tsiky de ampy

1. Aino ( 03/10/2006 12:29)
izaho mahita fa misy hireo olona tsy tia mijery ny sariko, sy tsy tia ahy, nefa tao vao maika lasa be dia be ny sary.
asa zara aza aloha mba tsy niverina ilay taloha be vava sy mila ady hireny ko!!fa ny ahy tsiky de ampy. na 1000 photos aza raha tsy ferany ny tompon-andraikitra aho tsy mitrahatra mametraka.
fa ny ahy ry zareo dia rehefa nilaza aho fa hizaka ny vavany tsy tia dia mizaka hatr@ farany ah!!
ho any izay tia indray dia (l):-* hatrany hatrany.
répondu par Aino le 10/10/2006 10:30
2. salmo ( 03/10/2006 13:05)
pots ser, no ets tan guapa :D amb altres fotos jeje, be ¿pero tens novio x aixo:roll:? no me digas ke no, vndras a casa meva x aixo xk aket mes es l meu comple. besito
3. Aino ( 03/10/2006 13:23)
salmo hahahaha ami ke emporta jo se ke no soc guapa!! pero si m'estima el meu novio aizo es important!!!
si m'embitas i anire.
4. gise ( 03/10/2006 13:36)
Salmo-Aino mba ataovy @ teny gasy fa tsy ainay le teneninareo ry reto a
5. xxx ( 03/10/2006 13:40)
ary salmo sy aino kay samy any barcelone koh....ahoana raha any amin'ny hafatra manokana ianareo no manao teny espanola? ..zay tsinona tsy mahazo..nefa eto ampahibemaso ilay izy.
6. cutie ( 03/10/2006 15:42)
salmo-Aino mba ampenaro zahay e :lol::lol::lol::lol:
7. Simpona ( 03/10/2006 16:44)
Tô mis miteny am ten tsy fantatra ato? sa ve nilatsahan'ny ... :roll::roll:
8. Aino ( 03/10/2006 16:55)
ory zareo hoa!! manao aza fady aza eh!!!
cutie:izhao tsy mahay mampianatra fa mbola vao mianatra.
9. cutie ( 03/10/2006 21:55)
aino ka io njy efa niteny io koa, in daholo reo :lol::lol:
10. vale ( 03/10/2006 22:30)
Iza indray izany tsy tia an'i Aino izany?:evil:
11. vale ( 03/10/2006 22:30)
cutie
:-D:-D:-D
12. cutie ( 03/10/2006 22:31)
vale in njay aza ny mampime :-D:-D:-D:-D
13. vale ( 03/10/2006 22:55)
:-D:-D:-D njy koh, lay hoe efa voateny:lol::-D:-D
14. fens ( 04/10/2006 04:06)
MMMm! alefaso fona ky ry aino fa zay le manisy komenty milay be eeee

ze vavan'ny olona aza rarahina fa tsiky de tsiky hatrany e!

Tokony mba asiana album TSIKY DE AMPY aza kou:lol::lol::lol::lol:
15. robot ( 04/10/2006 05:36)
slt aino:D
mahafinaritra ahy le teninao
avelao zay tsy tia ho any eh:evil:
fa izy ve refa leo sy reraka tsy hijanona fona
nena ary zao hampidiriko ko
ny tena marina angamba tsy manana sary ato le ol de mialona ndray
sa ve hihihi=)) mety manja angamba ndry ko=D
16. Aino ( 04/10/2006 10:38)
cutie ka hozy izy hoe, mety tsy dia tsara hono aho@ sary sasany matoa tsy tiany olona ny sariko!! sady mivazivazy izy.
dia novaliko hoe,izaho anga hoa mirara any izany tsara tarehy izany fa rehefa misy pitia aho dia ampy ahy izay!!

vale ao izy ao hoe!! efa hatr@ ela koa anky izany fa izaho anga mivaky loha!! efa ho 3ans izay no nidirako teto hatrany amboalohany no nisiny izany, ka tsy hatao hagaga hintsony!!

fens aza taitar fa hisy eo ka!! hisy fa aleo aloha rehefa malalaka iny aho no mandamina azy fa izao mbola be korotana!!

robot :D aiza ity tsara eh!!
17. diamondra27 ( 04/10/2006 11:07)
za tsy tia an'i Aino fa tsy mampianatra teny espanola anah:-D:-D:-D

fa maninona njy tsy misy tia?

Ze mahafaly andry atao e!
fa aza de manao zeste tsy mendrika fotsiny mampi-exciter ny bandy be loatra fa sao de izay le tsy itiavany an-dry.

18. Aino ( 04/10/2006 20:18)
diams ka izhao az atsy mahay teny espagnol ko!!!

misy pitia ihany aho, aleo aloha tsy hidoka tena.:twisted:

tsy de manao zesta aho fa dia efa fomba fangalako hireny ko!! izay tsy mataty mijery de tsy mijery fa tsy voatery anie ry zareo mijery eh, sady ny ahy koa fahafampo ho ahy no ataoko fa tsy mila manao izay ... any sasany aho.
19. fiderana ( 06/10/2006 14:44)
Dia atahorana misy tezitra koa ve raha ozy aho hoe: Aino mba handefaso sary aho hataoko eo an-doha fandrinako,mandefasa kanjo fa vazivazy ny ahy hataovy maro hojerenay sao mba mampiova hevitra ihany ilay handefasanao ato @ serasera , dia mandefa koa aho, avelao tezitra any ireo, tsy mba mandefa akory ao fa be tsikera fotsiny," tsy izaho izany an!"8)8)8)
20. vale ( 06/10/2006 22:18)
Aino>:-*ndryyyy, aza hatao mahagaga marina, izay manao ihany ne no voatsikera eh :x:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5411