METY HISY GREVE GENERALE VE ?
23. kitjo
(
17/10/2006 17:39)
hahaha...avereno ny resak'ol fa tezitsa eo Hesha..haha
Fijo>enao njay manadala ol eo an..hehe
zay lo tsy manampotoana mazany tsony e
Fijo>enao njay manadala ol eo an..hehe
zay lo tsy manampotoana mazany tsony e
24. fijo
(
17/10/2006 22:14)
ka manao resaka G ry zalahy dia mba navoakako ny "nianarako tamin'ny boky ko"za ve mahay.
25. HESHA
(
18/10/2006 11:17)
sur ve fa tam boky fotsin :lol::lol::lol:
maharaka film kosa nareo zani ko, nefa hoe ....
Tsi tezitra aho e, refa tsi misi ni grevi de efa milai zani fa afaka miasa ampilaminana ni tenanai

26. prime
(
18/10/2006 11:51)
Tsy hisy grève générale izany eo raha izao aloha kah...
Fa rehefa tonga ny valim-pifidianana foana vao hanomboka ny horaka... hoe halabato, fanasoketàna, tsy ara-dalàna... d any no tsy hay...

27. fijo
(
18/10/2006 20:21)
hesha,minonoa ahy fotsiny e.boky wa.
prime,efa omanina izao anie ny zavatra hoatao amin'ny vokapifidianana e.efa mazava be le tanjona;

28. gernico
(
22/10/2006 09:01)
Manahoana daholo tompoko !
Amiko ny saina rehefa atao maivana dia tena lasa manidina tokoa izy io matetika ! Fa rehefa ampiasaina @ tokony hilaina azy kosa dia mahita sy mahavita zavatra maro sy mahasoa toy izao zava-bitan'ny fitondrana misy ankehitriny izao !
Tsy isika irery no efa milomano @ soa vitan'ity fitondrana ity fa efa milomano sahady h@ taranakantsika fara-mandimby sahady ; eny fa na dia vao 5 TAONA MONJA AZA izay no nanombohany nitondrana ny tany sy ny fanjakana teto !Inona izany hoy ianao ????,= TROSA BE H@ 1ER REPUBLIQUE EFA FOANA DAHOLO !!!!!!!!
IZA? IZA ? no hahasahy milaza eto fa nahavita izany teto IZA ? IZA ???????? hiteny indray ny sasany hoe efa programa-nay teo aloha izany no natao ! programa samy manana 700000000 karazana daholo fa rehefa tsy tanteraka izy dia slow -gramme !!!!!
Aza mifandany andro @ zavatra tsy hahasoa ny be syny maro eh !
GREVY ! IZA NO HI-GREVY ????????????, efa tsy any intsony izao ny resaka fa ovadiho ny pejy tompoko ô !
Tara be nareo, ary mampalahelo izay mbola mieritreritra momba izany !
Ny sondage nataonay izao dia nahitana fa ny vahoaka maro an'isa dia mieritreritra ny handroso volavolan-dalana eny @ ANP ( apres fifidianana ) , mba haverina indray ny fitondrana faha-mpanjaka taloha raha toa ka mitovy @ izao fitondrana misy izao daholo ny toetran'izay mpitondra tonga eo , dia maninona moa raha avela mihintsy hotohizan'ny zanany sy ny taranany ny asa soa natomboky ny rainy eh ? tsy olana aminay izany fa rehefa tsara dia tsara aminay !
Mirary antsika rehetra mba samy ho tonga saina tsara daholo ka tsy hanaiky ho fendrofendroan'ny sasany na ho rebireben'ny sasany vitsy an'isa intsony an !
AZA MATAHOTRA ! MINOA FOTSINY HATRANY :" TINTSIKA I MADAGASIKARA !!! " :-*

29. kitjo
(
23/10/2006 06:17)
gernico enao oa kalma iany refa manoratra fa aza mafana ra be oh an'io ..hihih
kandida ray iany ny antsika fa enao oh manao teny mahery zany.hehe
fa zao, ny anah aloha ilay rainy iany fa reto zanany tsy poinsa ka, za tsy hanaraka anao eny @ANP njay ra io..hihihi

30. fijo
(
24/10/2006 23:11)
gernico an,aza manambany olona wa fa ratsy.ary aza dia manao extreme toa io,fa mahajamba.manjary tsy hafaka mandanjalanaja intsony enao.ny olona mpanohana toa anao io,no manimba ny olona tohananao.