izany dia vokatry ny fitiavam-bola diso tafahoatra, tsy fanana saina mahay mandinika, tsy firarahiana, malemy hatoka, mora adalaina, midika tsy fananana hazon-damosina ho an’ny tanora rehetra, manalabaraka ny mpiray tanindrazana, manetry ny voninahitry ny Malagasy, mampidi-doza ho an’ny tanindrazana, mora voasariky ny ratsy, mihevitra ny tenany ho dange be, mizaozao, mihevitra ny tenany ho tsara no ho iza kanefa endrika ivelany fotsiny tahaka ny fasana sanatria ny vava.……………….. Misy ireo milaza fa ny Malagasy mbola manana toe-tsaina ambany satria rehefa mahita ireny karazana film tsy fampiseho masoandro ireny dia mbola misy ny miafinafina fa ireo hafa firenena kosa efa mahazo mijery izany daholo na hatramin’ny zazakely aza. Izany ve no fandrosoana ???????????. Ampandrosoy amin’izany ny firenenareo fa ny anay kosa ho tazominay hatramin’ny farany ny fahasorobidin’izany maha-Malagasy izany. Indro ankehitriny ry zazavavy fa toa lasa saribakolin’ny vazaha ka manaiky izay tiany hanaovana azy, tambazana 10€ dia ndao. Indrisy !
Sarotra ho an’ny lehilahy ny hiino fa mbola mitana izany fahadiovam-pitondran-tena izany ny viavy amin’izao fotoana izao, ny 2% ihany angaha raha ny salan’isa no jerena. Aza omena tsiny aho raha ianareo vehivavy no asiako teny eto satria rehefa ianareo taomina no manda dia tsy misy ny toe-javatra tahak’izao, ka hoy aho aminareo hoe mandiniha tsara alohan’ny hanaovana zavatra iray ka sahia foana mamaly ny TSIA rehefa tojo ireny zavatra ireny ianao. Hoy ianareo hoe, ka misy ny lehilahy manao ankeriny ko, efa misy lalàna mifehy azy ireny ka tsy maninona raha feno aza ny fonjan’antanimora nohon’ny fifanajana izany didin’Ilay Nahary izany. Mampalahelo fa vao zaza 12 taona dia tsy efa manao izany resaka fitiavana izany sahady.
Io lohahevitra io aloha dia tsy hisalasalana fa tena marina e fa kosa matoa tsy hatokisana ny vehivavy dia misy koa ny lehilahy tsy azo antoka. Izay aloha no hevitro fa ny anareo no tsy haiko, fa zao fona e, aza manaiky mihintsy ianareo vehivavy fa ry zalahy anie ka rehefa azony izay ilainy dia avelany eo enao e, satria enao nanaiky azy eny fa na dia nataony sangisangy ihany aza kanefa moa lasa tena izy dia aza gaga.
Ny fitiavam-bola diso tafahoatra no fototry ny ratsy e, jereo ny voro-manidina fa angaha moa ireny namboly ka hanantena hioty, na namafy ka hanantena hijinja, na nitahiry ka hanantena ambim-bava, na nanan-kavana ka hanantena hisambotra, na niasa ka hanantena handray karama….. fa ny haniny an’io tadiaviny an’io. Fa saingy nohon’ny fitahian’Ilay Nahary azy, ary koa ny fahazotoana ananany sy ny herim-po, ny herin-tsaina, ny finiavana, ny fanetren-tena indrindra indrindra dia velona soa aman-tsara izy.
Isika olombelona kosa raha amin’izao fotoana izao no jerena dia manantena ny hamantambonina fotsiny.
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny teny any ampon’ny mahalala.
OK mahereza daholo .
40. batita ( 13/01/2007 10:30)
Aleo izy hiodina fa refa fanina ve izy tsy hijanona e!:wink:Ngah ny bandy ihany no tokony hiodina!8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2222