R8 mpivarotra ronono nanankarena
21. xxx
(
12/10/2006 12:07)
zaly hoe nipoahan'ny varatra zaly zao ry zalah :-D:-D
ny ahy ndray aloha raha ny ol ohatrandry ra8 no manana tsy mampaninona ahy mitsy tena faly aza aho sady manome asa ho an'ny ol fa ny sasany a ! drai2 fivarotana vary @ kapoaka no asa omeny anao , mbo manja ve zaly

22. kitjo
(
12/10/2006 18:41)
Tsotra fotsiny
Misimisia ny gasy no ho ohata andra8...
rehefa karana no manankarena ao @ tanana tsy koi fa refa gasy d ananna alahelo foana..
inona ny problemenao fa mitadiava koa d tsarovy zay refa manana enao e

23. akama2006
(
12/10/2006 19:30)
misy misia ny gasy tys vokisana angano ka hino ny tsy hitany masony! ny karana matoa manakarena dia satria mifanampy izy ireo ary manampy azy koa ny gasy ambony vidina ,takomaso aminy halatra ataony!
raha izany ve no hilazana hoe olombanona dia tsy mahagaga raha loloavina ny mpangalatra sy ny be vola toa andratsiraka sy ra8!

24. xxx
(
12/10/2006 20:28)
Ary mba tsy lasa alavitra koa ny sainao izany ry tezitra an ! ry Ronald Reagan moa toa mpamboly voanjo , ry G Bush toa paysan avy any texas hono ... fa misakana inn ny fivarotana ronono é ... raha mbola misy omby ve tsy hisy foana ny ronono .. izay tsy mahay mikaroka no adala .. ary aza malahelo ny fananan' ny sasany ... mba mitadiava é , aza tezitra an !
25. belaza
(
13/10/2006 08:36)
ny sasany ary moa nanankarena tampoka taminy volambahoaka, sy taminy "saphir" izay harenany malagasy ihany ko sa tsy marina izany ra tezitra?
26. fijo
(
13/10/2006 21:47)
aoka ity firesahana ny harenandry zalahy ity e.izay hananantsika ko atadiavina.fa ny karana aloha ataovy izay ahafoana azy ao mada fa ireo fositra
28. papala
(
16/10/2006 13:14)
ny mombamomba an'i tezitra aza tsy hita ato akory? Sa kanosa ? Aza be fialonana @ mpivaro-dronono Malagasy lasa milliardaire hoa ? Fa gasy reny ka manja an?
tezitra > fa taiza enao no tsy nahalala fa t@1987 ange ka nisy fifaninanana eran'izao tontolo izao momba ny Yaourt e? Ka ny Yaourtd-DRAVALOMANANA no nahazo ny voalohany satria ny azy no tsy nisy produit chimie? Ka zao lasa international ny produit TIKO! Fa aza be fialonana wa!

29. papala
(
16/10/2006 13:25)
tezitra = akama2006, tsy sahy miseho vahoaka fa efa zatra an'ilay manao risoriso hita maso. fa tsy mba hino ny tsy hita maso.
"FA SAMBATR'IZAY TSY NAHITA NEFA NINO":lol::lol::lol:

30. akama2006
(
16/10/2006 17:04)
adray!
fa nahona moa no ataonao ho tezitra aho?
sampna izay rehetra mino ny tsy hitany masony!ankoatra ny voalaza ny soratra masina!
olombelona tsy madio ve no mialaza amiko hjoe minoa dia hino koa raha tsy efa tampona maloto ny maso na voky ahitra!ihihihihih!tsy misy tsiny io fa minoa izay inoany e!fa aza afangaro fotsiny le olona!misy zavatra nosoratako any anakafa fa dia valio araka izay fa aza manao adiny mpinofahatany ka izaykely mba takatra no lazaina fa marina!alalino fa gratuit ny fisainana fa tsy tambazana vola na vidina vola!ny saina mahiratra dia midika vatana tomady sy saina salama fa tsy voky lainga!ihihihihihih

31. prime
(
18/10/2006 14:17)
Ny harenan-dra8 aloha d izy irery no mahalala ny fomba nahazoany izany... fa ny zavatra hita dia mora ny fahazoana ny harena fa sarotra ny mitahiry azy, maika moa ny mampitombo azy... ka raha nahomby ra8 dia mahatehidera izany satria vitsy ny gasy tafita toa izao...
32. fijo
(
18/10/2006 20:34)
izay mihintsy,ny mihezaka manao toa azy no tokony hoatao,fa tsy ny hialona ny ananany.
33. tezitra
(
19/10/2006 10:11)
aza mialona fa miezaha toa azy!fa tena loza izany, c trop facile de dire mialona, vous ne me connaissez même pas et vous me balancez comme ça hoe mialona; et moi j'essaie d'argumenter.
inty misy iray indray, en economie fermée, je mets en defit ny olona afaka hanankarena raha mahantra ny 80 % ny mponina ao aminy

