Beatbox
1. Ralay
(
06/10/2006 10:04)
Mba mahaliana tokoa ny talentan'ireto olona mpanao beatbox ka raha mba te hialavoly kely ianao dia http://www.youtube.com/results?search_query=beatbox fa mampiaiky tokoa.
Mbola ilaina ve ny instruments de musiques raha toa ka vitan'ny olona ny misolo azy. Misokatra ny ady hevitra.
Mbola ilaina ve ny instruments de musiques raha toa ka vitan'ny olona ny misolo azy. Misokatra ny ady hevitra.
répondu par bilakarenjy le 09/10/2006 10:13
3. sipagasy
(
06/10/2006 17:30)
misokatra kannn, mba nianatss aho ry ralay fa tena tsy nety ny vavako annn hihihihih
5. Bakobako2
(
07/10/2006 07:30)
Nitelina Lecteur angamba wa ry zareo reny, de atao play refa . . .=D =D
7. Ralay
(
07/10/2006 15:42)
Misokatraio ry Fiffi fa tsy misy tsy misokatra zany. Andramo tsindrina ny touche Ctrl rehefa hi-kliké azy njy fa misy mibloké azy ao @ ordinjy ao.
9. bilakarenjy
(
09/10/2006 10:13)
Efa mba nanandrana nanao toy io za fa tapitr'aina ambony ihany raha manao adiny 2 @ izany.Mila matosy milay koa io fa tsy vitan'ny tsotsotra izany mihitsy .
Rehefa avy eo dia mipoka mihitsy ny avokavoka ,mihozongozon
Rehefa avy eo dia mipoka mihitsy ny avokavoka ,mihozongozon
