Mirakitra ho tantara iny tany Maurice iny
1. akbaraly
(
28/09/2006 13:47)
Miala tsiny amin zay mpankafy ny finoana sy ny fivavahana fa lasa voasoratro tany ity resaka ity.
Nihaona tany Maurice i Pierrot sy i Sophie Radidy, ihany koa olona 2 nanankarena talo tao Dago fa nony lasan dravalo ny entana de lasa rava ny societeny. Nomena vola izy roalahymianaka ireo mba hanomanana ny fahatongavan i pierrot sy entina hanakorontanana ra ilaina izany fa mbola miankina amin izay fandehany eo!

répondu par fijo le 05/10/2006 22:56
3. fijo
(
28/09/2006 19:39)
dia avelao hanao aloha fa rah atafita anie dia ok e.ady io ka izay tsy maharo ny vodiny dia voadaka
7. raygasy
(
02/10/2006 13:58)
Samy mandinika ny hataony avy ny tsirairay e!io anie na ny mpanome na ny mpandray dia samy mahatsapa avokoa @ zay fiantraikany @any aorihana avokoa e!dia miandry ny tantara eto isika ka samia lava velona ary e!dia mitantara ny tohiny eo indray e!