Ireo fomba hitorianao ny tenin'Atra
1. soanja
(
21/10/2006 10:20)
Marina fa tsy voatery ho pasitera na mopera na masera aby isika rehetra. Saingy misy hafatra kosa napetraky Jesoa dia ny nahaparitahanao ny tenin'Atra ho an'ny re ny vazantany rehetra.
Inona avy iroe fomba nataonao maba nandraisanao anjara amin'izany ka hitanao fa nety.
misaotra anao hizara.
Ny ahy izao dia amin'ny lalan'ny asa no anaovako azy. De rehefa afapo ny olana iray de miteny aho hoe ampitiavana no nanaovako azy ary ao Andriamanitra nanampy ahy namita azy. Tsara be zany hoy ilay olona fa iza zany Andriamanitra resahinao izany. Dia natoroko azy ny momba an'i Kristy sy fanantenana ananatsika manana azy. Betsaka taminireo olona ireo no lasa kristianina.

répondu par prime le 16/11/2006 10:39
2. xxx
(
21/10/2006 14:11)
Sady mahafinaritra no tsy haiko e.... fa ianao dia azo lazaina hoe olomasina eto an-tany ( Santo subito hoy les Italiens ) .....
Mamindrà fo aminay Tompo Amen..
Mamindrà fo aminay Tompo Amen..
4. soanja
(
22/10/2006 01:04)
xxx:
Sady mahafinaritra no tsy haiko e.... fa ianao dia azo lazaina hoe olomasina eto an-tany ( Santo subito hoy les Italiens ) .....
Mamindrà fo aminay Tompo Amen..
Tsia tsy masina mihitsy aho na dia misy ezaka te hahatratra anzay aza. Tsy mino koa aho fa hahatratra an'io raha mbola misalotra le nofo. Izany anefa tsy misakana ny tsy hanaparitahana ny tenin'Atra amin'ny lalan'ny asa izay mba kely vitako.
6. cristal
(
23/10/2006 08:09)
(l)(l)(l)Za ndray e!Misy teny ao amin'ny baiboly manao hoe"MITORIA NA AMIN'NY FOTOANA NA TSIA",ny fampianarana hany azo omena dia averiko indray fa ny nanombohona an'i JESOSY teo @ hazo fijaliana no nandiovana ny olona io no atao hoe fahasoavana,refa nahatsapa fa nahazo izany ny olona ka resy lahatra dia didina mba hiasa,
Ny atao;-Ny fitondran-tena maontina dia efa fitoriana satria aoka ianareo ho modely
-Ny fahadiovany teny alohaky ny vava dia fitoriana satria aoka tsy hisy loto aloaky ny vavanareo fa ianareo efa nofohazina t@ torimaso sy natsangana t@ maty ka solon-tenan'Andriamanitra eo @zao tontolo izao!
-Ny fahamasinan'ny asa atao an-davan'andro
-Ny fifankatiavana eo amin'ny fianankaviana ary ny mpiray firenena,satria jerosalema aloha vao maneran-tany!Zay ny hany kely azoko zaraina,fa tandremo ,"AOKA NY KELY INDRINDRA NATAONTSIKA TSY HO @ REHAREHA,ARY NY ATAON'NY TANANTSIKA ANKAVIA MBA TSY HO FANTATRY NY TANANTSIKA ANKAVANANA"Amen!!!(l)(l)(l)

8. papala
(
24/10/2006 08:37)
- Ny fomba fiainana eo anatrehan'ny manodidina koa de efa fitoriana ny tenin'Atra : manaja ny manodidina, madio, mahay manetri-tena, manampy araky zay azo hatao amin'ireo zay mila vonjy,........
- Ny fomba fiasanao any ampiasana koa dia efa fitoriana ny tenin'Atra : Manaja fotoana, manao tsara ny asa zay atao, mahay manaja ny mpiara-miasa......................
Betsaka fa ireo no vitsy2 notanisaiko ho antsika, zay manambara fa Atra dia tia ny ol ho tsara mandrakariva. Amen

9. soanja
(
24/10/2006 12:16)
papala:

Yes yes yes. Misaotra Papala a. :-*:-*:-*:-*
10. prime
(
25/10/2006 12:29)
Fa mila mitandrina ihany na izany aza f'andrao lasa mitory tena isika ka ilay Jesosy tokony ambara lasa takona tanteraka... D ilay voninahitra an'Andriamanitra matetika salovantsika milaza ho mpitorinteny d Andriamanitra ilay tokony ambara indray no mindrana antsika... nefa isika no mindrana Aminy...
Raha idirako lalindalina kokoa dia matetika ny hadisoan'ny mpitory filazantsara d rehefa entanim-po loatra d adino ny mitory an'i Jesosy ilay tena tokony ambara fa variana @ hoe miasa tsara, mitory @ fihetsika, mitory amin'ny atao... Izaho mahalala maro ary efa nahitsy t@ izany koa aza, fa Jesosy tsy maintsy torina na @ asa na @ atao fa saingy Izy no lazaina mialoha fa tsy ny tena aloha vao Izy...

