marseillèse
22. ninih
(
23/10/2006 16:30)
za aloha tena varina nianatra le tonony tao nefa tsy mety haiko le izy na izany aza fa le fonosiny oa tsy voaraiko tsara akory. :oops:
23. kelly13
(
23/10/2006 17:37)
tena raha samy haka iany d aleoko lavitra b ny hirapirenena italiana toy izay ny an'i frantsay! masika lôtra ny an'i frantsay :(
24. Fiffi
(
23/10/2006 20:33)
andry08:ohatran'hoe mandrangitra zany eh ? fa tsy fitadiavana paix !
Tena marina fa mahatsiravina ireo toniny hafa an!
26. mirana5
(
02/11/2006 17:45)
tslem:
booboo:
tslem > la Marseillaise fa tsy Marseillèse klou :wink:
msôtra anao nanitsy ny diso , hitanao ihany fatsy manana bac+5 ohatra ny retraretra e
tsisy hidiran'ny bac+5 na000 akory ny écriture fa mba lalino zay soratana aloha fa mahamenatra @zao andro efa mahiratra be zao é, no mbola manao faute d'orthographe ihany nefa mot élémentaire loatra io ry tslem a:cry::cry::cry: