tsy rarahako! hahaha!

1. LazaDaddy ( 09/10/2006 07:57)
Izaho tsy mandraraha an'i Pero sy Levalo sy ny mpanao maloto politika rehetra.

Fa ny mampalahelo ahy dia jambena ny vahoaka: ny devoly sahy miseho masoandro aza tsy hitany, maika fa ny devoly misalotra ny anarana "kristianina"!!! :twisted:

Ambodia mitafy hodi-janakondry 8O
novalian'i Stone ny 11/10/2006 12:25
2. kitjo ( 09/10/2006 08:01)
aleo samy hijery ny andry eo @masony...:)
3. LazaDaddy ( 09/10/2006 08:04)
devoly no resahina eto fa tsy i Andry, lery mbola lasa nampianatra.
4. hery ( 09/10/2006 08:08)
Dia aleo samy hijery ny devoly ao aminy zany :-)

Sa mbola lasa nitsangatsangana any Penang ny devoly? :-p
5. LazaDaddy ( 09/10/2006 08:10)
hery> tavela any la reunion ka. :-D
6. kitjo ( 09/10/2006 08:37)
fa iza le Andry mpampianatra? lol
7. fijo ( 09/10/2006 09:38)
ny devolinao aloha jerena,fa ny ahy vao lasa nitono hena;
8. kitjo ( 09/10/2006 10:15)
hahahahhaha
9. LazaDaddy ( 09/10/2006 10:36)
dia miverina indray ilay fanontaniana hoe:
"nandraoka devoly sa nametraka no natao teny Antaninarenina sy Ambotsirohitra t@ taona 2002 ireny?"...Toa sady nandraoka no nametraka...
10. prime ( 09/10/2006 12:14)
:°):-D:-D:-D
11. mandrindra ( 09/10/2006 15:35)
izay mino fotsiny ihany no mahita devoly
12. Stone ( 09/10/2006 21:51)
Mbola tsy tafaverina ny devoly ka! Saika hidina tao Tamatave fa tsy navelan'i Js.
13. LazaDaddy ( 10/10/2006 00:42)
Misy devoly manao saron-tava koa misandoka ho "kristianina", mandoto ny fiangonana sy manafitohina ny vahoakan'Andriamanitra, ary mampisalasala ireo izay tokony handray an'Andriamanitra.
14. Stone ( 10/10/2006 00:46)
Izany ve? Fantatro izay fa manomboka @ P
15. LazaDaddy ( 10/10/2006 13:05)
Stone> ie...i Politika io demony mialokaloka @ fivavahana io! hahaha!
16. fiderana ( 10/10/2006 14:49)
ka efa tsy misy miraharaha izany k'inona indray....:-D:-D:-D:-D:-D!
17. Stone ( 11/10/2006 12:25)
666=?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1053