tsy azoko ny fikan'ny fanjakana
1. danibe
(
14/10/2006 09:27)
Tamin'i Pierrot mbola tany am-pandosirana dia nodradradradraina fa mila samborina, ary efa navoaka aza ny didim-pitsarana sasany momba ny fanamelohana azy. ny tsy azoko dia hoe: nahoana no manao ny fomba rehetra tsy hidirany eto madagasikara ny fitondrana, tsy tokony ho faly aza ve ny fanjakana fa afaka manantanteraka ny didim-pitsarana izay efa navoakany dia ny fisamborana azy. manahy aho sao dia tsy tena sur kosa ary le fisamborana e? iza no mahalala, na milaza izany aza aho tsy pro-pierrot mihintsy!
répondu par fijo le 17/10/2006 22:04
2. Fiffi
(
14/10/2006 09:31)
danibe:tsy hoe manao zay fomba rehetra tsy hidirany eto Dago ny fanjakana akory ! au contraire ! fa miandry azy hiverina tokoa moa ny fanjakana an! saingy ao Ivato no handrasana azy fa tsy any Taomasina ! Ivato no hihandrasana ny olona rehetra zay avy aty ivelany fa tsy handeha hiditra an-tsokotsoko tahak'zao !
ny tsy azoko dia hoe: nahoana no manao ny fomba rehetra tsy hidirany eto madagasikara ny fitondrana,
4. zandikely
(
14/10/2006 13:38)
Ny fanjakana mihitsy manao fomba rehetra tsy hahatongavany azy any Madagascar. Jereo ange ity lahasotra navoakan'i Tribune ity e:
D'après notre confrère du quotidien « Le Mauricien » qu'au cours de cette semaine, les autorités malgaches ont clairement fait comprendre à Maurice qu'il ne sera nullement question que le courrier d'Air Mauritius desservant l'aéroport d'Ivato, transporte l'ancien vice-Premier ministre, Pierrot Rajaonarivelo, en vue de lui permettre de présenter sa candidature officiellement demain (ndlr : ce jour). Des représentations de niveau diplomatique de la part des Malgaches devaient également suivre avec la confirmation depuis lundi de la présence à Maurice de cet opposant au président Ravalomanana. Et ce journal de continuer, « Diverses pressions ont été exercées au cours de cette semaine en vue d'empêcher l'ancien vice-Premier ministre malgache de débarquer à Madagascar en prévision de sa candidature aux prochaines élections présidentielles du 3 décembre. L'un des moyens utilisés par les autorités malgaches, en particulier l'ASECNA, a été sous la forme d'un avertissement aux responsables de la compagnie aérienne nationale à l'effet qu'elles n'étaient pas en mesure d'assurer la sécurité du courrier d'Air Mauritius transportant Pierrot Rajaonarivelo », a indiqué au Mauricien une source officielle bien placée à l'hôtel du gouvernement.

5. dasy
(
14/10/2006 14:38)
tafiditra ve i pierrot rajaonarivelo ? t@ 15H45 ora malagasy no tokony ho tonga
6. akbaraly
(
14/10/2006 15:45)
Inona no ts azon'i danibe amn'zany e! Marina ny an'i Fiffi.
I Pierrot ts tonga fa Rolland Ratsiraka sy ny Avocat-n'i Pierrot no tonga. Mazava ny an'i Rafanja: tonga izy de migadra ts tonga izy de zay zany. Ko inina no ts mazava? Ny fanja anie ts hoe manakana fa milaza ny zava-miandry azy izy ra sa tonga e! Amiko manokana ary sur et certain aho, efa nilaza izay ihany mo aho teto fa i Pierrot de ts maitsy ho avy d'1 maniere ou d'1 autre. Ny dossier de candidature-ny zao efa azon'i HCC androany atoandro teo. I Mitre Willy Razafinjatovo na Olala no nahazo ny prokuration hametraka le izy, de noraisin'i HCC le izy fa zany akory ts midika hoe nanaiky ny HCC fa mbola manana 4 a 5 jours ry zareo mandinika sy mi-verifie ny dossie-n'ireo rehetra zay nametraka. Wait and see

