Tandremo ihany ianareo vehivavy mitady vady vazaha

1. nyfitia ( 30/09/2006 10:30)
Salama daholo eh
Mino aho fa tsara ny namana rehetra ato @ serasera ity misy vaovao hafa kely eh tandremo ihany ianareo tovovavy ,mitady vady vazaha ity fa efa misy tambazotra vaovao niforina any ho any Frantsa Belizika ,sns mila vehivavy atao fahazoana vola akolaka ka zay manaiky izany da tena tsara karakara ny papier , vao t@herinandro no nisy lasibatra taty DAGO ka mba mailo iihany re ra tovovavy sao idirana angano eh , aleo mihonona ny hanana ? sa ahoana hoy NAREO veloma indray ary eh
répondu par Fiffi le 10/10/2006 19:36
2. Fiffi ( 30/09/2006 13:14)
heu.....tsy vao2 io kah! efa nisy foana hatramin'zay ! zavatra efa nohomanina efa ela ireny fa tsy natao hiaraka @ olona tena sérié manambady vazaha !
Misy reseau mihintsy io ! Mino koa aho fa ireo vhv te-hanambady vazaha tsy handeha tondé haka "le 1er venu" fa efa miaraka ela aloha mifankafantatra zay vao....
3. fasaly ( 30/09/2006 16:57)
:wink::P fiffi mzrina zany:-*
4. naritsimba ( 30/09/2006 16:58)
Na hanambady anY Iarivo aza na tain-tsoavaly aza fahatelon-tanana tsy maninona hoy ilay oha-pitenenana avyany atsimo any izay maika fa hanambady vazaha! sitrapon'drakamisy no nanambadiany ambaniandro.
izay fa dia anjaran'ny vehivavy Malagasy no mandinika eh!
5. tywa68 ( 30/09/2006 18:01)
samy manao ny maha-pety ny fiainany io r'ireto an ! ny anay aloha aleonay gasy tsy manao @izay koa tsy manao cinéma ê ! :-D
6. tywa68 ( 30/09/2006 18:02)
gasy tsy manao cinéma no tiako lazaina an !
7. Fiffi ( 01/10/2006 20:27)
aza genéralizena fotsiny hoa eh!
8. fasaly ( 01/10/2006 21:11)
eka ouz!:-*
9. soanja ( 02/10/2006 03:48)
nyfitia:

Salama daholo eh
Mino aho fa tsara ny namana rehetra ato @ serasera ity misy vaovao hafa kely eh tandremo ihany ianareo tovovavy ,mitady vady vazaha ity fa efa misy tambazotra vaovao niforina any ho any Frantsa Belizika ,sns mila vehivavy atao fahazoana vola akolaka ka zay manaiky izany da tena tsara karakara ny papier , vao t@herinandro no nisy lasibatra taty DAGO ka mba mailo iihany re ra tovovavy sao idirana angano eh , aleo mihonona ny hanana ? sa ahoana hoy NAREO veloma indray ary eh


Tsara mihitsy ity filazana ity mba handinihan'ny te hanambady vazah tokoa fa misy tokoa izany olona izany any Mada. Mampalahelo tokoa mantsy fa betsaka amin'ireo ny tsy ampy fandinihana fa maika amin'io de roboka. Ny hany tiako ho fantatra fotsiny de hoe ho tonga any amin-dry zareo ve ity hafatra ity sa tavela eto fotsiny.
Misy fomba ve ahafahan'ny fanjakana miditra antsehatra amin'io na ny media mampilaza ny fisian'io zava-dratsy io any Mada?
Efa ezaka voalohany aloha eto koa dia misaotra.



10. fasaly ( 02/10/2006 06:06)
tsy ny vazà ihany no mety hanao an'o fa misy gasy tena loza tany kou an! reny lay gasy mafia reny fa aoka itsy.....:roll: zà mantsy efa saika tratra fa zà malina e! ary saika nosambirndreo atao anaty fiara.....efa ela ihany..mody ampiresahiny hoe enao tena mendrika manao manek1 fa mi interessé anao ve ny hanao mannek1 de mampiresaka be kanjo netiko nanakaiky ny fonenana tao am gendarme tao zà efa saika hiantso gendarme de nataoko hoe andraso eo zà fa hisolo akanjo kay lasa nitsoaka ny anareo hii! tena marina io an!... kanjo nalaza be tamzany ny gasy manondrana vevavy...
11. essera ( 02/10/2006 06:22)
Gaigy b le euro ko. Tonga d tampina ny daomy vao mahen an'zay le vaiavy gasy.

