aleoko mahita gasy maloto!!

1. Aino ( 01/10/2006 12:41)
aleoko ihany hoa mahita gasy maloko koa izay mahita vaza viretra fa misy ny sasany tena mampandoha dia ny eo ihany, mba manana ny maha izy azy ihany nefa ny faha dihovana sy ny sns tsy zarizary fa fofona sns mande dol!!
répondu par belaza le 17/10/2006 11:56
2. fasaly ( 01/10/2006 13:52)
3. vale ( 01/10/2006 14:14)
aleon'i Aino ve fofona gasy voretra,:lol: toy izay fofona vazaha voretra?:-D:-D:°)
4. fasaly ( 01/10/2006 14:23)
sam maimbo ihany zany:roll::-D
5. soanja ( 01/10/2006 15:11)
Ny zavatra tsapako alo de mamofona gony lena de avy eo lo hafahafa izany le fofona. Tsy zaka marina e. Aleoko marina tokoa gasy ihany raha io.
6. lemenakely ( 01/10/2006 17:01)
Tao anaty métro ligne 10 en direction mankany GARE D'AUSTERLITZ asa herintaona izay no nahenoko fofona clochard iray izay saika nampihoaka ahy mihintsy!asa efa ho am-bolana maromaro angamba ilay ranamana no tsy nandro....BEURK!:evil:
7. fasaly ( 01/10/2006 17:49)
refa masiso amiko de mitovy dool:-D:-D tsy laitra dool amiko ny mifofona azy fa mampitsoaka dool:-D
8. fens ( 01/10/2006 19:37)
Ereto fa fofonkavana e! Hoy le fomba fiteny zay e!
Ny aza maheno ilay fofona ihany no fanafodiny e
9. Aino ( 01/10/2006 21:08)
tsy gasy masiso fa maloto no tiako ampitahana ny masiso ny vaza...
le gasy indray aza anie raha masiso aza izy efa mba zatra izany ianao hoe efa fihainana hatr@ izay ny antsika kimavomavo kely eny, ny savony hisasana aza mila tsy voavidy, fa ry zareo aty ananany dol nefa tena kamo velona tssss
10. raygasy ( 02/10/2006 13:05)
Ka ny gasy anie tsy ho vaza zany mitsy e!fa aleo hangonina ireo savony sy zavatra tsy hilainy ary mba alefa any @ agsy maloto voalazana e!dia milamina ny saina fa ny vaza anie refa kamo de mivoretaka eo e!fa ny gasy refa miana dia mihezaka ny miharina e!
11. titis ( 02/10/2006 23:10)
Ny gasy rah maloto de hoe ny fahantrana no mampaloto azy na hoe tsy misy rano hisasana fa le vazah dia toa mba misy fanampiana an-dry zareo reny ihany fa de tsy azoko mitsy no mbola mahavoretra azy,asa kamo mandray rano ngamba !
12. Aino ( 03/10/2006 12:22)
eny eh!! ka raha izaho aloha dia tena tsy misy anomezako tsiny any gasy raha sendra maloto izy eh!! sady efa fatatso ihany koa ny sitoasion misy eo @tsika ko!! asa anga hoe, afa indray ny sasany le tena akamona ny azy.

fa io voalaza any titis io. indrindra ianao sendra mande bar hoatra na zavatra kely any andalana eh, ka le panolotra sakafo no misy tahaka hireny tonga dia tsy miditra hintsony izay zavatra hoanianao.
13. fiderana ( 06/10/2006 15:03)
Ny adalan'ny tena no tafian-damba ê!:D:D8)
14. ninih ( 09/10/2006 15:11)
misy n'aiza n'aiza ny kamo de lasa voretra; fa refa maimbo toa samy tsy hay iainana kah! marina e! fa ny nahavariana ahy fotsiny hoe fangaha moa de tsy misy afaka ny hiteny ireny kamo ireny ny fianakaviany e! za manokana aloha tena na ny mieritreritra izany defa tsy zakako kah!
15. totofy ( 10/10/2006 19:45)
:lol:
vaza masiso " économe " sa "bio" , ary ny gasy masiso fofona "1/3 monde" :-D:-D:-D:-D:-D
16. belaza ( 17/10/2006 11:56)
"ny adalan'ny olona hiomehezana, fa ny adalan-tena koa ty vao maika mampiomehy..ha ha ha..=))"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5384