Tandremo ihany ianareo vehivavy mitady vady vazaha

21. Fiffi ( 03/10/2006 21:21)
fasaly: an3 kah! tsy ndry ange no nolazaiko an'io an! fa misy hoe mi-généralizé de tsy d'accord @ io zah satria bdb ny gasy manambady vazaha tena sambatra mihintsy ! de ozy zah hoe marina fa misy ny ratsy fa tsy hadino koa ireo tsara ! :) sa ahoana ozy ndry ?
22. ninih ( 09/10/2006 15:27)
ny tany tsy ilaozan' ny ratsy e! na gasy io na vazaha, sady misy fomba fiteny gasy hoe "vazo mitovy ihany ve ...", nefa refa vazaha no anjara ko de tsy afaka ny handa e! fa tsara na izany aza ny mitandrina kah! tsy mora voarebireby foana fa mba mandinika tsara aloha.
23. Fiffi ( 10/10/2006 19:36)
marina zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7008