Marary fitiavana
1. salmo
(
29/10/2006 21:15)
Nisy nahatonga sms dia ozy izy: . ¿in no mety ho fanafodiny?
répondu par vale le 11/11/2006 15:33
2. Fiffi
(
29/10/2006 21:23)
de marary fitiavana ahoana koh zany ? tsy mahita tory ve izy de hoe marary fitiavana ? :?::roll::roll:
3. fasaly
(
29/10/2006 21:44)
:-D:-D:-D:-D:-D tsy matik'i loloj'i fiffi mitsy ioty salmo ity an!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:roll::roll::roll:
4. salmo
(
29/10/2006 21:49)
Bueno. in no hilaivany ahy @ sasakalina raha marary ilay Joba leisy ry Fiffi:-D:-D imposible
5. Fiffi
(
29/10/2006 21:55)
de raha tsy mahita tory hatramin'ny maraina ve zah ohatra de marary fitiavana zany ? :?::roll::roll:
7. fasaly
(
29/10/2006 22:00)
ary de ho bedin'i fiffi eo indray mantsy io salmo io fam iteniteny fona:?:x
fiffi:-D:-D:-D:-D:-Dsao tsika eo no tsy hahita troy ampiresahi'ni lekely eto ry fiffi
fiffi:-D:-D:-D:-D:-Dsao tsika eo no tsy hahita troy ampiresahi'ni lekely eto ry fiffi
8. salmo
(
29/10/2006 22:09)
Fiffi, non! mety tsy harary enao kah. Ary tsy misy hifandirana amin'izany rehefa imposible.
9. Fiffi
(
29/10/2006 22:10)
bon ! isika sy fasaly zao ohatra hi-kozy eto hatramin'ny 3 maraina de inona no fandraisan'i salmo azy ? na hoe handefasako sms i salmo hoe kiiii !! efa @ 3 maraina zany de midika ve zany hoe marary fitiavana zah ?
heu...sa ve le sipan'i salmo no marary fitiavana ?
heu...sa ve le sipan'i salmo no marary fitiavana ?
10. vale
(
29/10/2006 22:14)
salmo:Milay ange izany ry salmo ê, ny ffodiny de bombarder-nao sms kou izy koa?:roll::^)
Nisy nahatonga sms dia ozy izy: . ¿in no mety ho fanafodiny?
16. andry08
(
30/10/2006 12:13)
Handefaso bisous be dia be @sms izy dia manonofy an'i salmo , dia mahita tory be avy eo!:D
17. vale
(
30/10/2006 13:10)
Fiffi:Fiffi: tsy azoko, vao mianatra inona? sa le hoe @ i Salmo vao bandy kely ve de tsy ampy experience:):°)
ka bandy kely vao mianatra izy kah !
Salmo::wink:
