ahoana kay no mety ahafantarana azy

1. nenipita ( 11/10/2006 06:42)
manao ahoana daholo ianareo. Hono hoa nareo kay so de misy mahalala hoe raha ohatra ka manao rapport 1 andro mialoha ny ovulation dia mety ho lahy ve saz vavy ilay zaza? Ianareo izay manana vavikely io, amin'ny fotoana manao ahoana kay no anaovana azy? Misaotra ho an'izay vonona ny hanoro hevitra o
répondu par hery le 16/07/2014 10:41
2. sipagasy ( 11/10/2006 07:01)
hihhihiih nga misy izany ko???? tsy misy afatsy ny fampiharana ihany e! dia izay vita eo raisina an-tanandroa daholo, mahereza e!!
3. Fiffi ( 11/10/2006 07:01)
heu....tena mba azo calculéna ve io ? de tsy aiko aloha fa ny ahy de zay tonga eo de isaorako an'Andriamanitra daholo !
4. fiderana ( 11/10/2006 12:53)
tsy manan-kevitra fa mbola eo ampitadiavana ny reniny aho.....:D^:^
5. Fiffi ( 11/10/2006 16:18)
6. lapino ( 11/10/2006 17:33)
Toa misy fomba ahafahana mampitongilana ny chance hono ka. Tsy haiko ny tena efficacité-ny fa zany hoe tsy 100% aloha e.
- ny tsirinaina Y (lahy) hono tsy mahatanty milieu acide, kanefa mandalo toerana acide izy rehefa miditra. Dia misy miteny hoe misasa amin'ny ranovisy hono raha te-hiteraka lahy. Misy indray resaka sakafo no i-regler-na an'azy hono, fa tsy haiko hoe rezimm ahoana.
- misy milaza koa hoe ny fotoana hanaovana azy par rapport amin'ny ovulation, satria tsy mitovy ny faharetan'ain'ny tsirinaina X sy Y. Fa tsy haiko koa hoe rehefa lahy dia ahoana na rehefa vavy dia ahoana.
Fa tsy misy 100% hoà ny efficacité-ny an!
7. Fiffi ( 11/10/2006 17:47)
de tena tsy aiko mihintsy zany ry zareo an! de aleo aloha hanaraka zay lazainareo eto zany !
8. callia ( 11/10/2006 18:02)
Miarahaba ny rehetra!
Araka ny fanazavan'ny mpitsabo de misy chance tokoa ahafahana manao zazalahy kely sy zazavavy:
- Ny tsirinain'ny lehilahy de fantatra @ hoe XY ny X vehivavy ny Y lehilahy
- Ny an'ny vehivavy kosa de XX zany hoe vehivavy daholo
Ny fihaonan'ireo tsirinaina ireo no ahazoana zaza:
Raha ny X n'ny lahy mihaona @ X n'ny vavy izany hoe XX de vavy ny zaza raha ny Y n'ny lahy mihaona @ X n'ny vavy izany hoe XY de lahy ny zaza .
Saingy izao ny Y (lahy) de matanjaka be sady meri-mandeha be nefa mora maty ary ny X(vavy) kosa de mandeha miadana fa maharitra.
Ka raha te hahazo vavy ianao izany dia mila miaraka 3 andro alohan'ny ovulation ianao sy ny vadinao ny andro iray alohany sy mandritry ny ovulation de aleo mijanona tsy miaraka. Raha te hahazo lahy injay de ny andron'ny ovulation mihitsy nareo mila miaraka. Ny fomba ahalalana ny andron'ny ovulation moa de ny courbe de temperature. Rehefa miakatra ny temperature-nao de ovulation izay.
Tdy sur à 100% izy io hono fa betsaka no nampiasa de tena mandaitra!
Mazotoa ary de bonne chance!
9. booboo ( 11/10/2006 19:47)
Dia misy miteny hoe misasa amin'ny ranovisy hono raha te-hiteraka lahy. Misy indray resaka sakafo no i-regler-na an'azy hono, fa tsy haiko hoe rezimm ahoana.

kounkou fa bof ! raha vavy dia motika à base de laitage ny regime, fa raha lahy kosa dia ny hena sy ny mitovy karazana aminy ndray. re-Tsy efikasy zato isan-jato hôa a :-/
10. ikalakintina ( 12/10/2006 09:24)
tena mahaliana ny tenin'i callia ko!
11. lapino ( 12/10/2006 15:03)
booboo, inona ilay motika, dia inona ilay laitage ?
12. booboo ( 12/10/2006 15:26)
Lapino >motika re ! kaly, sakafo sns...; ny laitage ndray tsy haiko hoe inona aby karazan-draha tafiditra ao ...

13. adidy ( 12/10/2006 16:10)
laitage: yaourt, ronono, fromage
14. andraina7 ( 13/10/2006 14:06)
ny mampmeh de misy lehilah mandray anjara @ resabehivy, sô de mba...........:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. iriko ( 29/10/2006 15:32)
ny vehivy manome X ,ny lehilahy manome X sy Y ka raha betsaka ny Y de manana fanantenana ho lahy, raha betsaka ny X de vavy. Ny fahafatarako azy aloha de izao: ny rezimmm rehetra dia avy @ lehilahy daholo ny lahy kely Y ,ny vavy X ny zavatra hatao de tsy mahazo manao reraka ny lehilahy afaka manao firaisana foana ianareo, roa andro alohan'ny ovulation sy aoriana (mandritra ny herinandro, isan'ndro) ny tsirinaina velona foana ao antin'ny telo andro,mihinana zavatra masira mandritra ny fotoana te hananana zaza, tsy @ ovulation anh, fa mialoha an'izany de mba betsaka ny tsirinaina lahy kely noho ny vavy,sady ny lahy mantsy kely de afaka milomano haigana de tonga mialoha.

ny vavy indray: mihinana mamy ny lahy, de manao firaisana @ izay maha lonaka, tsy voatery isan'andro,
ny tsirinaina X geza de mavesatra tsy afaka milomano haigana. indrindra raha betsaka izy de manana fanantenana ho vavy.
X+Y= lahy
X+X= Vavy

Izay angaha no azo aroso, de mazotoa ehhh:*:-*(l)
16. xxx ( 16/11/2006 06:44)
za ry reto mba te hanana mafy fa de tsy haiko mihintsy ah!
17. iriko ( 16/11/2006 16:48)
raha maharaka tsara anio ianao de tena mandaitra io.
iray koa mamana kibo hoy ny ntaolo Malagasy mihinana vavonikena sy sakamalao, aorianan'ny regle de ataovy matetitetika, de aza avela manao reraka mihitsy ramose de manao firaisana foana isan'andro, fa hoy ny ohabolana Malagsy hoe: ny valala tsy azo raha tsy andrianilika, de araho vavaka fa io no tsara indrindra.
Mahereza an!!
18. Bakobako2 ( 18/11/2006 16:13)
Nenipita nisy naniraka a de mandalo , fa ity misy takelaka ahazoana fanazavana be de be ,
manomboka am paozy ao ampandrina ka hatraminy ny sakafo tokony hohanina , mazoto e!
http://www.aufeminin.com/fillegarçon/bebesucresale.asp
19. hery ( 16/07/2014 10:41)
Misaotra anareo rehetra fa hanao essai :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1954