Ireo fomba hitorianao ny tenin'Atra

21. cutie ( 30/10/2006 21:55)
ary prime tia mandalina finoana a:lol::lol::lol:
22. prime ( 31/10/2006 11:00)
cutie> enao koa afaka mandalina kah...:lol:
23. cutie ( 31/10/2006 15:39)
tsy mahay:lol::lol::lol:
24. prime ( 02/11/2006 11:05)
zà ko anie tsy mahay e...:)
25. cutie ( 02/11/2006 20:33)
de eto sika zany koa, samy tsy mahay :lol:
26. prime ( 03/11/2006 08:17)
:-D:-D:-D...
ratsy b zany an... mankany an-davaka no hiafaràna...:-D:-D:-D
27. cutie ( 03/11/2006 14:54)
fa nahona no mankany an-davaka:roll::roll::roll:
28. prime ( 06/11/2006 06:29)
satria samy tsy mahay no miresaka... :lol::-D:-D
29. jossy1 ( 10/11/2006 15:16)
tsara raha manao rendez-vous de prier zany fa afaka ny mifampitondra ambavaka ,sady miara miasa ny zava-drehetra è
30. cutie ( 10/11/2006 20:45)
Mpandefa : prime [ Valio ] 06-11-2006 07:29:48
Lohateny : Re : Ireo fomba hitorianao ny tenin'Atra
satria samy tsy mahay no miresaka...

i prime hitako mahay koa :lol:
31. prime ( 13/11/2006 08:46)
cutie> :lol::-D:-D
32. cutie ( 13/11/2006 11:57)
jereo ange :-D:-D:-D
33. prime ( 14/11/2006 11:06)
fa manin ndray zà zao?:lol:
34. cutie ( 14/11/2006 17:29)
laozana mime fotsiny koa:-D
35. prime ( 15/11/2006 08:42)
Tsy azo atao angaha ny mime?:-D:-D
36. cutie ( 15/11/2006 22:18)
azo ka
fa misy dikany matoa mime :lol::lol::lol:
37. Zina ( 16/11/2006 05:32)
Jacques 4.
4.7Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous.
4.8
Approchez-vous de Dieu, et il s'approchera de vous
38. prime ( 16/11/2006 10:39)
zina> Misaotra anao mampatsiahy fa tena zava-dehibe izany ampahatsiahivinao izany...

Fanamarihana : Ny fitoriana ny filazantsara dia tsy fitoriana ny filazantsara raha tsy i Jesosy no toriana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508