VENDREDI 13 ...ho avy ingahy PIERROT!!!!
1. sareraka
(
11/10/2006 19:09)
Araka ny vaovao mari-pototra dia ho avy @ zoma izao ingahy PIERROT RAJAONARIVELO en IVATO...asa na fifandrifian-javatar na ahoana aloha fa dia VENDREDI 13 io enga anie ka tsy hitovy @ ilay film VENDREDI 13 fa mampatahotra ihany!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E
répondu par vetsoko le 14/10/2006 12:03
2. xxx
(
11/10/2006 19:37)
Mangina ry sareraka sô dé reraka eo... na vendredi 13 na 1133 na 111333..... aleo ho avy ohatran' ny lalimanga manatona T....tsy antsoina fa tonga ho azy ...teo tsy hita izay natao ka hoe ...
3. sareraka
(
11/10/2006 19:44)
xxx:
Mangina ry sareraka sô dé reraka eo... na vendredi 13 na 1133 na 111333..... aleo ho avy ohatran' ny lalimanga manatona T....tsy antsoina fa tonga ho azy ...teo tsy hita izay natao ka hoe ...
MANINONA NO TSY SAHY MAMPISEHO PSEUDO raha lehilahy e! izahay koa angaha tongo-bolo ka tapenam-bava e...KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY !
4. xxx
(
11/10/2006 19:52)
Fa aiza ny vavanareo ngah ny vavanareo manoratra , ngah tsy pseudo ny xxx , asaivo mipirina ny anareo fa tsy lasa é , refa tsy mahita seza dé tabouret alaina ....
5. fijo
(
11/10/2006 19:58)
marina io an'i sareraka io.misehoa moa rehefa maneo hevitra e.za tsy miray hevitra amin'i sareraka,fa za kosa midera azy sahy miseho sy mijoro amin'ny heviny.aza tapenam bava izy,fa izay no diantsika eto.
tohero izy,ary aza manompa sy manaratsy azy,fa profo hanohanana ny hevitrao.
tohero izy,ary aza manompa sy manaratsy azy,fa profo hanohanana ny hevitrao.
6. xxx
(
11/10/2006 20:08)
marina ny anao ry fijo , tsy misy ho laizina ary tsy misy manampina ny vavan' i seraraka ...atao ahoana ny fanampenam-bava azy , fa ilay fanankorontana no efa mankaleo , tsy tokony hipetraka ve refa fantatra fa tsy nahavita teo: fanajan-tena , mba taty frantsa ihany maninona raha manao ohatran-dry Jack Lang..
ny fiainan' ny malagasy anie tsy vitan' ny kilalao é !
ny fiainan' ny malagasy anie tsy vitan' ny kilalao é !
7. fijo
(
11/10/2006 20:46)
izay aloha dia iombonako hevitra aminao e,mazava be anie fa fanakorontanan io e.ny tena tanjona,dia ny hisian'ny korontana dia tsy hisy ny fifidianana
8. xxx
(
11/10/2006 20:52)
marina ny anao ry fijo , mazava saina enao ary mieritreritra ny ho an' ny taraka any aoriana angamba ! :wink:
9. fijo
(
11/10/2006 20:55)
fa vizaka foana izy,fa io tsy voasakany.aza hadino,fa ny iray donakafo aminy anie milatsaka koa e
10. lagoon
(
11/10/2006 21:52)
Ny fahitako azy dia i Pierrot sisa no derniére carten'ny oppositions mba hanesorana an'i Ra8 eo.
Nefa mety ho tampina ny dômy satria tsy manaiky gréve générale i Herizo.Ary mety hisy koa ireo mpanohitra no tsy hanaiky an'io resaka gréve io.
Fa ny momban'ity fiverenana @ 13 ity aloa dia Cinéma fontsiny e.Fitadivana korontana sy rà mandriaka no tena tanjon'i Pierrot.
Efa sirka daholo ange ireto bandy mitondra tee-shirt mena manitra tôaka sy midona-tsetro-ndrongony alefa hitsena an'i Pierrot e.
Efa répérés daholo ry leirony ka avelao ho hitan'ny havany eny!

11. Stone
(
12/10/2006 00:09)
Tsy voatery hoe Herizo na iza fa ny vahoaka mihitsy no mbola tsy voatarika sy tsy vonona @zany, mbola tsy vory ny condition rehatra,na mafy aza ny fiainana. Ary tsy maintsy Antananarivo koa no hanombohana izany fa raha tsy izany dia heripo very maina.
12. joto
(
12/10/2006 06:57)
aleo ho avy fa hatramin'zay nipetraka tany zao vao mody miverina aty @ tanana tsy adala ny olona fa dia fety be zany @ vendredi 13 satria tonga ny mpanakorontana raha tsy zaka ilay seza dia aleo mipetraka e!
