LUCKY DUBE à MADA, tongo-bakivaky .....
1. lemenakely
(
25/10/2006 05:59)
Tsy vitsy amintsika angamba no mahalàla ity kalazalahy afrikanina tatsimo ity eo @ resaka reggae dia i LUCKY DUBE izany.
Akory nefa ny hagagàna raha mahita ny lahatsoratra voalaza ao @ wanadoo.mg fa na tany MAHAJANGA na tany ANTSIRANANA dia niafara t@ tora-bato sy fanimbàna fafanan'olona avokoa .Asa misy ambadika pôlitika ve ny fanakorontanana atao @ izao ankatoky ny fifidianana izao sa araka ny voalaza dia lafo ny vidim-pidirana nefa be ny te hijery.
Ny fanontaniana mipetraka dia hoe fa angaha rehefa tsy manam-bola dia ny fahafahan'ny sasany mijery no simbaina @ resaka herisetra toy izao.
MAMPALAHELO TOKOA NY TOE-TSAINA MIREFAREFA toy izany? ary tena manimba ny atao hoe imagen'i MADAGASIKARA mihintsy raha ny fijeriko azy!
Tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra hoy ny NTAOLO .

répondu par vale le 25/10/2006 22:30
2. Fiffi
(
25/10/2006 06:06)
ireo olona tsy nahazo toerana sy tsy tafiditra no nanao ny degany tahak'zao ! tena mampalahelo an!
3. robot
(
25/10/2006 07:03)
slt! dol an:D
zah mo tsy de tia mijery spectacle zany
fa ny azoko ambara aloha dia izao
eto majunga zah io , ary naheno ny niatombohany korontana izay nisy t@ io andro ny alahady teo io
misy tokoa ireo ol izay tsy tafiditra ,asa na noho ny halafosan'i fidirana angah ,dia niseho ny toetra tsy mendrika sy tsy maotina manala baraka rehetra io.
de asa izay tampoka teo ,fa ny auto ny POLICE mipetsaka tsara eo tonga de nisy nitoraka ny fitaratra ,ka tsy manome tsiny ny mpitandro ny filaminana aloha ny tenako raha izany no toetra ny ol sasany eh
hany ka voadaroka dol izay rehetra tsy ankanavaka hitan'i POLICE nanodidina ny fiara teo
na lahy na vavy, tena vono io fa tsy mba sangy an
ary henoko ny maraina fa misy ol eo @ 40 à 50 eo
voasambotra sy voatazona any
de zay aloha ny zvtr kely mba henoko eh!
mahamenatra ny toetra raha toy izany fona ra malagasy sasany eh!
marina raha izao no mitohy an, tsy hisy mpihira vahiny ho tonga intsony eto mada
marina mo!!!!!!!!!!!!:evil:

4. lemenakely
(
25/10/2006 07:22)
Ary tsy ity fampisehoana LUCKY DUBE ity ihany no nisy izao toetra tsy mendrika izao fa teo koa i FRANCKY VINCENT tao TOAMASINA asa taona 2004 izy izay raha tsy diso aho!Ny zavatra mahagaga aloha dia any @ faritany foana no misy toy izao fa ny ao TANA tsy dia ahitàna endri-javatra toy izao .
5. Fiffi
(
25/10/2006 08:46)
robot:tena toetra tsy mendrika mihintsy kosa aloha ny tahak'zaoan! Nitady an'le archive momba an'io aho fa tsy hitako nefa nivoaka t@ gazety ny fandehan'io !
mahamenatra ny toetra raha toy izany fona ra malagasy sasany eh!
6. kitjo
(
25/10/2006 11:15)
tsy misy idiran' ny politika kosa angamba izany e!
na ilay olona tsy tafiditra nohon' ny vidim-pidirana na koa alahelo noho izy nametraka foana le taloha ireny !

7. ninih
(
25/10/2006 15:07)
za ko lasa saina hoe misy hifandraisana @ le fametrahana nataony t@ olona ireny. tsy hay ko anie na olo efa manana tapakila nefa tsy tafiditra izany e! za kosa aloha tena isan' ny olona tezitra naheno ny fametrapetrahany; fa tsy ihevitra ny hoe hitorabato sanatria. fa raha za no prevue hijery io spectacle io de ny nataoko de mety nosoratako ny tapakilako de nalefako tany @ io mpanankato io! :roll:
8. vale
(
25/10/2006 22:30)
hadinonareo angaha t@ nandalovan'i Jean Jacques Goldman tany M/car koa fa toraka voatabia sns, tena mahamenatra mihintsy e!!:?