LISITRA FIFIDIANANA
1. Fiffi
(
16/10/2006 20:13)
Dia ireto zany ny lisitrin'ny olona nilatsaka @ fifidianana ka de ahoana @ zay ny pronostika ?
1-Marc Ravalomanana
2-Jean Lahiniriko
3-Norbert Lala Ratsirahonana
4-Roland Ratsiraka
5- Herizo Razafimahaleo
6-Pety Rakotoniaina
7-Jules Randrianjohary
8-Daniel Rajakoba
9-Ny Hasina Andriamanjato
10- Philippe Tsiranana
11-Monja Roindefo
12-Ferdinand Razakarimanana
13-Manandafy Rakotonirina
14-Pierrot Rajaonarivelo
15-Elia Ravelomanantsoa
16-Andrianjaka Rajaonah
17-Randriamandroso (Bema)
18-général Randrianafidisoa.
1-Marc Ravalomanana
2-Jean Lahiniriko
3-Norbert Lala Ratsirahonana
4-Roland Ratsiraka
5- Herizo Razafimahaleo
6-Pety Rakotoniaina
7-Jules Randrianjohary
8-Daniel Rajakoba
9-Ny Hasina Andriamanjato
10- Philippe Tsiranana
11-Monja Roindefo
12-Ferdinand Razakarimanana
13-Manandafy Rakotonirina
14-Pierrot Rajaonarivelo
15-Elia Ravelomanantsoa
16-Andrianjaka Rajaonah
17-Randriamandroso (Bema)
18-général Randrianafidisoa.
répondu par tenagasy le 21/10/2006 23:35
4. lagoon
(
16/10/2006 22:44)
Fiffi:
Dia ireto zany ny lisitrin'ny olona nilatsaka @ fifidianana ka de ahoana @ zay ny pronostika ?
1-Marc Ravalomanana
2-Jean Lahiniriko
3-Norbert Lala Ratsirahonana
4-Roland Ratsiraka
5- Herizo Razafimahaleo
6-Pety Rakotoniaina
7-Jules Randrianjohary
8-Daniel Rajakoba
9-Ny Hasina Andriamanjato
10- Philippe Tsiranana
11-Monja Roindefo
12-Ferdinand Razakarimanana
13-Manandafy Rakotonirina
14-Pierrot Rajaonarivelo
15-Elia Ravelomanantsoa
16-Andrianjaka Rajaonah
17-Randriamandroso (Bema)
18-général Randrianafidisoa.
Afaka esorina ny kandida Fidy.nametra-pialahana izy ka andea annao vacances.17 sisa
5. mandrindra
(
17/10/2006 13:15)
i andrianjaka rajaonah sy bema koa toa tsy nahaloa an'ilay 125000000
6. prime
(
17/10/2006 13:31)
15 sisa no mandahatra dosie izany... Mbola maro amin'ireo no hihintsana raha izao satria mbola tsy mamoaka didy akory ny HCC d'efa vizana ny sasany...
7. jentilisa
(
17/10/2006 15:09)
non partant iray dia disqualifiés roa! fa hazakaza-tsoavaly inona ary ity? (PMU)
11. manantsoa
(
18/10/2006 05:01)
Misy olona iray izay mba te hiverina hitondra mafy mihitsy kanefa toa tsy ao ny anarany ry zalahy .
Dia mahavariana ny mahita sy mandinika ireo anarana ireo satria :ny anaranam - pianakaviana :......... , ........ , ......,........ , ......... dia efa 40 taona izao no nahenoina azy fa nanana andraikitra teto amin' ny firenena kanefa dia mbola mitady ny hiverina indray .

16. manantsoa
(
19/10/2006 03:50)
misy koa anie te ho vedette dia manao sinema lava izao e . Dia tsy ho fantatrao sy ny mpiaraka aminao ve ny zavatra rehetra ilaina aroso ny HCC .
Aiza ve dia misy tsy mandoa ny caution akory ......
Aiza ve dia misy tsy mandoa ny caution akory ......
18. Zina
(
20/10/2006 02:54)
ary ahona ry reto ity?
Certains observateurs avancent aussi que si on suit la logique, même la candidature de l’actuel président de la République pourrait être rejetée si son groupe Tiko n’a pas payé des arriérés fiscaux colossaux qui datent de 2001. Mais un tel scénario reste utopique selon d’autres observateurs.
Marina ve io , mampanaitaina ndray kle...

20. miantsa2
(
21/10/2006 10:19)
ny famille RATSIRAKA aloha de mandany vola fotsiny e! tsy aleho........:?