R8 mpivarotra ronono nanankarena
1. tezitra
(
10/10/2006 12:33)
ra8 niasa mafy,nifoha maraina, dia nanakarena, angano angano arira arira:Tsy mitombina io
fanazavana:
1)avant 1997 tsy nahafantatra andRa8, tampoka nisy ny harena,hummm!
2)Tsy manainky hanao tobampananany izy, na dia ny deputé TIM aza no ni-voter izany.Hummm...
3) Economiquement:Ny ronono izay nataony avant 1997 dia tsy PPN(vary ,savony,menaka...,), ny 1/3 ny gasy no mahavidy izany, ary en economie fermé ny commerce-ny, ny ao Mcar ihany no nividy izany
4)ny mpivarotra charbon sy ny mpanano mofogasy koa mifoha marainabe
-gangster,mpanao politika, ary loto ireo no mampanankarena haingana, sa misy zavatra hafa...?
Raha tsy hoe nivarotra ronono antavy
HUMMMM.......HUMMM.....HUMM.....
Sa omeo antony hafa aho, economiquement svpl

répondu par tezitra le 26/10/2006 13:29
2. LazaDaddy
(
10/10/2006 13:03)
Sao dia tsy ato @ dinika politika no tokony ametrahana an'ito ry tezitra?
Raha ny fahitako an'ito dia tokony afindra toerana any @ dinika "fankahalana" na any @ dinika "fialonana".
ooops! Toa mitovy @ politika ihany kay izany kle. hahaha!
Raha ny fahitako an'ito dia tokony afindra toerana any @ dinika "fankahalana" na any @ dinika "fialonana".
ooops! Toa mitovy @ politika ihany kay izany kle. hahaha!
3. Fiffi
(
10/10/2006 13:05)
tsy hitako zay hitsikerana ny haranan'i Ra8 !
Taiza na hohaviana no mbola nisy prézidà tsy manana ? sa ve tian'i tezitra hitovy karama @ nao i Ra8 ?
Taiza na hohaviana no mbola nisy prézidà tsy manana ? sa ve tian'i tezitra hitovy karama @ nao i Ra8 ?
4. lapino
(
10/10/2006 13:05)
1997 izany, efa ho 20 taona ny tiko ka!
Marina aloha fa mandeha ny bizina an-dRa8 raha tafakatrany 2/3 io 1/3 io e! :)
tezitra:Nisy tokoa izany ny nivelona tamin'ny volan'ny mahantra raha nibizina PPN ?
Ny ronono izay nataony avant 1997 dia tsy PPN(vary ,savony,menaka...,), ny 1/3 ny gasy no mahavidy izany,
tezitra:Kobon'i tezitra ve hoe atao ahoana? Nampanankarena hatraiza angaha izany ny 1975-2002 kle?
gangster,mpanao politika, ary loto ireo no mampanankarena haingana, sa misy zavatra hafa...?
Marina aloha fa mandeha ny bizina an-dRa8 raha tafakatrany 2/3 io 1/3 io e! :)
5. vakiniadiana
(
10/10/2006 13:15)
tezitra >> hano ny hanina raha misy dia aza miady aman'olona fa ny harena mila vintana :wink: :D :D
6. fiderana
(
10/10/2006 13:51)
Izay nanao ratsy dia mbola hotsaraina, ny hita izao aloha dia mila filaminana ny Malagasy, mila saina tony ny Malagasy, mila mivelona ny vahoaka Malagasy,aza korotanina izy, fa raha ratsy ny nataon'i R8 dia ho hita eo ihany, tsy proR8 ny aty, fa mba mandinika sy mamakafaka tsara ny zava-misy, ny nampanakarena azy t'@ ronono azy izany, io aloha no iaraha mahita, fa nisy koa anie ny nanankarena t@ fanaovana afokasoka ê!, ngah ireny PPN?...miritrereta aloha fa aza mijery vilana.
7. xxx
(
10/10/2006 16:26)
Fiffi:
tsy hitako zay hitsikerana ny haranan'i Ra8 !
Taiza na hohaviana no mbola nisy prézidà tsy manana ? sa ve tian'i tezitra hitovy karama @ nao i Ra8 ?
fa nga ra8 ry fifi misy haranany ? :-D:-D aleo haitsiko fa harenany angamba e ! ary ry tezitra de mialona ny harenan'ol a ! ka raha karana zao no manana ohatra ireny de ahoana , tsy mbahandroso inao ra mialona ny any ampaosin'ny ol fotsiny mba ataovy ze hampanana e !
8. fijo
(
10/10/2006 19:45)
ô ry tezitra be an,aza ny manana no enjehana,fa ny tsy manana no ampio hisondrotra,fa raha tsy izany dia eto ihany isika
9. lagoon
(
10/10/2006 21:00)
EFa 1979 no nisokatra ny orinasa voalohany.
Ity mba misy historique kely e,ary aza be fialonana fa io no mba 1ére multinationale vita malgasy.
http://www.tiko.mg/static.php?op=accueil.htm&x=1
Ity mba misy historique kely e,ary aza be fialonana fa io no mba 1ére multinationale vita malgasy.
http://www.tiko.mg/static.php?op=accueil.htm&x=1
11. lagoon
(
10/10/2006 21:13)
Fiffi:
io ve de hahatezitra an'i tezitra ?
Ny an'i leiry ange fialonana no betsaka e.@ko dia mazava fa mahazo toerana @ i Pierrot i Tezitra raha tafiakatra eo i pierrot,ka io no mampitabataba azy eto.
Efa manao propagande anti-Ra8 i leiry.Nefa adinony fa mbola en exil i Pierrot.
13. vale
(
11/10/2006 00:09)
vakiniadiana::-D:-D zay ndray no tsy hitako :lol::°)
tezitra >> hano ny hanina raha misy dia aza miady aman'olona fa ny harena mila vintana :wink: :D :D
14. vale
(
11/10/2006 00:12)
tezitra> tena tezitra marina tezitra,:lol:, aiza no tsy ahita afa tsy kritika, fa ny lafy tsara lasa tsy hitany mihintsy!:lol:
15. Stone
(
11/10/2006 01:48)
Tsy tokony hofaly ary ve isika fa sambany mba misy gasy manana noho i Fraise sy ny karana ary ny sinoa
18. sareraka
(
11/10/2006 19:48)
NY TENA MARINA dia nitaiza zana-baratra ihany ny mpitondra izay nifanesy SATRIA MARO NY AFFAIRES nifanaovan'ny mpitondra t@ TIKO .Isan'izany ohatra ingahy RATSIRAHONANA t@ izy président intérim taorinan'ny nianjeran'ingahy ZAFY...
20. tezitra
(
12/10/2006 11:51)
mialona,vintana ny fanana,tsy aleo gasy manambola...
oay ty incapacité hi-argumenter , concept no nentiko(economie fermée,1/3 ny gasy no mahavidy ronono,tsy PPN ny ronono,etc...)dia valio avec argument ,aza atao palabre en bistrot
ho valiako na izany aza
-tsy manaiky hanao tombampanana R8,nefa voter-par deputé TIM io,inona no antony,dia ahoana ny impôt sur son revenu-ny?
-oui aleo gasy manambola,nefa inona no ataony contre ireo thailandais,sasantsany mividy varoboba ny vatony gasy mahantra maimbola ao ilakaky, aiza ny mesure reglementaire contre an'ireo
AZA ATAO TORAPO?argumenter-vo,pas de papotage de bistrot