tsy rarahako! hahaha!
1. LazaDaddy
(
09/10/2006 07:57)
Izaho tsy mandraraha an'i Pero sy Levalo sy ny mpanao maloto politika rehetra.
Fa ny mampalahelo ahy dia jambena ny vahoaka: ny devoly sahy miseho masoandro aza tsy hitany, maika fa ny devoly misalotra ny anarana "kristianina"!!! :twisted:
Ambodia mitafy hodi-janakondry 8O
Fa ny mampalahelo ahy dia jambena ny vahoaka: ny devoly sahy miseho masoandro aza tsy hitany, maika fa ny devoly misalotra ny anarana "kristianina"!!! :twisted:
Ambodia mitafy hodi-janakondry 8O
répondu par Stone le 11/10/2006 12:25
3. LazaDaddy
(
09/10/2006 08:04)
devoly no resahina eto fa tsy i Andry, lery mbola lasa nampianatra.
4. hery
(
09/10/2006 08:08)
Dia aleo samy hijery ny devoly ao aminy zany :-)
Sa mbola lasa nitsangatsangana any Penang ny devoly? :-p
Sa mbola lasa nitsangatsangana any Penang ny devoly? :-p
9. LazaDaddy
(
09/10/2006 10:36)
dia miverina indray ilay fanontaniana hoe:
"nandraoka devoly sa nametraka no natao teny Antaninarenina sy Ambotsirohitra t@ taona 2002 ireny?"...Toa sady nandraoka no nametraka...
"nandraoka devoly sa nametraka no natao teny Antaninarenina sy Ambotsirohitra t@ taona 2002 ireny?"...Toa sady nandraoka no nametraka...
12. Stone
(
09/10/2006 21:51)
Mbola tsy tafaverina ny devoly ka! Saika hidina tao Tamatave fa tsy navelan'i Js.
13. LazaDaddy
(
10/10/2006 00:42)
Misy devoly manao saron-tava koa misandoka ho "kristianina", mandoto ny fiangonana sy manafitohina ny vahoakan'Andriamanitra, ary mampisalasala ireo izay tokony handray an'Andriamanitra.
15. LazaDaddy
(
10/10/2006 13:05)
Stone> ie...i Politika io demony mialokaloka @ fivavahana io! hahaha!
16. fiderana
(
10/10/2006 14:49)
ka efa tsy misy miraharaha izany k'inona indray....:-D:-D:-D:-D:-D!
