Mirakitra ho tantara iny tany Maurice iny

1. akbaraly ( 28/09/2006 13:47)
Miala tsiny amin zay mpankafy ny finoana sy ny fivavahana fa lasa voasoratro tany ity resaka ity.
Nihaona tany Maurice i Pierrot sy i Sophie Radidy, ihany koa olona 2 nanankarena talo tao Dago fa nony lasan dravalo ny entana de lasa rava ny societeny. Nomena vola izy roalahymianaka ireo mba hanomanana ny fahatongavan i pierrot sy entina hanakorontanana ra ilaina izany fa mbola miankina amin izay fandehany eo!
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:56
2. mandrindra ( 28/09/2006 13:56)
dia iza hono ireo ol 2 nanankarena taloha ireo?
3. fijo ( 28/09/2006 19:39)
dia avelao hanao aloha fa rah atafita anie dia ok e.ady io ka izay tsy maharo ny vodiny dia voadaka
4. prime ( 29/09/2006 13:01)
:-D:-D
5. fijo ( 29/09/2006 22:09)
izay ny fahefana ko.izay mahefa ihany no rôl
6. prime ( 02/10/2006 13:11)
:lol::-D:-D:-D
7. raygasy ( 02/10/2006 13:58)
Samy mandinika ny hataony avy ny tsirairay e!io anie na ny mpanome na ny mpandray dia samy mahatsapa avokoa @ zay fiantraikany @any aorihana avokoa e!dia miandry ny tantara eto isika ka samia lava velona ary e!dia mitantara ny tohiny eo indray e!
8. fijo ( 05/10/2006 22:56)
avelao aloha hitranga ny zavatra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451