saika namana taloha no tadiavina

21. tslem ( 03/11/2006 11:08)
ny mapasarotra an ty tantara ty dé na ny anarany aza tsy haindRuby koh,dé inn zany n hevitra ? :roll: :roll: :roll:
22. Ruby ( 03/11/2006 16:07)
:cry:
prime: iza i marozevo
tslem: ie, tsy azoko mihitsy hoe adinoko ny anarany nefa izao tara be taminy. otran ny tsy mitombona e...nefa ve firy taona aty aoriana aho mbola mieritreritra azy fona. 8-)8-)8-)
sa nareo mba manao izany :?:
tsy oe lasa adala aminy akory ao fa tongatonga saina oe aiza ary izy izay rehefa mba mahatsiarotsiaro iny.
23. Fiffi ( 03/11/2006 16:33)
Ruby:

tslem: ie, tsy azoko mihitsy hoe adinoko ny anarany nefa izao tara be taminy. otran ny tsy mitombona e...nefa ve firy taona aty aoriana aho mbola mieritreritra azy fona. 8-)8-)8-)
tara be taminy ve enao de hoe hadino ny anarany ? zany angamba ny zavatra tsy mitombona indrindra sady impossible ! bandy naha-tara ahy t@ zah vao 15 taona aza hatramin'zao mbola tadidiko foana........


24. kala ( 10/11/2006 07:02)
zà aloha dia tena tsy nahafantatra an'izany olona izany ê! vao mainka hoe any Italie.

omeo le anarany fa tsy hitako zay olana, sady le olona koa ange afaka mandefa hafatra miafina any aminao rehefa avy eo ê!

Ruby > sao dia mba hadinonao koa ary ny tena anaranao fa ilaozanao manao rugby any :wink::-D:-D:-D
25. ninih ( 10/11/2006 13:26)
de tena mande anjambany ko anie le antso e! ka na le antsoina aza ny tarehany fotisny no tsarona sisa ko! :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1971