13. rabaradaka
(
12/10/2006 07:12)
O ry dadatoa sareraka sy xxx, aleo hiteny ny olona e ! Tsy sahy tonga eo i Pierrot, mba tary mahay lalana ange izy e, sa hoe efa vonona ny ho eny ambany atsinanana kosa angamba, azy indray izay. Fa aza adino ry sareraka fa namana moa ianao no ilazana izany i Pierrot ange ka nanodinkodina vola be e !
14. xxx
(
12/10/2006 08:15)
avelao ho avy eo hiaraka amin' ny olom-boavidy frantsay fa wainnnnn be eo , atrizay tsy hita izay atao ka hoe.....grève é , droit de l'homme é , manao vavan' ny maty an-drano...
15. besoiiin
(
12/10/2006 09:33)
lagoon:
Ny fahitako azy dia i Pierrot sisa no derniére carten'ny oppositions mba hanesorana an'i Ra8 eo.
marina io kanefa indrisy ry tapatsôsisi :lol::lol: efa manao tsipaky ny miala aina e
sao ary ry lerony mihevitra hoe mbola t@ andron'ny deba zao! diso hevitra izy raha hievitra ny mbola hanao ny lohambotony, talou zany :lol:
16. oufouf
(
12/10/2006 09:52)
olona ohatran'ireny ve mendrika antsoina hoe : mpanao politika ? :-w:-w:-w:-w
17. rakaroka
(
12/10/2006 10:02)
Dia ho avy eny an-tseranan'Ivato hono izany izy araka ity fanambarana ity koa miomana amin'ny fitsenana azy ry Antananarivo!:-*: mba raiso am-pitiavana fa gasy toa anareo e, ny vazaha aza raisina koa ny gasy namana ve no ailikilika? matahora ilay hatahorako!:roll: Tsy ny seranana indray no hidina !...satria be no mifamoivoy mila ny fisokafan'izany!
En plus tsy dia danger toan-dry Ben Laden kosa angamba izy : azo samborina na hifampiraharahana araka izay tianareo e!
Dia Bonne Vendredi 13 daholo e:
En plus tsy dia danger toan-dry Ben Laden kosa angamba izy : azo samborina na hifampiraharahana araka izay tianareo e!
Dia Bonne Vendredi 13 daholo e:
18. oufouf
(
12/10/2006 10:17)
Fa jamba sy marenina ve leiry é ! sa ny con- seiller no manoro con-seil ratsy.
mitady hanao : hay ato elah con- mimé iny.:lol:
(iran année 70-80)
con-seil ho ilay namana té-hody : mahaiza hoe manaja tena, ampitapitao amin' ny namako any, ataovy mazava .
mitady hanao : hay ato elah con- mimé iny.:lol:
(iran année 70-80)
con-seil ho ilay namana té-hody : mahaiza hoe manaja tena, ampitapitao amin' ny namako any, ataovy mazava .
20. akama2006
(
12/10/2006 16:31)
ny tsy azoko aminy mpino andra8 ity dia izao!lazaina fa laninmbahoaka le8 ka inona no olana raha miditra any toamasiana ,na jangila na ivato izy e?fa maninona no hidina ny aeroport ary arahamaso ny hafa!ampiatahorina hatramin'ny hotely sao tsy milaza ny olona ao aminy!
raha ho ahy mijery lavitra dia kanosa aloha izany !satria mihevitra an'Antananarivo ho fananany,ka be vava an-trano! amio dia sady tsy mitombona no tsy fandraisana an'draikitra ny fanidina seranana ohatra ireny!
ny olona miteny rehetra eto dia milaza daholo hoe tongava eo ivato ...dia ho hita raha mafy etc....!angaha moa le izy resaka mafy sy tsy mafy?mafy izy izany izao satria tonga eny ivato alohany 14 desambra?mafy izy izany fa tafidiny ambanminy seranana? malemy izany ny fanjakana raha izay no hevitra arahina!
sady tsy mitombona no hevitra ampo be fotsiny!efa impiry nataony io safidimpo io nihinanan ny tsy fihinany nandritra ny 30 taona izay mbola tsy fay ihany !raha nahalasa alavitra ny hevitry ny fo efa betsaka ny tafita,fa matoa ilaina ny saina dia misy antony ao!
ny tsy hitiavako sy handevenako andra8 impito mandifitra olona dia tsotra! fahiny norarana ny merina tsy ho filoha fa lazaina fa mety hamerina ny fanjanahana talohany vaza!izay tsy mitombina fa hevitry ny mpanjanaka;dia tonga ny fotoana lehibe2002 izay nanehoany mponiny Madagasikara fa efa lany andro izany hevitra izany,tsy hita ny tena fanovana tonga teo,fa ny toetra ratsy fahiny ihany no haverina!izy tokony hanome sy atao fitaratra no manome hevitra sy fihetsika tsy mety !raha mba misy dikany moa manina fa dia fanapahankevitra babakoto no maro! mandreraka satria ny mpifidy koa moa mijery ny maha rangaha fa tsy ny maha olona koa aiza no tsy olona adala no fidina ho filoha!!!!