7. lagoon
(
14/10/2006 16:10)
akbaraly:
Ny dossier de candidature-ny zao efa azon'i HCC androany atoandro teo. I Mitre Willy Razafinjatovo na Olala no nahazo ny prokuration hametraka le izy, de noraisin'i HCC le izy fa zany akory ts midika hoe nanaiky ny HCC fa mbola manana 4 a 5 jours ry zareo mandinika sy mi-verifie ny dossie-n'ireo rehetra zay nametraka. Wait and see
Mazava tsara ny làlàna momba an'io an.
tsy maintsy mipetraka 6 volana aloan'ny fifidianana eto an-toerana izay te ho kandida raha tiana ho valabale ilay dossier.
Ary marobe koa ireo sazy tsy nahefan'i Peirrot donc tsy recevable iny candidatuire iny.
8. Fiffi
(
14/10/2006 17:29)
[quote=zandikely]Ny fanjakana mihitsy manao fomba rehetra tsy hahatongavany azy any Madagascar. /quote]Fa ianareo ve manaraka vao2 eh ? ny antony de tsotra fotsiny ! azony hatao tsara ny miditra any Dago fa tahaka ny olona rehetra zay mandeha avion ! Eny Ivato ny handrasana azy fa tsy any Toamasina ! Inona ary ity te-hiditra an-tsokotsoko ity de ny fanjakana no omena tsiny sy lazaina fa manao an'zao sy zao ?
Ny fanjakana tsy mandrara azy mihintsy hiditra any Dago fa kosa eny Ivato no hitsenaina azy raha lhl izy fa tsy handeha hanakorotana ny saim-bahoaka sy hiditra an-tsokotsoko tahak'zao !
Donc ! normal mihintsy raha mandrara ny fidirany eny Dago ny gouvernementa satria tsy ara-dalàna ny zavatra tahak'zao ! na ho an'i pierrot zany na ho an'ny compagnie maorisy ! rehefa tsy te-hivovo ao Ivato de mazava ho azy fa interdit !!!

9. zandikely
(
14/10/2006 17:42)
Fiffi:
Fanontaniana: Iza milaza aminao hoe tsy maintsy ao Ivato daholo ny hidirana raha avy ivelany? Tsy izay mihitsy ny atao hoe fidirana an-tsokosoko satria na ao Toamasina dia tsy maintsy misy tompon'Andraikitrin'ny filaminana manaramaso izay miditra ao. Matoa misy ny vol mandeha mivantana avy Réunion dia efa neken'ny Fanjakana Malagasy izany, tsy anjokosoko velively araka ny Filazanao azy. Miditra antsokosoko daholo ve zany ny Mpandeha mandray vol ( MILAN- NOSIBE) satria tsy nandalo tao TANA ( IVATO)?. Fidio tsara ny teny ampiasaina.
- Faharoa araka ny fitateran'ny gazety Maorisianina io dia tsy ho any Tamatave izany velively fa ao IVATO no tokony hidinany. Ka inona ary ny olana raha ao TANA (IVATO ) izy no hidina, tsy vao maika ve ho mora ny fisamborana azy.

10. Fiffi
(
14/10/2006 17:51)
zandikely: tsotra fotsiny ny hamaliako azy an! jerena ny contexte momba an'i pierrot !
11. xxx
(
14/10/2006 18:47)
tena marina ve io lazan'i lagoon io: tsy maintsy mipetraka 6 volana vao mahazo milatsaka ho candidat - president, ka raha izany dia tena adala sy mihatsy mihintsy ingahy pierrot rajaonarivelo , mametraka dossiers sy ny sisa ...
12. razafy4
(
14/10/2006 19:36)
Amiko aloha dia fatahorana mihitsy no betsaka amin'ny fanjakana raha lehilahy dia mba avelao hiditra ny namana dia vahoaka no hitsara . Inona moa no tokony asiana an'ireny mpitandro- pilaminana maro be ireny , ny vahoaka anie akory tsy adala fa mahafantatra tsara ny zava marina , aoka tsy ahodina sahalan ' io ny safidim - bahoaka , fa eo isika mahita azy . ^:^=D=)):@
14. colar
(
15/10/2006 05:52)
ny zavatra marina tsy azo iadinakevitra de atahoran fanjakana i pierrot am reo candidat b d b reo,misy antony ao,matsapa rizareo fa mamimbaoka le ol,saingy ny tsy fantatra d we iza daol no ao ambadiny,iverina daolnjay v n y talokivy ny ol ra zay
15. saho
(
15/10/2006 12:38)
Raha hanankorontana kosa i pierrot aleo tsy tafiditra fa tena mila vanona fotsiny...
Mividiana daholo ianareo malagasy ao Mcar provision sakafo rehetra ilaina fa raha tsy lany ra8 dia hisy crise ny resaka fividianana entana na sakafo ilaina rehetra indrindra ireo manaraka fombam-bazaha...
Ny fisehoan'ny resaka fifidianana eny @ pays en developpement mantsy mitovy daholo. Ny ahy aloha dia aleoko ihany ra8 no hanohy ny asany fa raha olon-kafa no eo dia hameno paosy daholo sady tena tsy hisy asa ho vita mihitsy...
Raha misy malagasy mpitery ronono dia hiezaka ho toa an-dra8 dia ho nofinofy izany hoe lasa pres izany fa raha mba miezaka ho toy izany daholo ny malagasy rehetra dia tsy hahantra intsony ny malagasy.
Ny tiako tenenina farany dia betsaka ireo olona mpanakorontana toy ny Pierrot ivelan'i Mcar ka ao ireo tsy mahatakatra lavitra e! Raha hanankorontana sy hampiady ny samy malagasy fotsiny dia tsy mila koa aho e! Fialonana sy fitsikerana sy tsy fitiavana no betsaka @ sasany fa raha mahavita dia manokafa societe matanjaka fa malalaka Mcar ary be dia be ny olona eran'ny Mcar te hiasa @ societe izany...
Minoa fotsiny ihany

