saika namana taloha no tadiavina

1. Ruby ( 30/10/2006 17:46)
Izaho ihany koa dia mitady bandy izay efa ho valotaona lasa izay.(aza mihomehy an, sao dia mba namana eto izy, iza no mahalala?)
Tao amin ny CITE ambohijatovo no nahitako anao voalohany fa nanao exposition tao ianao( nifampijery isika ary nifanarakaraka)
nomenao ny adiresinao aho ary nanao fotoana tany antranonao isika ka nalainao sary hosodoko aho.... dia nanao fotoana teo amin ny alliance francaise teo andavamamba isika fa ny tranonao dia juste ao ambadika kely ao. trano fotsy ngeza be io.
dia nataonao ny sariko..dia nandihy rock isika...
dia hoy ianao hoe mety handeha hianatra any Italie ianao hanao resaka arts...
dia niantso ahy ianao t@ tel tany antrano.... dia zokinay no nandray anao dia adinony niteny tamiko...anefa aho lasa tany andafy taoriana kelin io dia tsy nahazo vaovaonao intsony....

mba hilazao vaovaonao aho raha sendra ka sendra ka eto ianao. iza no mahalala?
répondu par ninih le 10/11/2006 13:26
2. Fiffi ( 30/10/2006 18:19)
iza no mahalala marina ! enganie ka ho hitanao io namanao io an! :)
3. andry08 ( 30/10/2006 21:12)
Mba antsoy re izy raha ao ianao e!
4. Fiffi ( 30/10/2006 21:42)
eny hoe eh ?
5. andry08 ( 30/10/2006 21:54)
ie!:)
6. Fiffi ( 31/10/2006 06:22)
ry zareo ao Italie ao zao angamba mety mahafantatra azy ! (raha any izy):)
7. mandrindra ( 31/10/2006 11:03)
tena artista marina ilay ranamana raha izany
8. ninih ( 31/10/2006 13:46)
mba ombay mitady ry reto fa mampalahelo izy a!
9. jentilisa ( 31/10/2006 15:14)
Dia aza ihomehezana tokoa re izy e!
10. booboo ( 31/10/2006 15:32)
11. tslem ( 31/10/2006 16:00)
sao dé ambatonakanga fa tsy ambohijatovo ry ruby?
mba ampio kely aloha oe " toy izao ny momba azy " fa toa sarotsarotra raha reo fotsiny koh
12. Ruby ( 31/10/2006 16:24)
Ie, CITE ambatonakanga kah. :P misaotra anareo e. Marihina fa na ny anarany aza anie tsy tadidiko e. Nefa izahay tena ohatrohatrizay be mihitsy... dia indroa mandeha nifanena fotsiny dia tapaka ilay izy. Izy nanandrana niantso ahy tany antrano saingy zokinay nanadino ny nilaza tamiko ary tsy hitany ihany koa ny tel- ny ary izay no niafaranay!!!
13. Fiffi ( 31/10/2006 16:49)
jentilisa:
Dia aza ihomehezana tokoa re izy e!
fa iza no mihomehy azy eo ? mirary azy hahita an'le namamy no hatao koh !


14. ninih ( 31/10/2006 17:09)
de ahoana fotsiny izany raha ny anarany aza tsy tadidy sa tsiambara eto kosa hoe e!
15. Fiffi ( 01/11/2006 06:58)
Ruby:
Marihina fa na ny anarany aza anie tsy tadidiko e.
zany ve ?


16. kala ( 01/11/2006 07:32)
Ruby > tena nampalahelo koa zany tsy nifanena zany tsony! Atao ahoana fa izay lay fiainana.

Antsointsoy eo sao dia mba eto ihany izy.

Mahereza mitady :-*
17. Fiffi ( 01/11/2006 18:39)
fa tena hoe lasa any Italie zany ve sa...
18. Ruby ( 01/11/2006 19:43)
tsy haiko izy na lasa any ihany na aiza izy izao, mety efa nanambady angamba:(
19. Fiffi ( 01/11/2006 20:43)
possible !
20. prime ( 03/11/2006 10:35)
Anontanio marozevo...:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4492