Racisme ao Frantsa contre gasy

1. kitjo ( 23/10/2006 06:29)
Mampalahelo


http://harinjaka.com/weblog/2006/10/17/lynchage-au-village-un-malgache-traite-de-negre-en-france/
répondu par rabaradaka le 10/11/2006 13:41
2. Fiffi ( 23/10/2006 07:04)
nitady ny archive an'io aho fa tena tsy nahita ...misy extrait t@ le gazety ve ?
3. kitjo ( 23/10/2006 07:20)
amin'io article io k!
na jereo ndray ary eto e

http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3230,36-822745,0.html
4. sipagasy ( 23/10/2006 08:11)
mmhhhh raharaha hafa indray ity annnnn
5. booboo ( 23/10/2006 09:16)
Ny aty amin'ny misy ahy tsy mbola tonga hatr@ fandorana trano klou....maniry mafy tsy ho tonga @ zany zareo....amen !
6. xxx ( 23/10/2006 09:27)
ny Ile de France sy ny grandes villes maromaro no mahay miara-miaina @ afrikana fa misy toerana tena tsy tia mihintsy (intolérants ). Any Bretagne any ohatra tena rare mihintsy no hahitana mainty hoditra

Na izany aza sao mba nisy zavatra tsy nifanarahan'i François Philippe t@ ilay olona kosa ?
7. xxx ( 23/10/2006 09:49)
Za koa nieritreritra hoe sao dia efa nisy fifandirana nitranga tany ho any. Raha tsy nisy mantsy tena zava-doza !!
8. kelly13 ( 23/10/2006 10:01)
asa klou ry reto fa raha tena marina io zvt io d mampalahelo a! nefa na izany aza, aleo tsy tonga d hitsara be isika hoe "satria gasy i francois philippe" (deja le anarana klou d vazà b)dia marina dol ze voalaza! :)
9. booboo ( 23/10/2006 10:41)
Euh...tsara vakiana ihany ilay soratra teo @ rindrin'ny tranony sy ny voasoratra tanatin'ireo lettres de menaces....
10. kelly13 ( 23/10/2006 12:02)
ny zvt hitako kou d rehefa any @ ireny petite ville (pour ne pas dire petit village) d tena hita ny fanavakavahana e, eto @nay zao d tsy ahitana olona hafa loko miasa @ supermarché, poste, boulangerie etc... fa d fotsy dol!! donc za mande a 11km de chez moi no miasa! nefa ny offres d'emploi eto aminay azo lazaina hoe bdb pour une petite ville!
11. vale ( 23/10/2006 12:10)
xxx:

ny Ile de France sy ny grandes villes maromaro no mahay miara-miaina @ afrikana fa misy toerana tena tsy tia mihintsy (intolérants ). Any Bretagne any ohatra tena rare mihintsy no hahitana mainty hoditra

Na izany aza sao mba nisy zavatra tsy nifanarahan'i François Philippe t@ ilay olona kosa ?
xxx: ka ny an-tanàn-dehibe efa zatra mahita vahiny tsin, fa ny any @ tanàna kely tsy zatra!
raha ny mbe eritreritro indray dia fialonana, satria ve ny vahiny mafimafy ady, de toa mampialona raha mba manangana tranobe, na koa rehefa mainty ve izany de tsy mba natao hanana anjara masoandro @ ndry zareo:arrow::arrow:racisme ihany koa izany !!:wink:



12. kitjo ( 23/10/2006 12:46)
za ko gaga fa le anarana toa anarana vazaha be :roll:

sao d reglement de compte personnel marina!
13. booboo ( 23/10/2006 13:30)
euh...raha maharay ttsy genre "xxx n'a pas besoin de nègres, premier/dernier avertissement" ve nareo dia hoe règlement de compte perso ...xxx eto ny anaran'ny ville misy anareo.
Dia avy teo koa hoe tsara dorana ambony bûchers ny nègres...hum....

Nisy gazety frantsay, nalefan'ny collègues-n'ny vadiko anay, namoaka ny interview an'ilay rangahy fa efa nofafako tanaty ny mail-ko. Dômazzzzzz
14. mandrindra ( 23/10/2006 13:36)
racisme fotsiny io fa tsy racisme contre gasy izany e
15. Fiffi ( 23/10/2006 13:54)
marina zany lazain'i mandrindra zany ! miheritraritra koa aho hoe nisy zavatra tsy nety tany ho any satria firy firy ozy nareo ny olona mainty aty ? tsy mbola naheno an'zany zah an !
16. booboo ( 23/10/2006 14:08)
Fiffi > Rehefa nataon'ny gendarmerie ny fanadihadihana, araka ny profo nisy teo an-tanana, ny témoignages azo @ mpiray tanana (tsy mihoatra ny 700hab) dia "act raciste" no nolazain-dreo t@ mpanao gazety.

Na izany na tsy izany, ekeko tanteraka ilay hoe racisme fotsiny fa tsy noho ny maha-gasy azy sns., fa satria tsy frantsay hatrany an-dreniny ilay rangahy dia izay no .......
17. vale ( 23/10/2006 14:19)
Kitjo a, na de vazah be aza ny anarany, hitan-dry zareo fa misy coté vahiny izy, donc izay ny antony!!
Zà aloha de mino fa acte racisme tsotr'izao io e..
18. vale ( 23/10/2006 14:22)
Fiffi: tsy mbola nisy ny nandoro trano ny t@ vahiny hafa oh, fa ny zvt hiainan'ireny olona (isika e!:lol:) isan'andro tsy azo lazaina mihintsy hoe mitovy @ fijerin-ny vazaha ny vazaha ny fijeriny ny vahiny an! tandremo aza mora voafitaka (eny e tsy ny vazaha rehetra fa eto moa atao tombatombana izany e, donc ny ankamaroan 'ny vazaha de tena mbola racista fa saingy efa tsy lamody:lol:intsony angamba izany @ izao fotoana , no efa miha-mivelatra koukou ny fisainana é):)
19. Fiffi ( 23/10/2006 16:17)
ka ny heritreretiko de hoe sao de olona nanao vengence le izy satria betsaka hiany manko ny acte de racisme hita hataon'ny olona ka io indrindra akia ry vale no nolazaiko hoe sy ny arakin'ny lazaindry io hoe mbola tsy nisy nandoro trano zany ! fa de tena zava-doza kosa aloha ny nahazo an'io olona io an!
20. kitjo ( 23/10/2006 16:58)
soa ihany aloha za aty fa raha tsy miteny tsy misy mahalala mitsy oe tsy tompon-tany..:)
ohatra antsika dol ny malaisiens sy indonesiens

sinon aloha raha miteny oe Madagasikara aty tsisy mahalala ilay izy dia mi-traiter tsara ry zareo fa une fois misy mahalala oe any afrika kosa anefa dia hitanao miova mitsy ny fijeriny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1444