11. soanja
(
25/10/2006 13:37)
Tsy azoko izany, Prime. Ilay Jesoa tianao ambara dia mitoetra ao anatiko. Ny tanako manao ny asa dia heveriko fa tanana misy ny herin'i Jesoa. Ny foko manampitiavana dia fon'i Jesoa. Ny tiako hambara dia izay no mahatonga ny mpino ho miodikondin-dava amin'ny fiainana satria tsy misy focus iray mitondra azy. Ny tiako resahina de hoe amin'izao fotoana izao dia aza variana mitady an'Andriamanitra ka hiandrandra ny lanitra ary hikatsaka fahagagana eny amin'ny rahona sns fa eo anivontsiaka izy ary miaina ao amintsika. Iny olon mahantra Rakoto iny dia ao anatin'iny Jesoa. Jerevo, karkarao ary tiavo iny ollona iny. Na i Jeso ano resahino na ny fanahy masina ao anatinao no resahinao na i Andriamanitra velona sy miaina ao anaty na any anadanitra no resahina dia IRAY ihany.
Ny zava-drehetra anefa dia manomboka amin'ny fanetretena raha momba an'Andriamanitra ka raha hoe izaho izao sy izao de efa manalavitra anao izy ao anatinao ary mety tsy ao aminoa intsony.

12. prime
(
26/10/2006 13:09)
soanja> tsy enao no tiako ambara kah... fa milaza fotsiny aho hoe raha mitory an'i Jesosy dia mila mitandrina fa maro ny olona no mitory tena na dia tena manana an'i Jesosy aza... fa tsy enao no tiako ambara @ izany...
Fa ilay hoe Rakoto mahantra ambaranao aloha no mahavariana ahy kely satria tsy ny olona rehetra akory no onenan'ny Jesosy... tsy ny mahantra rehetra koa, toy ny hoe tsy ny mpanan-karena rehetra ihany koa...

13. soanja
(
26/10/2006 13:16)
Rehafa miteny kazah ry Prime hoe ao anatikO sy hoe ny tanakO dia tsy izaho no tiako resahina fa ny olona iray fa ohatra alaiko voalohany diany tenako satria io manamora ny fanazavana indrindra.
Fa aza manahy akory ianao.:-*:-*:-*:-*
Ie mety tsy onenan'i Jesoa izy fa mbola solotenan'i Jesoa ihany izy. Takin'Andriamanitra ny hanampiatsiaka an'iny olona iny na dia satana aza ao ny anatiny dia mitomany fanampiana izy ary endriky Kristy izy fa miafina ao anatiny i Satana.

14. Mandefitra
(
26/10/2006 14:01)
hoy Soanja
ôtry ny lalina be zany filôzôfianao izany ka sarotra takarina... mba hazavao kely hoe azafady.Endriky Kristy izy fa miafina ao anatiny satana=>madio ivelany va re izany,sa amboadia mitafy hodijanakondry?
Takin'Andriamanitra ny hanampiatsiaka an'iny olona iny na dia satana aza ao ny anatiny dia mitomany fanampiana izy ary endriky Kristy izy fa miafina ao anatiny i Satana
ôtry ny lalina be zany filôzôfianao izany ka sarotra takarina... mba hazavao kely hoe azafady.Endriky Kristy izy fa miafina ao anatiny satana=>madio ivelany va re izany,sa amboadia mitafy hodijanakondry?
15. cutie
(
26/10/2006 14:42)
Voalaza teo :
Takin'Andriamanitra ny hanampiatsiaka an'iny olona iny na dia satana aza ao ny anatiny dia mitomany fanampiana izy ary endriky Kristy izy fa miafina ao anatiny i Satana[
madio ivelany va re izany,sa amboadia mitafy hodijanakondry?
Ny olona rehetra amiko de manana ny tsara ao anatiny daholo, saingy matetika tsy hitantsika io noho ny asan'ny ratsy ( satana).
Zany no mahatonga an;i soanja milaza we endriky Kristy izy fa miafina ao anatiny i Satana.
19. prime
(
30/10/2006 09:11)
soanja> raha mba misy fotoana ianao dia mba vakio ihany ohatra ilay boky hoe "le rescapé de l'enfer" nosoratan'i Bakajika M NTUBA... maneho mivantana ny fiasan'ny satàna sy ny mpanompony, no sady maneho ihany koa fa tsy Jesosy irery no mampiasa ny olo-mahantra rehetra eto @ ity izao tontolo izao ity...:wink:
20. soanja
(
30/10/2006 14:31)
Ok. Aloe jereko indray zay ry Prime fa misaotra. Aty tsy de boky vazah frantsay saingy aloe jereko ao amin'ny Amazon.com sao mba misy.