zazavavy na zzlh 1° manao sipa

1. diamondra27 ( 12/10/2006 08:08)
de tohizana ihany ny resaka,
ahoana no amantarana fa manao sipa ny ankizy iray, na lahy io na vavy mba tiako fantatra.

de azo atao ve ny manontany azy raha fantatra fa manao sipa izy hoe: efa niaraka ve ianareo?

Sa ahoana no tokony hatao "avant pendant et après"?
répondu par diamondra27 le 14/10/2006 08:44
2. ikalakintina ( 12/10/2006 09:36)
mbola za ihany ty diam a!, tsy hitandry mivaingana eo oe manao sipa le ankizy matetika hafeniny:, fa fantaro aloha ny namany rehetra sy ze mifanerasera aminy; de hitanao eo ze misy relation etroite aminy na firesahany matetika, ze miantso azy am fone na miresaka aminy am msn ect...de inviteo le ankizy mba ho hitanao, tsy oe manaiky ny fiarahandry zareo enao fa au moins mba fantatrao izay mifanerasera aminy, de refa itanao le ankizy de ampianarinao ankolaka na mivantana ny momba ny tena ny ankiz lahy sy vavy na de efa fantany aza, ny firesahana am ado akia no tena zava dehibe a! miezaha mitsy miresaka aminy sy mihaino azy!
3. diamondra27 ( 12/10/2006 09:54)
ikalakitina: ok ! jerena tsara io zany aloha e
ezaka be zany lol, vazivazy zany an
4. booboo ( 12/10/2006 11:17)
-Matetika, rehefa mahatoky anao reny ilay zavavy dia izy tenany no tondé miresaka aminao hoe zà sy xxx miaraka. Fa misy ndray nefany tsy miteny mihitsy fa afeniny tanteraka satria matahotra ny ho fihetsiky ny rad (bedy, tsy mankasikatra ny hanaovany sipa sahady, ....).

-Ny tsara koa dia io hoe inviter-o ilay zalahy @ zay hitanao sy ahafahanao manana idées na kely fotsiny aza ny aminy. Ohatra hoe hisakafo atoandro...

-Miombon-kevitra @ Ikalakintina zà @ hoe
de refa itanao le ankizy de ampianarinao ankolaka na mivantana ny momba ny tena ny ankiz lahy sy vavy na de efa fantany aza

Dia ampiako kely hoe aza atao morale beeeeee fa rehefa tsapan'izy roa kely @ teny ampiasainao fotsiny hoe mahatoky an-dreo ianao @ fihetsika sy fitondra-tenan-dreo dia efa tena lesona beeee zay.

-Rehefa hampiaraka ndray zareo dia atao mazava tsara fotsiny ny fepetra : tsy mody alina, atao fantatra hoe aiza ho aiza no handehandeha, misy n° ahafahana mifampiresaka raha sendra misy olana tampoka....

-
ny firesahana am ado akia no tena zava dehibe a! miezaha mitsy miresaka aminy sy mihaino azy!

Ekena tanteraka. Ohatra fotsiny hoe, tsy manao enquêtes policières koa na izany aza, fa mba ampiresahina fotsiny izy hoe nanakory ny fiarahan'ny zamoureux teo ? et bla bla bla...

Reo raha noresahiko reo, t@ zaho nanao mpiandraikitra scout dia ados no nentiko t@ zay, dia ohatra ity sizé ity mihitsy ny thèmes nataonay t@ zay, fa zareo ihany no namoaka an'ireo nandritra ny fivoriana nataonay.
5. simplex ( 12/10/2006 12:41)

ra zazalah ndray izy de tsotra fotsiny. Ny dadany no tsara miresaka aminy:

- tandremo ny resultat scolaire tsy hihemotra.
- couvre feu manomboka @ 18h.
- tsy mahazo miaraka @ zanaky ny copine-n'ny reniny. Ra tsy hoe te hanambady nga :-D
- tsy dia tsara loatra le sipa 2 en parallele, ra tena tombeur b nedala aleo miovaova isaky ny 6 mois :°).
- gerer-o tsara ny volan'i toi fa tsisy budget manokana hoan'ny sipan'i toi akory eo. Tandremo indrindra ny telefone:^)
- refa sipa mahabe probleme adaboy any.
- soit macho ;-):°)

:-*:-*


6. dailynews ( 12/10/2006 13:46)
de tohizana ihany ny resaka,
ahoana no amantarana fa manao sipa ny ankizy iray, na lahy io na vavy mba tiako fantatra.

io ihany aloha no valiako izao:

-lasa jejojejo na ny lahy na ny vavy
-miresaka mangina amin'ny telephone ary mitombo ny isan ny fanenoan'izany tel izany na koa sms matetika.
-miala aloha any antrano ary tonga tara ao antrano noho ny ora izay efa nahazatra.
-lasa mivoaka foana rehefa asabotsy ary sorena raha toa ka misy ny fetimpianakavaiana izay aleha na zavatra tampoka ataon'i dada sy neny hiaraha manao amin'izy ireo - tadidio ny rendez-vous ny efa vita.
-

7. bobone ( 12/10/2006 14:04)
Ny hahafantarana aloha fa manao sipa na lahy navavy de amiko raha misy toetra ananany ka miova !
ohatra! tsotra kely de lasa jejo na manamboatra fihetsika ! tia fitaratra an!!na koa tia mibango volo! na koa mety mihirahira sns! fa LHL de mety koa hoe tsy manao akanjo raha tsy mipasoka tsara! tia manamboatra endrika ! na koa mety tia mivoaka any ivelany!
@ izay fotoana izay de entina mora fotsiny aloha fa tsy tonga de tairina fa manjary simba ny tetika hataona aminy!!

sa ahona:-*
8. diamondra27 ( 12/10/2006 15:18)
ao tsara zany ry zalahy a!
9. bobone ( 13/10/2006 15:00)
tena ao mihitsy e!:D:D=D
10. pissoa ( 13/10/2006 16:06)
ito no marina ndrindra
ary sorena raha toa ka misy ny fetimpianakavaiana izay aleha na zavatra tampoka ataon'i dada sy neny hiaraha manao amin'izy ireo

:evil::-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 14/10/2006 08:44)
pissoa: ka manapaka ny reviny kosa ve tsy hahatezitra azy

Tonga de kopy @izany zany refa RAD an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2702