pierrot=marco=escroc=rigolo?
1. tezitra
(
17/10/2006 12:31)
misy zavatra telo mahalasa fisainana:
1)raha tena hody marina i pierro nahoana no tsy manofa jet privé na helicopthere dia midina ao mahamasina na ao ankirihiry? na...bizarre?
2)raha vitsy ny olona nitsena an'i pierro, nahoana no tsy voabarazin'ny miaramilan'ny marco(R8)?midika ve izany fa misy miaramila tsy mankato intsony an'i marco R8?
3)nahoana no tsy heno ny opposition (zafy...sns raha tena evenement ny venu ny pierrot?
conclusion:
leo arema sy TIM ny olona,( zafy, lahiniriko, herizo,rajakoba, etc...) no fidina satria: raha tsy mahafehy filaminana ianao izay manana fahefana feno(polisy,miaramila,...)iza no hahafehy R8?

répondu par fiderana le 19/10/2006 07:39
2. Robert
(
17/10/2006 14:05)
Leo Arema sy TIM ny olona???
Aleo ny fifidiana @ 3 déc no hilaza azy.
De eo isika vao maka conclusion.. Sa ahoana..
Raha misy mizara vola alaivo ny volany. Ao @ isoloire enao nisafidy izany tinao. Raha sanatria ka misy nisava rehefa mivoaka ny Trano fifidiana de hoento avy any an-trano ny vaton'ilay hofidinao..
Mahaiza mifidy ry Namana izay mipetraka any Dago.

3. jentilisa
(
17/10/2006 15:02)
ra-tezitra a! amporisihiko ianao hamaky ny blaogiko politika ao amin'ny
http://jentilisa.blogspot.com
nolazaiko tao fa ny trottoir dia tsy nosakanan'ny miaramila satria lalan'ny mpandeha an-tongotra. Dia izay no nolazaina hoe vaky ny barazy!
samy manana ny fandikany azy tokoa rehefa miresaka politika aloha e!

5. xxx
(
17/10/2006 17:58)
Zahay ry tezitra mbola tsy leo TIM a ! vao 5 taona izy no teo ve de ahaleo sahady, ny AREMA efa ho 30 taona no mankaleo miaraka amin'ireto ekipany kely bdb ireto.
6. fijo
(
17/10/2006 21:39)
ary toa mivadika i tezitra izany kle?????itako tamin'nygazety koa,axpress fa toa olona 60 no nanao dia nankeny ivato.
7. tenagasy
(
17/10/2006 21:56)
Ka na ireo liana te-hijery eny amoron-dalana koa anie isaina eh! Dia izay no mampihoatra ny 60 azy!
hi hih i
mirary soa!
hi hih i
mirary soa!
10. tezitra
(
18/10/2006 10:23)
xxx,fijo,akbaraly,tenagasy:
1)tsy leo TIM fa miandry 30 taona?: ny anay fantantray ny zanaka hananambinanto; 3 sortes d'hommes:a) ireo mahatsinjo vao 1 taona,b)ireo domina vao mifoha,c)ireo marenina fa dia R8 foana na radidy foana na firy taona, dia miandrasa 30 taona ary e!
2)nivadika i tezitra? pas du tout, efa niteny aho hoe : R8=radidy light, nareo no borné,tadidio fa efa nisy exilés taty France t@ radidy teo @1998, ary be ny zanadambo leo andra8
3)eh oui compter-na koa ny curieucx tonga teny Ivato satria R8 no nanao pub ho andra pierro, olona innofensif ra pierro saingy ny ekipandra8 no beresaka moba an'i leiry dia lasa tonga ny olona

11. HESHA
(
18/10/2006 11:26)
misi namako zai niteni hoe reo opposition reo zani tsi tokoni ande am lalana nataon-dra8, ohatra hoe lahiniriko mande am 4x4 amin ini bypass iny na etsy am marais masay de sakanana, hihihihi
aona re ra zay e ? I Pierrot voaroaka am bypass refa hoa any tamatave ?

12. prime
(
18/10/2006 12:21)
tezitra> Leo tokoa angamba nareo an... fa zao e... aleo ho avy ny fifidianana dia ho hita eo...
Izao indray no fahitako azy, afaka miditra @ izay toerana tiany idirana sy fomba tiany ahatongavana ny olona fa tokana ihany no sarobidy... dia ny fandriampahalemana... raha vao hita fa ho voakitika io dia rariny ny fitondràna mandray fanapahan-kevitra dia izay ihany aloha... azo adika politika, toekarena, fiarahamonina ny fanapahan-kevitra rehetra fa ny fandriampahalemana tena tsy mba azo andeferana na ahoana na ahoana...

13. fiderana
(
18/10/2006 13:08)
tezitra >> nifanena foen isika androany :-D:-D:-D:-D, aiza ianao amin'ireo valiteny betsaka ireo?8) ALOHA :lol:.
15. fijo
(
18/10/2006 20:00)
tezitra an,ise anie milaza anay jamba,nefa toa tsy mahita koa e.i vatokely no tian'ise,ekeko satria safidy io,saingy izao no mampiomehy ahy.
-milaza daholo izy rehetra mpanohitra ireo,fa :"vao tonga eo izahay dia izao....sns"tsara be,
-fa firy tamin'ireo no tsy mbola teo?
-naninona teo no tsy natao izany rehetra izany?
-ary ahoana no anaovan aizany rehetra izany?????

16. fiderana
(
19/10/2006 07:39)
Tezitra >> harary fo eo anie ianao ê!, aza manao tezitra intsony aloha fa ny fo anie mora simba raha ampiana fahatezerana ê!, dia mba jereo aloha ny tena zava-misy sy iainana fa lasa lavitra be ise izany, aza makany aloha fa sao very any ianao ê!8)8)8)8).