parfum, deodorant, lait pour le corps

1. nenipita ( 26/09/2006 08:30)
manao ahona daoly ianareo,
raha resaka parfum indray de inona kay no fampiasanareo? na deo, ary ny lait?
répondu par nenipita le 15/10/2006 07:50
2. manou ( 26/09/2006 08:49)
eny hoa ry reto mba toroy ny tsara azo ampiasaina e
3. mamzelkely ( 26/09/2006 08:52)
ny anah zao ra déo de lait le izy "roger cavaillès" za ts de manao parfum fa refa manao de "chance" an'i channel de ra lait de corps njay de nivea :roll::-D:-D
4. booboo ( 26/09/2006 10:22)
nenà ndray parfum " thé vert " Elisabeth Arden, dé ny déo Narta, nivéa kounkou ny ho an'ny vatana hihihihi.
5. fasaly ( 26/09/2006 11:12)
hummmm ny ahy miovaova beuh!
raha parfun kalou zà tsy miova fa tiko hijanona repère ko lay fofony e:-D:-D fa ny lait corporel no miovaova beuh ! toa tsy manadaitsa tsony lay izy raha iny foana , dove na nivea na lux sns...zà tsy tia mampiasa déo:?
6. mandrindra ( 26/09/2006 11:19)
ilay parfum ampiasainareo, eau de toilette sa eau de parfum sa parfum pur ?
7. mamzelkely ( 26/09/2006 13:10)
parfum pira :-D:-D
8. mamzelkely ( 26/09/2006 13:20)
parfum pira :-D:-D
9. booboo ( 26/09/2006 14:04)
:-D:-D:-D
10. nenipita ( 26/09/2006 16:30)
ny ahy ndray eau de parfum no fampiasako tsy de mampiasa déo fa ny lait ndray de ny byphasse.
ary hono hoa , sao de misy mahalala hoe inona no mba tsara amin'ny parfum n-jaza fa ny zanako mantsy mbola kely (2taona) de efa mitomany hanao parfum refa manao iny ny dadany izy koa mantsy lahy kely de ny an'i dadany no ataonay aminy fa tsy manana izy
11. dailynews ( 26/09/2006 17:35)

ny ahy parfum: calvin klein ck one...(manao indraindray)
ny maso: ny manodidina ny maso ho an'ny rides nivea visage ho an ny maso.
ny tarehy:l'oreal
ny vatana: jergens
ny tanana: crema mani na ny creme tarehy ko ihany
ny creme solaire: banana boat
12. chipie1 ( 26/09/2006 18:43)
nenimpitia > tartine au chocolat natao ho any zazakely , eau de senteur
13. mandrindra ( 27/09/2006 09:13)
chipie1, ny ahy aleoko tartine au chocolat :-D:-D. fa musti koa manao ranomanitra ho an'y zaza.

nenipita, tsy dia tsara loatra ny hanaovan'ny ankizy ny ranomanitr'olondehibe satrai mahery ny alikaola
14. fasaly ( 27/09/2006 10:32)
mandrindra: ary ny tartine au confiture manao ahoana???:roll::-D
15. chipie1 ( 27/09/2006 11:29)
mandrindra sy fasaly > manao duo mamalana an ,:-D
mandrindra > marina nge io eau de senteur tartine au chocolat io e:°)
16. mamzelkely ( 27/09/2006 12:24)
ary rah tartine aux prunes :roll::-D:-D
17. chipie1 ( 27/09/2006 14:30)
ié musti jiaby zany :-P
18. mandrindra ( 27/09/2006 18:51)
fasaly, raha tartine confiture dia arakaraka ny fofon'ilay voakazo nanaovana konfitira

mamzelkely raha tartine aux prunes dia manitra fofomprune be :°)

chipie1, ekeko fa tena misy io sady tsara dia tsara ho an'ny zaza ka :D
19. fasaly ( 27/09/2006 19:03)
ié! io tartiene au chocolat io foana no ataoko Kdo ho an'ny zazà refa annif, de manitsa ery lay zazà:°) hummmm!
20. quartermoon ( 28/09/2006 10:41)
Nenà "Allure"'ny channel foana fa ny problème d tsy mahita an'le tena izy enao ndraindray refa lany fa le fôsika no betsaka:-D d aleoko tsy manao ndray klou refa tsy mahita na manafatra amn olona mandeha reny fa le fôpla sady tsy mitana, na mivadika le fofony d mapme be! Raha déo ndray d Pergolèse na Nivea no tiko! Fa raha ho an'ny lehilahy indray d Obao no tena mahafinaritra ahy ny fofony.(Misy eny am grande surface,...) andramo anie e!Raha ny lait corporel ndray d Nivea ihany amiko no tena tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0824