tsy azoko ny fikan'ny fanjakana
21. akama2006
(
16/10/2006 11:21)
ny marina dia matahotra ny fanjakana satria resaka usurpation de fonction no nanjehana azy voalohany nefa raha misy izany dia i sylla babakoto no voalohany satria natao 1 er ministre i ra8 autoproclamé!mazava fa hiverina aminy ny fetaka ka dia atao izay tsy ahatongavany alohany filatsahana ofisialy mba sty hiteraka debat be avy eo!manaraka izay, i ravalo dia tavela tao antanimora raha sty nisy any pierrot ,tsy misy olona hamoaka fotsiny iznay anefa raha sty misy tambiny!inona io tsy fantatra,ka mety misy fianarahana ambadika tao ary mety misy porofo ,ka hiteraka polemika koa ho any ra8 te mbola ho lany 2em fois! maro sy betsaka ny mety ho antony fa dia ny azo lazaina mazava aloha dia matahotra sy tsy tia ny ahatongavany pierrot any mada ny fitondrana! izay aloha sur!
misy milaza hoe etsy ivato tonga raha mafy!oadray tsy ivato irery no atao hoe aeroport ry zalahy a!sty obligé ny tahatongavana any!ary tsy gaga aho raha betsaka ny very hevitra sy diso debat satria mbola misaina fanjakana centralisé !raha mihevitra ary hita fa mihevitra toa izany ny mpitondra fa antananarivo dia bastion azy dia diso hevitra izy satria ny bastion mila base ariera fa tsy bastion ny filaza azy raha isolé izy! tsy tonga tonga foana ny fisiany candidat 18 avy aminy province 5 ankoatra any antsiranana! ka alefaso lalina ny fandinihana !fa mety ho sahirana ny sainareo hanaiky ny valiny sy nyvokany fifidianana raha toa ka tsy lany tampoka ilay heverina fa to!
bonne chance!

22. fijo
(
16/10/2006 14:46)
ny fitondrana tsy atao amboletra,ka hoe satria izao no tiako,dia ataoko ,na hamonoako olona maro aza
23. akbaraly
(
16/10/2006 14:57)
Diso zany enim-bolana zany Lagoon a! Mamakia lalana amin izao fa tara be enao! Ry Philippe Tsiranana aza vao tonga vao andro vitsy monja. Ra eken ny HCC iny dossier-ny iny de na amin ny 2 decembre aza izy vao ho tonga de azo fidina foana.
24. Stone
(
17/10/2006 01:36)
Diso Mazava loatra aza ny fikan'ny fanjakana ry ledada an!
Mila manao dessin ve?
Mila manao dessin ve?