METY HISY GREVE GENERALE VE ?

1. HESHA ( 12/10/2006 14:16)
Salama daholo,

Mahita ireo hevitra mandeha eto am serasera sy ny resaka eran ny tanana aho de mba saika hanainga antsika mpikambana ato am serasera hanome ny hevitsika momba ny mety hisiana na tsy hisian ny greve generale hoatran ny tamin ny 2002.

Tsara raha mba omena miaraka am salanisa (%age)lazaina eto ny conditions nahitana ilay izy, toy ny hoe vondron olona toy inona (Ohatra hoe mpiara-miasa miisa firy), taona (Mba iangaviana aloha zany mba hihoatra ny 18taona satria ireo no afaka hifidy), ...

Hahafahan ny tsirairay mandanjalanja sy mieritreritra izay tokony na tsy tokony hatao angamba ilay izy indrindra am le resaka fandrindrana ny fiainana andavanandro ka iangaviana mba hi-refleter marina ny hevitry ny manodidina antsika fa sao manjary manakorontana fotsiny.

Misaotra anareo izay te-handray anjara
répondu par prime le 30/10/2006 11:39
2. besoiiin ( 12/10/2006 15:20)
8O8O fa iza no mitarika higrevy??? tsika ary zao efa 2006 kou.. tsy efa t@ 2002 v zany grevy zany??? way kay mou za tsy ampitaona fa azafady:lol: de ampy fa tsy grevy
3. tezitra ( 12/10/2006 15:52)
Ny hisiany asa, ny vahoaka no mandidy, mais quand tu vois 70% tsy miasa, mi-occuper azy ny greve dia tiany
mais moi COMPLETEMENT CONTRE NY GREVE ,tsy zakantsika intsony izany,
saingy ny tetezamita no tsara,
mitohy ny fiainana samy tsy tompon'ny fahefana amin'io ny mpanao politika ,dia samy hifampitsikilo, dia voatery samy miasa tsara, aza asiana AREMa sy TIM fotsiny, efa aloa ny olona ireo
ary na tetezamita 10 taona aza mety, comme la rome antique,
4. Fiffi ( 12/10/2006 16:49)
enganie ka tsy hisy an'zany an!
5. lagoon ( 12/10/2006 16:51)
Atao inona gréve??Hanimba izay tafarina tao anatiny 4 taona izay ve?
Non,merci tsy mila gréve
6. Lejim ( 12/10/2006 17:17)
Zah koa mivavaka mba tsy hisian'ny grevy. Ho potika mihitsy ny toe-karenantsika sy ny firenentsika raha mbola misy grevy indray eo!
Ny tontolo politika sy ny fiarahamonina moa efa tsy hay intsony.
7. kitjo ( 12/10/2006 18:47)
Ko raha tsy kely asa ny olona..

vao tsy manomboka akory ny fifidianana dia hanakorontana.

tokony mitarika ny "olony" higrevy tsy hifidy no ataony amzay 1er tour dia vita...lol

lery no tokony asaina manao greve tsy mety mody any Dago amzay milamina nytany fa tttsss
8. xxx ( 12/10/2006 20:16)
tsy ao anatin' ny culture an' ny malagasy ny GREVE é , miasa miasa miasa ihany minoa fotsiny ihany aza tezitra an! teteza-mita atao aiza ao brickaville veuu mampitohy ny lakan-dranon' i pangalane... tena vrai .... aza tezitra ianao fa somonga ny ahy é !
9. fijo ( 12/10/2006 20:39)
aoka izay ity mitokona ity,fa mitsangana sy mandroso izao no tokony hoatao
10. sasa ( 13/10/2006 04:55)
za koa tsy d'accord am le grève aloha, ary raha izahay mpiara-miasa vitsivitsy ato no mba miresaka d samy tsy misy tia grève satria izahay izao efa mba manana asa tsara d ho lasa tsy an'asa indray ve raha migrevy eo
Contre ny grevy à 100%
11. rabaradaka ( 13/10/2006 06:41)
O ry zareo a, iza no higrevy eo intsony e, iza ? Tsisy grevy zany tsony eo fa aleo hilamina ny tanàna, adala zany aminareo ireo be hatoka sy mpanambola hirotsaka ho fidina amin'ny 3 desambra ?
12. aokahoahy ( 13/10/2006 06:49)
Zaho aloha de tsy maitsy manano grevy satria ratsy loha mihitsy ty fitondrana ty. aminakahy dia tia vôla ndreky fahefagna i prezida hovalahinarô io
13. belaza ( 13/10/2006 08:26)
de mazaotoa enô manano grevy seul eo mon ami fa izahay malagasy liampivoarana tsy ho azonô anminizany intsony
14. mandrindra ( 13/10/2006 08:46)
ajanony any zany grevy izany fa andao hirevy e
15. HESHA ( 13/10/2006 10:14)
Misaotra antsika e.

Ny antony hanaovako io lohahevitra io dia tsotra, za mou zany mpiasa zone ka isan le vao niarina apres greve 2002 rony kou. Tato ho ato, mifanontany ny "olona" hoe misy "mesures" raisinareo manokana ve amin io fifidianana io hi-eviter na le raha sanatria misy greve tampoka.

Na za kou aza mahatsapa fa ny ankabeazanay mpiasa am zone de tsy vonona am grevy zany intsony fa ny an ny secteur hafa no tiako ho fantatra hoe aiza ho aiza ny hevitra.

De toa tsi misi ahiana raha hoatranareo daholo ny ol ka, milamina de misesy
16. prime ( 13/10/2006 10:28)
G tsy misy fa ny rêve ihany...:°)
17. mandrindra ( 13/10/2006 13:09)
prime aleo eo ihany ilay G indraindray ka, amin'izay revy Général :wink:
18. prime ( 13/10/2006 13:21)
ka le G sarotra takarina, ny revy vety2 d tonga...
19. mandrindra ( 13/10/2006 13:33)
kitiho ny G dia milay be ny revy e:wink:
20. prime ( 13/10/2006 14:02)
Raha voakitika ny G mety tsy revy intsony fa mety Guerre totale koa an...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2055