LISITRA FIFIDIANANA

21. tenagasy ( 21/10/2006 23:35)
Mankamamy!
Raha nihaino RFI isika omaly zoma dia nandre ny fahitan'ny mpahain'ny RFI tao: fa t@ naha-maire an'i Ravalomanana aza hono, ny olany sy tsy metimety nataony dia izy maka vola @ orinasany ampiasainy hanasoavana ny Mairie, izay hafa hoy ihany izy ireo fa tsy toy ny mahazatra hoe ny volam-panjakana no alaina ampiasaina ho an'ny fananan'izay manampahefana eo @ seza!
Mizary soa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0533