Ny efa eny an-tanana aza manentsetra vao anaovan'ny mena sofina fijery mivilana, rôfa o maivan-do zay le sipa.

Mieritreret é.

12. ANARIM ( 02/10/2006 06:26)
ny réseau mpanao trafik d misy na vhv na ankizy na lhl fa aleo kosa angamba tsy entina hametrahana prejugé amin'ny vhv gasy manambady vazaha na vhv gasy "manampikasana" hanambady vazaha, enga anié samy hahafantatra tsara ny halalin'ny rano irobohana ny tsi-1-1 fa d ho very maina eo ny mpanao trafik rehefa tsy misy kil! ny mifanoro dia everiko fa azontsika atao, fa ny mifampitsara kosa angamba tsy anjarantsika??:roll:
13. fiderana ( 02/10/2006 07:38)
Miarahaba anareo,
izao re ry zavavy malagasy tianay zalahy malagasy, io izao i fitia mbola tokana koa maninona moa raha mba mifanamboatra @ mpaha-marinana sy fitiavana?,ny tiako holazaina dia izao, ngaha moa tsy dia hitokisana intsony ny tovolahy malagasy? mety ho izany matoa misy ny vhv malagasy sasany manao izany.
koa anjaran-tsika no miheritreritra lalina fa mbola azo sarihina tsara ireny vhv malagasy ireny ka!, izany zalahy â!, izaho koa mbola eto aloha hatramin'izao rafitia â, mitovy isika izao.:D
14. Fiffi ( 02/10/2006 08:17)
ANARIM:
ny réseau mpanao trafik d misy na vhv na ankizy na lhl fa aleo kosa angamba tsy entina hametrahana prejugé amin'ny vhv gasy manambady vazaha na vhv gasy "manampikasana" hanambady vazaha,
tena mihombon-kevitra @ nao zah an! zay nonolazaiko hoe aza généralizéna kosa hoa fa ny réseau misy , ny mac misy , ny matotra koa tena misy .


15. fasaly ( 02/10/2006 11:45)
tsy resaka vady vady io ihany ange no mahavoa fa misy oul mody manolotra asa any ivelany de vita hatram farany ny papier fandehanana rehetra fa refa tonga any ivelany amzay tsisy asa fa ampanaovijy zareo makôsa! ny vola anefa lasandry zareo fotsiny hummmm! aza manody e!:cry:
16. diamondra27 ( 02/10/2006 16:46)
nyfitia: misaotra mampitandrina e!

fa mafy anie refa vulnérable e!mora andairan'izao teny mamy sy toky tsy ho tanteraka izao, de manantena mafy nefa indrisy....

Aleo ry zareo fantatra tsara izay aleha fa aza manaonao foana a!
17. Fiffi ( 02/10/2006 20:36)
fa zao kosa aloha an! efa tena lasa henjana be ny fahatongavana sy fahazahoana visa @ zao fotoana izao an! de raha vao hoe tovovavy de efa sakanany sahady !
18. kala ( 03/10/2006 12:08)
Fiffi:

heu.....tsy vao2 io kah! efa nisy foana hatramin'zay ! zavatra efa nohomanina efa ela ireny fa tsy natao hiaraka @ olona tena sérié manambady vazaha !
Misy reseau mihintsy io ! Mino koa aho fa ireo vhv te-hanambady vazaha tsy handeha tondé haka "le 1er venu" fa efa miaraka ela aloha mifankafantatra zay vao....


mazava mihitsy io ry fiffi â!=D=D

misaotra an'i nyfitia aloha nampitandrina ny vhv gasy ê!:-*



19. Fiffi ( 03/10/2006 16:48)
fasaly: tsy mandaha an'zany akia zah an! saingy misy ny olona manafangaro ny tsara @ ratsy ! tsy ny vazaha rehetra ange no ratsy eh! Marina fa misy dia misy ny mac , sns....fa zay fotsiny hoa ! aza généralizéna le izy fa firifiry ny ankizy manambady vazaha na hafa tsy misy blèm ary tena sambatra be !
20. fasaly ( 03/10/2006 21:01)
fiffi: zàn ge tsy mi zeneralizé e! fa manamafy fotsiny am lay lohateny ny dinika zà hoe tsy reesaka vady ihany no mety ahitàna ny fitaka fa lay tolotra asa reny ihany kou! tsy ilaozan'ny ratsy ny tany moa zay lay fialaza azy ve,??:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.556