I Dada sy i Neny
1. Fiffi
(
28/10/2006 06:04)
Ao ry zareo mba omeo tononkira mikasika an'i Dada sy Neny raha mba mahafantatra nareo an!
Ohatra aiko kely hiany izy fa mba tohizo .
Dada sy Neny rehefa miteny
Tsy maintsy hajaina
Fa fototrin'ny aina
Matoa lasa ambony ireo mamin'ny fony
Fa i Dada sy i Neny no fototr'ireny
..........
na koa ilay hira hoe:
Ho tahiana anie i Neny
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana amam-bolana
...........
Misaotra anaoreo.:):-*

répondu par ninih le 08/11/2006 12:27
2. tslem
(
28/10/2006 08:55)
ty n tohin lé vôlohany ry fiffi a:
ny zaza manjeny rehefa tafita
ny ray aman-dreny no hodiana tsy hita
ny zaza mpanoha ;manara-dalàna
ankaro ho soa ireo vy nahitàna.
tadidiko be io fa hirako t@ zah nanao spectacle t@ mbôla kely,:lol::lol::lol::lol:

3. tslem
(
28/10/2006 08:59)
ity koa misy hira tsara be ho an'ny neny:
Ry neny ô,ry neniko,lazaiko anao fa tsy afeniko
ny tenako dia mbola kely ,tsy manam-bola velively
aza dia omena tsiny ry nitrotro ahy fahiny
fa ny azoko omena ,dia ny foko volamena.
Ry nitaiza nanasoa ,ny fitiavanao tsylany,
ary fahendrena koa no hanampiako an'izany
ry neny ô,ry neny tiako,ianao no fifaliako
ka ny mamiko eto an-tany dia ianao irery ihany.
Ilain' i sipagasy mitsy zao reo hirahira reo,sa tsy zany?

9. Fiffi
(
28/10/2006 15:43)
ganafolaka: io kosa aloha tsy ho hadino mihintsy an! na de ny fitiavana an'ireo RAD aza ! :)
10. ganafolaka
(
28/10/2006 16:08)
Fiffi:
ganafolaka: io kosa aloha tsy ho hadino mihintsy an! na de ny fitiavana an'ireo RAD aza ! :)
ny fitiavana le RAD efa vojanahary ka ! mampihavaka antsika oul am biby io :wink::wink:
misy hira izay koa tena milay be le hoe
aza mampiesona RAD ry fitaka
........ hajao izy ireo
fa nahitana masoandro, raha tsisy azy tsy teo
.....
misy version hira gasy maredona tsara io
12. tslem
(
28/10/2006 17:55)
ZAh kou tena mbôla tsy nahéno an'zany mitsy hatsizay niénako teto amboun tany:roll::roll::roll:
13. cutie
(
28/10/2006 17:57)
ny fitiavana le RAD efa vojanahary ka ! mampihavaka antsika oul am biby io
:roll::roll::roll::roll:
14. andry08
(
28/10/2006 19:41)
Hafa ihany i Mama, neny mama koa
Ny iray tampo kiady
Azo hiankinan-doha ny vady
Loharanon-drehareha ny zanaka
Ka tsy hahatsiarovan-tena lanaka
Naha-olona ahy i Dada
Nefa izao no mahagaga
Hafa ihany i Mama, neny mama koa....
Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Tsy nitandro hasasarana
Tsy nety valalanina
Isaorako eto ny anaranao.....(hiran'i Bodo akia fa ny tohiny tsy tadidiko an!:*:*)

15. Fiffi
(
28/10/2006 19:49)
ganafolaka::roll::roll:
ny fitiavana le RAD efa vojanahary ka ! mampihavaka antsika oul am biby io :wink::wink:
andry08: misaotra akia an! toa efa henoko koa izy io fa tsyaiko ny tonony .:):-*:-*:-*
16. cutie
(
28/10/2006 20:06)
Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Tsy nitandro hasasarana
Tsy nety valalanina
Isaorako eto ny anaranao
Ianao indrindra no nampianatra ahy
hiatrika ny fiainako any aorina
Niaritra ny mafy ianao
....
Miotetra am-poko ny fitiavanao
Fitia tsy manam-petra
Ny fiainako rehetra
o ry dada o tena tiako ianao
17. Fiffi
(
28/10/2006 20:09)
cutie: misaotra akia an! asa re raha aiko io hira io fa mety henohina aloha !:):-*:-*
Fa sao de misy mahay an'ity ?
O ! ry Dada sy ry Neny
Mba hasehoy anay ange
........
Raha manetsa vary e !
Toy izao ange rankizy
No fanetsa vary e !
Mianara re rankizy............
Fa sao de misy mahay an'ity ?
O ! ry Dada sy ry Neny
Mba hasehoy anay ange
........
Raha manetsa vary e !
Toy izao ange rankizy
No fanetsa vary e !
Mianara re rankizy............
18. kelly13
(
28/10/2006 20:24)
ny fanaonareo fahiny
raha hanetsa vary ee (satria hanetsa no tphiny)
d lasa @ zay njy ry fiffi
raha hanetsa vary ee (satria hanetsa no tphiny)
d lasa @ zay njy ry fiffi
20. Fiffi
(
29/10/2006 07:10)
ary misy mahay ve ity ?
Dada ô
Aza bedisinao aho
Raha toa mangalatra
Tsy hoe tsy ampy ..........
Dada ô
Aza bedisinao aho
Raha toa mangalatra
Tsy hoe tsy ampy ..........