parfum, deodorant, lait pour le corps

21. booboo ( 28/09/2006 10:55)
an'ny lehilahy indray d Obao no tena mahafinaritra ahy ny fofony.(Misy eny am grande surface,...) andramo anie e

hihihihi nofofon'i Quatermoon angaha ny heliny ? vazivazy io a :-*
22. mamzelkely ( 28/09/2006 11:59)
mandrindra:



mamzelkely raha tartine aux prunes dia manitra fofomprune be :°)




=))=)) tsara ihany anie zany ee :-D:-D
23. mandrindra ( 28/09/2006 14:23)
mamzelkely, io angaha izao no anaovanao? avy hoe mba fofoniko:°):-D:-D
24. Fiffi ( 28/09/2006 17:52)
ny ahy ry zareo de tena haleko mihintsy ny parfum n'dehilahy an! hummmm azzaro hummmm :)
25. tisera ( 29/09/2006 11:02)
ny ahy ny hoditro nony tonga taty Frantsa dia tena maina be mihitsy : atao daholo ity karazana lait rehetra ity fa e! e!e! farany dia dexeryl no ataoko dia maka ordonnance any @ dr rehefa lany io! Ny deo : nivea sans parfum (ilay à bille fa tsy pschitt pschitt) dia am zay tsy mifangarika @ izay manimanitra hanaovana . Eau de cologne no tena fampiasako andavanandro mba hitsitsiana ilay First i Van Cleef fa rehefa mba
26. andry08 ( 29/09/2006 11:11)
parfum: pure poison de D na substitut night de CK
Déo:dove
lait: sanex
crème:ester lauder en gel , miova rehefa leo :)
27. xxx ( 29/09/2006 11:30)
Ranomanitra : Night for She, Armani
Crème tarehy : diadermine sy lancôme ampifandimbiasina fa manjary tsy leo ny tarehy dia tsy misy effetny intsony, pure calmille Yves Rocher ny lait de toilette
Gel douche : Vichy lipidiose, amin'izay tsy mila manao crème intsony :-P kamovavy ny namanareo :-P
Crème main : yves rocher arnica.
28. chipie1 ( 29/09/2006 11:32)
ary maninn aza no manao xxx , sa kamo ve ?:-P
29. xxx ( 29/09/2006 11:45)
fanahy iniana ilay xxx satria ny ranomanitra afaka manambara hoe iza ianao na mety ho toy ny inona no toetranao
30. dailynews ( 29/09/2006 13:26)
[quote=xxx]

Crème tarehy : diadermine sy lancôme ampifandimbiasina fa manjary tsy leo ny tarehy dia tsy misy effetny intsony....

impiry ry xxx no tokony ho soloina ny creme mba hanana effet @ tarehy ilay izy? efa rehako izay resaka izay fa tsy dia tena noeritreretiko loatra. ovaovaiko fotsiny ny ahy saingy tsy haiko akory hoe izay ve no fanao azy sa misy halavampotoana manokana mihitsy.


31. xxx ( 29/09/2006 14:05)
raha mety amin'ny tarehinao ny crème nofidianao dia tsy mila misolosolo matetika ka fa ny ahy mantsy ny tarehiko hitako somary sensible dia rehefa hitako hoe mangatsiaka be na pollué be dia tsy dia mety ny iray amin'izy roa, izaho koa no mety ho leo fa tsy lay tarehy loatra angamba :-D:-D:-P
32. vale ( 29/09/2006 18:05)
Fiffi:

ny ahy ry zareo de tena haleko mihintsy ny parfum n'dehilahy an! hummmm azzaro hummmm :)
:-D:-D:-D, Fiffi: ny ahy "masculin":-P:-D:-D:-D:-D


33. vale ( 29/09/2006 18:21)
nenipita: ny déo ny ahy aloha rehefa neutre fotsiny (tsy mifidy marque)
ny lait pour le corps:klorane (bébé):°)
an'ny tanana: mixa
fa ny mety @ hafa nefa tsy hiety @ hafa hono:-D:-D:-D:wink:
34. andry08 ( 30/09/2006 14:28)
fanitsiana kely tsy sub... night ilay parfum fa obsession night. CK vao haingana no niova dia tsy tadidiko rehefa tonga eto.:)
35. nenipita ( 11/10/2006 11:16)
salut nareo, miala tsiny razha izay vao afaka namaly fa somary sahirantsirana ihany tamin'ny machine fa nisy fahasimbna kely.
misaotra anreo rehetra nanoro hevitra fa tena mahafinaritra, fa hono hoa
nareo niteny hoe " tartine au chocolat" no tsara ho an'ny zazah, mba misy izany ve aty madagasikara sa sao de any andafy any ihany no misy izany? , raha misy mahita de mba teneno hoe aiza ho aiza eto Tana no misy io?
Misaotra betsaka o
36. andry08 ( 11/10/2006 11:52)
Salut i nenipita, ny "Tartine et chocolat" dia aty ihany no misy azy raha ny fahafantarako azy, manana franchises be dia be rizareo fa toa mbola tsy misy any dago.:(:(
37. nenipita ( 15/10/2006 07:50)
andry 08>>>> misotra namaly hevitra o, intsô , mampalahelo izany ny zanako kely fa tsy mbo manitsan'ilay chocolat, sambatra ianareo any andafy any fa mahita raha be fa anay de mampalahelo kely eto,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3462