34. vetsoko
(
21/10/2006 14:57)
mi-dépasser an-dry leirony io sujet apetrakao io ry tezitra a!efa ananandrana nanao ohatran'io za t@ voalohany fa hafa ny havalin-dry leirony,tsy préoccupation-dry zalahy ireo ny situation et réalité économique any an-tanana,ny loza ary dia ry leirony mahita hoe mandeha
35. kitjo
(
24/10/2006 09:47)
za aloha mahita e!
tezitra "je mets en defit ny olona afaka hanankarena raha mahantra ny 80 % ny mponina ao aminy
"
misy tokoa ny olona manankarena ao Dago k! Jereo fa zay tobil vao mivoaka aty ivelany dia hitanao ao.
Marina koa anefa fa mahantra ny ankamaroan' ny olona kanefa io ange tsy vitan'ny miracle e,
misy zavatra tsy maintsy alefa tsikely2 fa tsy hoe ho avy akory ny prezida dia hizara vary na vola isan-trano
fa ho anareo 2 farany reo ary e, tsy tokon mba hisy gasy hanankarena mitsy zany ao Dago no tokony ho izy?

36. prime
(
25/10/2006 13:48)
O ry tezitra a, en économie de marché, zara aza eo amin'ny lafiny ara-toekarena misy ny monopole privé mba isian'ny économie d'échelle ka inona no maharatsy izany?...
Ny ady amin'ny fahantràna indray dia tsy maintsy mandalo ambaratonga fa i ra8 no tehiteniteny foana hoe vita haingana... fa ny zava-misy maneho mihitsy fa miarina ny toekarena... ary ny "victimes" koa nefa tsy maintsy misy... ny hoavy no tsinjovina fa tsy ny ankehitriny...

37. fijo
(
25/10/2006 22:26)
vetsoko sy tezitra;aleo hazava fa raha mahantra ny gasy,tsy maniry toa ny anandrano ny villa eraky ny tanana.ary gaga aza ny olona avy aty,fa raha ny villa aty no ampidirina ao anatin'ny villa gasy iray,dia tena ataony fagositaozy mihintsy ,ary takona tsy misy hita intsony.
39. papala
(
26/10/2006 12:39)
tezitra>ny zavatra soratanao de tena hita mihintsy hoe oll be fialonana.
Ny andR8 aza hita mihintsy ny fivoaran'ny orin'asany, ny fitombony : RONONO LASA YAOURT, FROMAGE,BEURRE, lasa nitombo : MENAKA, CLASSIKO, PPN.................. KA INONA NO TSY MAHAFALY ANAO AMIN'IZANY?
MBA MIJERE DIA MBA MANAOVA TOA AZY KOA RAHA ENDRY?

40. tezitra
(
26/10/2006 13:29)
) choses:
1)prime ,stone,kitjo,papala, fijo, ayez un esprit scientifique, aza renenina hoe mialona aho, c gratuit, c trop facile, apportez des arguments: prime, justement ny monopole privé sy ny economie du marché aloha dia contradictoire izany termes roa izany, donc ne parle pas à tort et à travers,
ny tsy azoko anie dia iza no hividy ny rononon-dravalo sy ny yaourt raha 1/6 no mahavidy, ary surtout tsy manao importation izy, avy aiza ny benefice, ary ahoana izy no mipetraka ao @ somacodis mba tsy handoa hetra, raha matanjaka? c du fraude fiscale, ary sao dia izany no nampiasainy?
2)un grand philosophe français alphonse KARR dit: si on veut gagner sa vie il fau travailler , mais si on veut être riche il faut trouver autre chose
3) rado un poète malgache a dit:
izao ve ny fahoriana,izay niarahana nihafy
ka vola tantsikinana'iza no natambatrin'ny mpanana?
izany ve ny fitoviana izay niarahana nitady,
ka vola avy t@ iza no nalainy mba hiadanana?
TEZERA NEFA AZA MANOTA, ary AZA ATAO TRATRAN'NY 04 DECEMBRE NY HATEZERANAO