16. tenagasy
(
15/10/2006 12:44)
Mankamamy ôôô!
Ny hoe enim-bolana lazain'i lagoon aloha tsy haiko: ireo mpahay lalàna no antenaina hanamarina izany. Fa ny azoko antoka dia ity: tsy maintsy ao anatin'ny tany malagasy (territoire) ny olona iray @ fotoana ametrahany ny filatsahan-kofidiany izay vao azo ekena ny firotsahan'io olona io (Antotantaratasy raisina tsy midika hoe ekena). Amiko izay no nahamay azy hiverina alohan'ny 14 oktobra 24ora 00mn. Dia efa tsy tafiditra izy raha tsy hoe misy lalàna hafa azo rirotina indray any ho any. (Miala tsiny fa tsy mpahalala ny tena)
Ny amin'ny hoe fanakanana na tsy fanakanana indray: seranana taiza ra-olona no hidiran'olona tsy nahazo alalana fotsiny ah? Indrindra anjatony tsy misy fandrindràna sy tsy manaiky mpitandro filaminana? Mandehana anie anio ihany eny Ivato na @ izay seranam-piaramanidina iraisampirenena akaiky anao indrindra dia midira any anatin'ny sehatra fihantsonana any rehefa misy fiaramanidina tonga eo, dia hohitanao eo ny hanjo anao; ary dia hazava aminao izay mbola minia tsy mahatsapa sy manaiky ny nanakatonana ny tany Toamasina sy ny ametrahana (vokatr'izany) mpitandro filaminana (nohamafisina) eny Ivato tato ho ato.
Ary averiko indray:
1-araka ny an'ny namana iray teto hoe naninona ny tsy navelany hitsena azy ny vady amanjanany? ((Raha fitiavana no itsenàna olona iray, tsy mahagaga ve hoe ny tokatranony aza tsy mitsena ka izay ... indray?)) .....Nisy raha saika hatao tao.....
2-ny mpiray antoko aminy no nanambara fa: "tsy mieritreritra akory ny sécurité personnelle-ny i Rajaonarivelo P., c'est une erreur raha manapakevitra marina ny hiverina izy" Dia hoy aho hoe: fa misy inona? Angaha moa tsy fisamborana tsotra no hatao azy? .....Nisy raha saika hatao tao.....
3-tsy adala akory na vomanga be miravaka galona fotsiny ireo foloalindahintsika ireo. Misy teti-dratsy traingon-dry zalahy tao. Jereo aza ireto izy efa vaky telo sahady, ka dia izy samy izy tao ihany no nifamitaka sy namadika. Mety ho ny namany ihany anie no mitady ny ran'io olona io hatao sorona hiadanana avy eo araka ny an'ny namana iray teto izay .....Nisy raha saika hatao tao.....
Ambava homana, am-po mieritra!
Mirary soa!

17. raygasy
(
15/10/2006 18:15)
Marina daholo zany fa ny tokony nataon'ny Fanjakana fotsiny dia tsy nosakanana izany izy hiditra fa navela dia avelao izy hilatsaka dia ny HCC no manapaka raha mety na tsia ny filatsahany zay izy vao hita eo ny tohiny e!
18. danibe
(
15/10/2006 20:15)
navela izy hiditra, dia nosamborina fa tsy navela hirotsaka zany! mba fantatrareo ve hoe ahoana no fanejehana mpangalatra akoho iray! sady maty vono izy no gadraina rehefa tratra, mifoafoa volo vao afaka any am-pigadrana raha ho afaka! misy efa migadra 3 na 4 taona vao tsaraina: akoho iray! ary ny an'i Pierrot! akoho firy? avelao izy hiditra dia samborina dia gadraina...!
19. moi
(
16/10/2006 05:33)
Mety ho azonao ny fikan'ny fanjakana raha mijery ilay lohahevitra "Antony 3 mahamaika an'i Pierrot" ianao
Mifameno amin'ity ny resaka ao
Mifameno amin'ity ny resaka ao
20. tsotrabe
(
16/10/2006 09:33)
pierrot = peroket e!
aleo lery atao mitovy an'ireny bloky ireny rehefa tonga eo e!tonga dia ahidy anaty ilay vy makarakara ireny .:lol: