POOPY AU PALAIS DES SPORTS
1. Santiona
(
23/10/2006 16:01)
Hoantsika eto Dago, manao ahoana io Poopy @ 05Novembre io e? Zay ry reto te andeha nefa tsisy namana a! :cry::cry:
Nefa io zao no farany @ ity taona ity an! Iny ve tsy hoany ivelany ndray @ faran'ny taona?
Nefa io zao no farany @ ity taona ity an! Iny ve tsy hoany ivelany ndray @ faran'ny taona?
répondu par belaza le 09/11/2006 08:41
2. ninih
(
23/10/2006 16:07)
e!!!! za aloha tsy haiko na ho afaka @ izany na ahoana! nefa tena tsara raha miaraka maro any marina e!
4. tianne
(
24/10/2006 13:15)
za ko te handeha fa tena tsiss namana e, sa andao anao fotoana e!ra mety a!
6. farahkelly
(
25/10/2006 17:02)
slt daholo e!
za koa ry reto te hijery fa tsisy namana e!ka ahoana ny hevitrareo?:D
za koa ry reto te hijery fa tsisy namana e!ka ahoana ny hevitrareo?:D
7. Santiona
(
28/10/2006 16:09)
Koa inn moa zany fa ndao e!
entre "namana.serasera". METY HILAY B zany.
Ny sasany ve zao tsy hitondra ny vadiny ndray?
:*
entre "namana.serasera". METY HILAY B zany.
Ny sasany ve zao tsy hitondra ny vadiny ndray?
:*
8. ninih
(
30/10/2006 16:15)
de aiza le fotoana ary e! za aloha tsy sûre fa na izany aza sao de mba tonga tampoka any koa!
9. Santiona
(
02/11/2006 08:41)
Efa any @ nareo ny nomerao iantsoana ahy dia zay andeha miantso e! MILAY IO RY RETO A!
:lol:
:lol:
10. belaza
(
07/11/2006 09:09)
tsy milay i poopy e miavona be loatra, tsy tadidinao ngà ny teny atsonjobé? ireny ny nataony de mbola milay ihany? any aminay any bira aloha de tena tsy ahazo kil mihitsy i poopy e na ho viana na hoviana anotanio ngé izy e!!
11. ninih
(
08/11/2006 15:21)
mba lazao ihany aloha ny zava-nisy tany fa izahao kosa aloha tia an' i Poopy e!
12. belaza
(
09/11/2006 08:41)
taminizany i njila nanao spectacle teny de nasainy ipoopy hihira miaraka aminy mba ho afapo ny mpijery de tonga ihany i poopy fa hira 3 hirany manokana no nataony de tsy nety nihira intsony izy de niresaka tany ambadika ry zareo de tsy niakatra intsony i poopy, hay mo ka zavadoza no noteneniny tao raha ny fitantarani njila taminy aino aman-jery taty aoriana kely fa hoe manaiky hanao hira dimy(5) miaraka ami njila izy fa omena cinquente(50)million fmg de nandà i njila ary taminizay no niantsoani njila olona izay mahay hirani njila hanampy azy teo, ka niakarani Gianà fa hay izy nijery tao; nanomboka teo de i Gianà no nisolo ani kala poopy...zay!!
