Pierrot Rajaonarivelo

1. akbaraly ( 07/10/2006 14:28)
Tena mampalahelo lery zany fa tena annule foana zay ny vol Reunion-Tana omaly sy androany satry ny compagnie Air Mad sy ny Air Austral de samy ts mitondra azy. Vao tao anaty ny lisitry ny passagers izy teo de lasa hoe en retard d une heure ny vol ka tena lasa annule mitsy. Ra zao no izy de ts ho tafa dago mitsy ranamana io ra ts hoe angaha hiditra antsokosoko any amin sisindranomasina amin sambo na vedette na otr izany. Kanefa ra ny fahazoako ny strategie-ny de ny hanao fidirana vedety toy izao no tiany fa ts ilay tonga ts heno. Asa hanao ahoana ndray ra-dem sy ny manaraka. Ho tafa sa hifafa!!!
répondu par fiderana le 10/10/2006 14:55
2. lapino ( 07/10/2006 15:03)
Amin'ny ankapobeny ny olona no matahotra rôplanina, fa tsy ny mifamadika amin'izay :lol::lol:
3. rakaroka ( 07/10/2006 17:05)
marina izany ry lapino! sady ny "candidat hafa aza reko fa mahatakatra Jet privé, dia mba hafakely raha ity à la "UNE" indray hono no hihafihafy toa izany!...
Nefa tsy haiko f'izaho moa vahiny ko!...
4. belaza ( 08/10/2006 09:42)
ka lery mihitsy anie no matahotra miakatra Iarivo fa tsy izany e de aleony mandrangitra ny any amsisiny mba hikorotana indray mba ahafahany maka petraka tsisy mpanenjika. nefa na zany na tsy izany tsy mampiova inona ny fiverenanlery any. tsisy tokony atahorana anlery. izy ary no tokony hatahotra
5. besoiiin ( 08/10/2006 13:44)
raha izaho lery tonga de any nosilava no mivantana:lol:
6. xxx ( 08/10/2006 14:14)
besoiiin:

raha izaho lery tonga de any nosilava no mivantana:lol:



na koa milatsaka parachute de tonga de mivantana ao "Tsiafaha" koa
:-D :-D :-D :-D
7. Stone ( 08/10/2006 15:42)
Raha izaho ilery tonga dia milatsaka parachutte eny antampon'i Horombe @izay sur tsara
8. colar ( 08/10/2006 17:06)
mahery izy mato atahorana kosa e,sady lery kosa alo nge tsy d nanao fokasy ra ny fahalalako azy e,tany am ravalo mintsy ary lery tam reny ko,
9. Stone ( 08/10/2006 17:27)
Na mahery izy na tsy mahery dia tsy dia ilaina loatra aloha izy izao, fa manakorotana
10. colar ( 08/10/2006 22:36)
ilaina izy zao kle,am zay mba miady ny bol,fa reo ange zao otran we bresil sy club M e,fa za alo ra8 ihany e,fa tiko pierrot milatsaka,fa tiko we ra8 no lany,am zay tena we mamim baoka tsara ko,zao v nama lasa bol tsy miady mintsy
11. vetsoko ( 09/10/2006 14:01)
marina loatra izay lazain'i colar izay sady @izay madagasikara tsy latsaka ao anaty crise hamotika azy,saingy tsy takatr'iret fanatique be ireto izany
12. prime ( 09/10/2006 14:24)
Izaho mahita hoe tsy i pierrot mihitsy no adversaire de taille an-dra8 fa mahagaga no hi-focaliser'nareo ny adihevitra any aminy foana... tena mahagaga...
13. vetsoko ( 09/10/2006 17:04)
tena mba jamba ianao izany ry prime,dia inona ity déploiement militaire goavana ity raha izany,na tsy arakao ny réalité na fanatique koa ianao
14. Stone ( 09/10/2006 23:37)
Ka izy tsy afaka milatsaka fa tokony higadra aza koa tsy hitako izay insistena @ izany zavatra tsy hisy izany
15. fiderana ( 10/10/2006 14:55)
hilatsaka any am-ponja ileiry raha ny fazahoako azy aloha ê!, ary izaho mihevitra fa tsy misy matahotra azy izany , matoa mamoha midanadana ny fonja ny fitsarana raha vao miditra eo izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336