VENDREDI 13 ...ho avy ingahy PIERROT!!!!

21. vetsoko ( 12/10/2006 16:41)
oh ry zalahy a! mahatra anie isika sady vao maika miha mahantra e!asio kozy aloha io fa urgent,nanadrana ra8 5 taona izay,tena vao maika nihanahantra ny tanana,le taloha efa tsy alehany leiry koa vao maika nandiso fanantenana,sady manidy fiangonana @ basy sy tafondro no manidy seranana tsy misy fetrany,sao dia mba trop na diktat na tsy haiko,sa mety indrai hoy ianareo ,asio kozy
22. fijo ( 12/10/2006 21:00)
ka iza ary e?zo be ,sa roland kely sa vatokely sa ny hasindrazana,sa iza no itanareo ahavita tsara kokoa
23. belaza ( 12/10/2006 21:18)
tsy isika no mihamantra fa ny vazaha no mihamanana. "ho avy pierrot" fa tsy efa teo am fitondrana foana moa le "BANDIT" iny? de hoavy haninona? fa naninona marina oa ry zalahy no nandeha taty andafy i dadabe pierrot tam2002? de izao hiverina hanakorotana de avy eo hitsoaka ho aiza indray? aleoko mifidy olona adala ry akama toy izay olona pangalatra a
24. prime ( 13/10/2006 13:04)
Mbola minomino foana ny V13 koa v nareo e...
25. vani ( 13/10/2006 13:23)
ô ry reto a, raha mbola tsy hitanareo mahantra foana tsika dia tsy haiko tsony!
tsika miresaka reo personnellement mety tsy ho mahantra au sens propre fa ny firenentsika ry reto mikorosy fahana be an!aleo mandinika ny tena solution fa tsy lasa raha mbola reo tava efa fahita isan'andro 'reo no mbola ho hita eo foana!
26. mandrindra ( 13/10/2006 13:29)
vani, arosoy ary ny hevitra e
tonga sa tsy tonga ihany pierrot e????
27. prime ( 13/10/2006 14:38)
vani> iza ary no olona mbola tsy hita tava hahavita e? toa ny hita tava ihany koa anie no sahy milatsaka e...
28. fijo ( 13/10/2006 21:40)
izay mihintsy.izay afaka milatsaka ihany aloha no hisafidiannaa.ka iza amin'ireo?fa aza resahana izay tsy sahy milatsaka any
29. vetsoko ( 14/10/2006 12:03)
efa hoe mahantra hoa isika sady miha mahantra fa aza miodikodina ohatran'io nareo,fantatro nareo fa tsy te hiteny hoe manana responsabilité @ fahantran-tsika ra8,tsy misy resaka pierrot ity fa Mahantra isika,sao dia mba incompétant ny mpitondra sa omena mandat iray indray aloha hanaovana ESSAI,tsy FINOANA anie ity ry zalahy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389