Racisme ao Frantsa contre gasy

21. yonikafopl ( 23/10/2006 19:52)
oops, mba neverinay hoe any Europe any mba milay ny fiaraha-monina, hay mbola pire noho ny aty Libanona kle, aleo mihafihafy aty ihany raha izany.dia hatramin'ny fandoroana trano ve , tafahoatra loatra!!!
22. Fiffi ( 23/10/2006 20:06)
cas rare io fa tsy hahitana an'zany doro-trano zany kosa aty eh ! tena nisy antony io ! ao aloha ny resaka racisme ! bdb ny zavatra miseho aty momba an'io resaka racisme io fa tsy nisy tafahoatra tahak'zao kosa aloha an!
23. ronaldo09 ( 24/10/2006 12:33)
Ianareo milaza fa misy rasciste any France ,o ry zareo a mba tongava ange aty Russie e!
24. xxx ( 24/10/2006 13:08)
ronaldo09:

Ianareo milaza fa misy rasciste any France ,o ry zareo a mba tongava ange aty Russie e!



Arakaraky ny handehanana miatsinana any no tena mampasiaka an-drizareo
25. kelly13 ( 24/10/2006 13:18)
misy racisme n'aiza n'aiza aleha e, na any dago aza! saingy on va dire hoe "evolué" ilay racisme d miseo @ endrika samy hafa
26. bonazy ( 24/10/2006 14:15)
iainana isan'andro io ka tsy atao mahataitra sy mahagaga,fa raha tsy mbola mihatra aman'aina dia henoina sy jerena fotsiny,fa tsy idirana lalina,satria efa tandra vadin-koditra, rahefa tsy ivakianao loha io,dia hoatrin'ny tsy misy,fa ny atao no atao,
27. Fiffi ( 24/10/2006 17:05)
io aloha de marina zany fa na aiza na aiza de hahitana an'io an! jereo fotsiny ange ny any alemana eh!
28. vale ( 25/10/2006 13:49)
bonazy: ie, tsy atao mamaky loha mihintsy alou e:wink:, saingy tsy azo hodiana tsy hita koa sao dia miesona be eo...:lol:sady mailo ihany koa e:wink:

Fiffi: any alemana any tokoa hono toa tena henjana be an, :?
29. vale ( 25/10/2006 13:52)
yonikafopl:

oops, mba neverinay hoe any Europe any mba milay ny fiaraha-monina, hay mbola pire noho ny aty Libanona kle, aleo mihafihafy aty ihany raha izany.dia hatramin'ny fandoroana trano ve , tafahoatra loatra!!!
yonika: raha ny aty france aloh de dradraina etsy sy eroa ny hoe fratérnité fa ,mhhhhhh, tsy tena hitako ny tena fampiharana azy @ fo an, mbola hypocrisie no be, (tsy ny rehetra akory e!!:wink:)


30. vale ( 25/10/2006 13:54)
...raha mba ny fahenoko ny resak'ireny vahiny maintsy hoditra ireny indray moa de aleon-dry zareo hono le vazah mahay miatsaravelatsy:? fa mba misy tahotra ihany izany @ izay le ol, izany hoe tsy tia fa mba matahotra na menatra, fa le tonga de mampiseho be mivantana hono tsy tantin-dry zareo!!:roll:
31. Fiffi ( 26/10/2006 06:01)
ny any alemaina akia ry vale tena fanenjehana be mihintsy an!
32. vale ( 26/10/2006 13:07)
Fiffi: ie,mba henoko koa io fa za tsy mbola tany izany , fa misy lhl namako izay mipetraka any de tena mitaraina be mihintsy:wink::wink:
33. Fiffi ( 26/10/2006 18:07)
yonikafopl:
oops, mba neverinay hoe any Europe any mba milay ny fiaraha-monina, hay mbola pire noho ny aty Libanona kle, aleo mihafihafy aty ihany raha izany.dia hatramin'ny fandoroana trano ve , tafahoatra loatra!!!
cas tena rare io fa tsy mbola nisy doro-trano zany taty an! sady racisme tahaka ny racisme io fa tsy hoe racisme ho an'ny gasy hiany ! zah aloha mbola tsy nahita ary tsy mbola nandre an'zany an! ny lalana misy eto frantsa mikasika ny racisme manko tena henjana be mihintsy ! ka zay no nolazaiko hoe mety nisy règlement de compte tany ambadika tany !na izany aza aloha mampalahelo le izy an!


34. yonikafopl ( 27/10/2006 18:53)
Samy misy an'io doly marina ny firenena rehetra, ny arabo no fantadaza fa manana toetra ratsy sy tia manambany olona, fa rehefa mijoro amin'ny maha ianao anao iaanao, manaja ny tenanao aloha(respecter sois meme),dia manaja anao koa zareo.Zay aloha no hiainanay aty e.Aty aminay aty ny samy vahiny no mifanambany.
35. Fiffi ( 27/10/2006 19:42)
ny eto frantsa manko tena grave be mihintsy ity resaka racisme ity ka raha sanatria misy olna manao zavatra tahak'zany na de parole kely fotsiny aza heu...loza ny zavatra hanjoa azy an ! marina aloha fa hoe tsy ho henoko na ho hitako avokoa zay zavatra mety hitranga fa io resaka racisme io aty de hataon'ry zalahy polemika be de lasa fandorana ny fiara sy fanararaotina sy ny vaky trano indrindra fa ny magazay ka zay no mahatonga ny olona hitandrina mafy !
36. kitjo ( 28/10/2006 10:39)
ohatra ny OPK zany?
37. Fiffi ( 28/10/2006 17:35)
@ zao fotoana zao aloha de midegany indray ny banlieusard nefa tsy fantatra akory hoe misy inona na inona ny antony ? de raha vao miteniteny zavatra momba azy ireo indray de....tondé racisme hono!!! fa tsy misy doro-trano aloha an!
38. fijo ( 02/11/2006 21:51)
kitjo an,okandry ny OPK anay an.
racisma tsotra io.fa ny tanana kely tsy tia vahiny mihntsy.za koa efa niharan'io taty,fa atao ahoana fa fombany izany ka.jereo ao amin'ny diaspora fa misy namana iharany koa tao raha nitady asa.fomany io e
39. Fiffi ( 03/11/2006 18:39)
fijo; fa inona akia ity OPK ?
40. fijo ( 03/11/2006 22:16)
operation karana retsy e.milay io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.234