miantso amin'ny fo i mamafara

1. mamafara ( 24/10/2006 09:31)
Mitady namana iray izay fa tsy haiko izy io na mpikambana ato na tsia.
D.R.H. ny anarany. Izany hoe tsy teneniko eto aloha sao manafintohina.
Tsy DRH any amin'ny toeram-piasana io akory ry zareo fa zatovolahy kambana izy zay
Nianatra nanao biochimie tany France ary mety efa niverina taty Madagasikara tany amin'ny taona.
Ny toerana tena ipetrahany aloha tsy haiko na aiza na aiza fa rehefa eto Tana izy dia eny Ankorahotra, no misy bebeny.
Ampio aho izay mahalala azy
misaotra anareo sahady

répondu par antsotokana le 29/11/2006 09:35
2. mamafara ( 24/10/2006 09:33)
tany amin'ny taona 1999 tany.

3. Aino ( 24/10/2006 09:50)
mba lazao ny fiantsoana azy na dia izany aza saode misy mahalala azy ihany @fomba fiantsona azy.
4. Fiffi ( 24/10/2006 09:59)
5. ninih ( 24/10/2006 13:19)
na somary ampina kely le indice fa large lotra. mety ho maro ihany ny kambana mantsy ato koa
6. sonwin ( 24/10/2006 13:49)
Sao dia mba i Haja no fiantsoana azy na koa hoe Dezy?
7. Fiffi ( 25/10/2006 05:36)
mamafara: iza no fiantsohina azy eh ?
8. Aino ( 25/10/2006 06:17)
tao lasa aiza aza i mamafara teo?
9. prime ( 25/10/2006 10:04)
mamafara aaaaaaaaa... misy mitady...:°)
10. vale ( 25/10/2006 13:42)
mamafara::°) tena tsy mahafantatra kambana zà, courage:)
11. prime ( 25/10/2006 14:09)
bon courage d bon voyage izany e...:°):-D:-D
12. ninih ( 25/10/2006 15:00)
mety efa hita i DRH izany angamba koa! :)
13. mamafara ( 26/10/2006 12:42)
mbola tsy hita mihitsy reolona. Ny kambana aminy no aleo teneniko dia mety fantatrareo izy, sao manko manafintohina olona ny mivantana be : Karl
14. ninih ( 26/10/2006 14:55)
toa fanina aloha za fa tsy hitako e!
15. Fiffi ( 28/10/2006 05:56)
zah koa!
16. kala ( 01/11/2006 06:27)
mamafara > fa tsy mba azo lazaina mihitsy ve ny momba azy ê! ohatra hoe ny halavany, ny anarany mihitsy, moa maninona??
ny école nianarany taloha, ny toerana nipetrahany mihitsy ê!
mahafantatra kambana ihany ny tenako fa tsy haiko na izay tadiavinao.
:-*
17. Fiffi ( 01/11/2006 18:41)
nga tsy azondry haleha any ? any @ bebe-ny zany ?
18. kala ( 04/11/2006 09:45)
fiffi > marina mihitsy zany, na le olona raha mpikambana eto dia tokony mbô manoratra any @'i mamafara.:wink:

mahereza mitady :-*:-*:-*
19. Zoniaina ( 05/11/2006 01:58)
tena haiko io olona lazainao io :wink:
20. kala ( 10/11/2006 06:18)
Zoniaina:

tena haiko io olona lazainao io :wink:


mba teneno i mamafara sao mitomany eo:-D :-D :-D

andefaso hafatra dia vita.

mamafara > mba lazao ihany izahay raha tafita ny hafatra sao mbola hipenipenina eto zahay nefa kay efa :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3725