marseillèse
1. tslem
(
21/10/2006 08:47)
hono ho aho ry zareo ,mba lasa ihany ny saiko ho antsika aty antaninolona aty,mba mahay marseillèse daholo ve isika ireto?,zah alou tsy mahay fa raha mba misy mahay de alefaso eto ny tonony,sao sanatria mantsy aoriana ao oe ze mahay azy io ihany no tafapetraka eto de asa izay hanjo sa aôna?
répondu par mirana5 le 02/11/2006 17:45
2. zoanmi
(
21/10/2006 09:04)
sao dia lay ao amin'ilay "les choristes" iny tokoa no ataon'là amin'zay fa tonga dia barakay elà ry tsamy an !=))=))
4. tslem
(
21/10/2006 09:44)
booboo:
tslem > la Marseillaise fa tsy Marseillèse klou :wink:
msôtra anao nanitsy ny diso , hitanao ihany fatsy manana bac+5 ohatra ny retraretra e
5. tslem
(
21/10/2006 09:46)
bobooo>>diso ndray koa lé msôtra sy retraretra,wadray ilay lé koa:ilay moa?, misaotra/rehetra rehetra;oadray fa tsy io wadray io an
8. andry08
(
21/10/2006 10:49)
efa hoe lonzenfantsdelapatriiiieleuradegoloaraétarivé!
Andraso fa hojerena ny tohiny:)
Andraso fa hojerena ny tohiny:)
10. Bakobako2
(
21/10/2006 17:21)
tslem ja , aloany zany ve lou la efa mahay an le Tanindrazanay malala e! ra tsy nareo mietny io vô nandé nijery tary a, angataka fizakana ny zom-pirenenam-bazaha angà Tslem , no taitaitra tam zany?
11. lemenakely
(
21/10/2006 19:51)
LA MARSEILLAISE aloha no tena orthographe tena izy .
Azo jerena ao @ internet ny tonony manontola kah
Allons enfants de la patrie
le jour de gloire est arrivé
contre nous de la tirranie
l'étendant sanglant est levé..
Azo jerena ao @ internet ny tonony manontola kah
Allons enfants de la patrie
le jour de gloire est arrivé
contre nous de la tirranie
l'étendant sanglant est levé..
12. lemenakely
(
21/10/2006 20:14)
tslem:
hono ho aho ry zareo ,mba lasa ihany ny saiko ho antsika aty antaninolona aty,mba mahay marseillèse daholo ve isika ireto?,zah alou tsy mahay fa raha mba misy mahay de alefaso eto ny tonony,sao sanatria mantsy aoriana ao oe ze mahay azy io ihany no tafapetraka eto de asa izay hanjo sa aôna?
BON mbà hanomezako fahafam-po anao dia ity ary ny tonony iray manontolo
Allons enfants de la patrie
le jour de gloire est arrivé
contre nous de la tyrannie
l'étendard sanglant est levé( 2 fois)
Entendez vous dans les campagnes
mugir ces feroces soldats
ils viennent jusque dans vos bras
egorger vos fils vos compagnes
REF:Aux armes citoyens
formez vos bataillons
marchons marchons
qu'un sang impur
abreuve nos sillons ( 2 fois)
14. vancleef
(
22/10/2006 08:20)
tslem> Raha tena te hiaino an'i La Marseillaise dia jereo eto ilay version an'i Serge Gainsbourg miaraka amin'ny The Wailers, groupe-n'i Bob Marley. Ny tonony dia ny tonony original ny Rouget de Lisle misy hoe etc
http://f9.putfile.com/videos/a4-17304501986.mp3
http://f9.putfile.com/videos/a4-17304501986.mp3
16. booboo
(
22/10/2006 17:21)
l'étendard sanglant est levé( 2 fois)
egorger vos fils vos compagnes
qu'un sang impur
abreuve nos sillons
Na fantatro ihany aza ny tantara nanodidina ny raha nitranga t@ zany fotoana zany sy ny antony nifidianana ny La Marseillaise ho hiram-pirenen'ny Frantsay, tsy mety mihitsy ny saiko hoe hira sanguinaire no...eritreritra sendra nandalo ny ahy fa tsisy hevita ambadika akory a
19. kelly13
(
23/10/2006 11:45)
booboo>fita hoa kou! jereo nefa ny antsika malagasy, ankinina @ Andriamanitra ny firenena fa tsy mi style @ "sang impur".
d an'iza hono ilay sang impur klou e? an"ny "indigènes" v?????:(
d an'iza hono ilay sang impur klou e? an"ny "indigènes" v?????:(
20. miangalyandria
(
23/10/2006 12:02)
ka nisy ady re tamin'izany e ! izay no nahatonga an'io lasa hiram-pirenena