miantso amin'ny fo i mamafara

21. diamondra27 ( 15/11/2006 16:37)
ary raha isika 2 no mifampitady ry kala dia ahona ?:roll:
22. Fiffi ( 15/11/2006 17:34)
hummm....
23. kala ( 16/11/2006 13:09)
diamondra27 > anokafy sijé dia ndao ê!:twisted::twisted::twisted:

mamafara > nankaiza ianao??:(:(:(:( aza :snif::snif::snif: fa zahay mbola eto
24. xxx ( 16/11/2006 14:02)
mamafara:

Mitady namana iray izay fa tsy haiko izy io na mpikambana ato na tsia.
D.R.H. ny anarany. Izany hoe tsy teneniko eto aloha sao manafintohina.
Tsy DRH any amin'ny toeram-piasana io akory ry zareo fa zatovolahy kambana izy zay
Nianatra nanao biochimie tany France ary mety efa niverina taty Madagasikara tany amin'ny taona.
Ny toerana tena ipetrahany aloha tsy haiko na aiza na aiza fa rehefa eto Tana izy dia eny Ankorahotra, no misy bebeny.
Ampio aho izay mahalala azy
misaotra anareo sahady




Toa fantatro ilay olona lazain'i mamafara. Raha 4 mirahalahy izy ka eo am-povoany ry kambana , efa maty ny mamany dia olona fantatro.
25. kala ( 17/11/2006 15:05)
mamafara > io misy soupapa

Mahafantatra kambana zay koa zà fa toa tsy nianatra tany france zany ry zalahy ka.
Misy R aloha ny anarany fa tsy haiko na izy na tsy izy.
26. xxx ( 20/11/2006 15:23)
tsy hita intsony i mamafara koa ... izaho nefa niaraka nanao cours t@ Karl sy D..... (raha mitovy ilay olona resahin-tsika)
27. mamafara ( 21/11/2006 12:11)
miarahaba anareo rehetra.
Izao indray vao afaka miserana fa sahirana amin'ny adidy marobe. Misaotra antsika rehetra namaly ny antso, hoatrany misy rirany ihany ny antson'ny foko saingy, asa raha afaka manome vaovao ahy manokana i xxx satria toa tojo ilay noeritreretiko izaho.:oops:
misaotra betsaka fa na ilay valiny omenareo aza ange dia rehefa tsy mahafapo farafaharatsiny mba mampihomehy.:}
28. antsotokana ( 29/11/2006 09:35)
tena olona fantatro tsara io ry mamafara saingytsy génération nay fa somary efa zokiny kely, ananako mihitsy aza ny numéro ny telefôniny raha ilaindry satria ny dadany indray no tena nifanerasera tamindry dadanay. Fa tsy holazaiko eto kosa aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1861