fifehezan tena!

1. ravakamalala ( 24/09/2006 21:25)
efa betsaka izao ny firenena eropeana (tsy mbola ao anatiny i Frants) no, rehefa mitady mpiasa (na employé) dia mampiditra ny "critere" hoe : olona tsy mifoka sigara, nefa resaka mpiasa birao tsotra io fa tsy hoe hitaiza zaza akory, na hoe hiasa any amin ny hôpitaly.


Amiko izany dia endrika fanavakavahana, satria fianan ilay olona manokana anie izany ka inona moa no tokony ifandraisan izany amin ny asa?

Fa ny tena mahavaariana koa amin ny lafiny iray, dia raha tsy atao izany ve isika olombelona dia tys ho tonga saina mihitsy hoe misy fihetsika anie tsy tokony hatao rehefa miasa (ohatra hoe tsy mifoka sigara ao anaty birao)
répondu par bilakarenjy le 28/09/2006 11:44
2. lapino ( 24/09/2006 21:37)
Raha vao fanavakavahana ve aloha dia ratsy foana? :roll::wink:
Raha vao miteny manko ianao hoe "critere" dia efa misy fanavakavahana ao izay, na dia ny diploma sy traikefa aza no resahana. Dia inona izany no anavahana ny "critere" fifohana sigara amin'ny critere hafa amin'izay? Na ahoana no hamaritana ny fetran'ny "vie privée" sy "vie public" an'ilay olona?
3. kally ( 24/09/2006 21:54)
Ka amin'izao efa tsy azo ifohana sigara intsony any anaty birao dia mivoaka eny ivelany ny mpifoka sigara, vokatr'izany mihena ny ora iasàny rehefa atotaly ny fotoana ivoahany mifoka sigara. Nohoizany rariny ny mpampiasa raha mitady olona tsy mifoka sigara tsy mivoaka isaky ny mihetsika fa miasa tsara eo ambony birao.
4. vale ( 24/09/2006 22:02)
:lol: samy fetsy kay na le mpiasa mpifoka na le mpampiasa:lol::oops:
5. xxx ( 25/09/2006 04:41)
fa taoko misy ny pause café, misy ny pause cigarette :idea:! ndao ry reto higrevy fa mihavery izany droitntsika izany a !!!!:twisted::-P:-P
6. xxx ( 25/09/2006 04:45)
xxx:
ndao ry reto higrevy fa mihavery izany droitntsika izany a !!!!:twisted::-P:-P
Mipetraka France koa zany le! :-P:-P:twisted:
7. hery ( 25/09/2006 08:16)
Mahagaga ahy ihany ilay resaka.

- Misy miteny hoe ny fanjakana frantsay dia manana droit hifidy izay olona hipetraka eo amin'ny taniny (immigration choisie)... ary vitsy ny mikredy ny frantsay fa mizesta daholo hoe lalàna izany. (Ny gasy sasany koa aza)

- Kou maninona rehefa ny mpampiasa no mifidy izay olona hiasa ao amin'ny orinasany (recrutement choisi) no asiana blem? Orinasany io, dia izay mpiasa hitany fa afaka miasa tsara (tsy mifoka sigara na tsy mifoka rongony na tsy misotro toaka na hetero-sexuel) no fidiany. Dia higrevy hono ny sasany.
8. pissoa ( 25/09/2006 09:18)
ravakamalala:
efa betsaka izao ny firenena eropeana (tsy mbola ao anatiny i Frants) no, rehefa mitady mpiasa (na employé) dia mampiditra ny "critere" hoe : olona tsy mifoka sigara, nefa resaka mpiasa birao tsotra io fa tsy hoe hitaiza zaza akory, na hoe hiasa any amin ny hôpitaly.


Amiko izany dia endrika fanavakavahana, satria fianan ilay olona manokana anie izany ka inona moa no tokony ifandraisan izany amin ny asa?

cf lapino

Fa ny tena mahavaariana koa amin ny lafiny iray, dia raha tsy atao izany ve isika olombelona dia tys ho tonga saina mihitsy hoe misy fihetsika anie tsy tokony hatao rehefa miasa (ohatra hoe tsy mifoka sigara ao anaty birao)

ka izay ilay atao ho olombelona koa :-D:-D:-D
rehefa tsy fefena manondrana, rehefa fefena mitaraina :roll:
9. ravakamalala ( 25/09/2006 09:22)
Marina ny tenin i lapino hoe rehefa misy critere dia misy discrimination foana!!! fa ny tiako singanina teto, tsy nety angamba ny fomba fiteniko azy dia ny tsy ifandraisan izany amin ny asa. ohatra hoe mandray olona vezetariana koa izao ohatra!

tsy discrimination izany no ilazana azy fa ilay tsy fahalalana ny fetran ny vie privée sy ny vie publique.
10. kally ( 25/09/2006 14:55)
Misy dia misy ifandraisany amin'ny asa tokoa izany ry Ravakama..a! efa hoe mivoaka any ivelany foana ilay olona isaky ny hifoka sigara, dia mihena ny ora iasàny, mihena ny asa vitany, dia aleo hilam'.
11. xxx ( 25/09/2006 15:50)
Dia higrevy hono ny sasany.
kiiii tsy afaka manala ve izany fa ho sérieux sy sérieuse be eto foana e :?::-P
12. sipagasy ( 25/09/2006 16:21)
hery:

Mahagaga ahy ihany ilay resaka.

- Misy miteny hoe ny fanjakana frantsay dia manana droit hifidy izay olona hipetraka eo amin'ny taniny (immigration choisie)... ary vitsy ny mikredy ny frantsay fa mizesta daholo hoe lalàna izany. (Ny gasy sasany koa aza)

- Kou maninona rehefa ny mpampiasa no mifidy izay olona hiasa ao amin'ny orinasany (recrutement choisi) no asiana blem? Orinasany io, dia izay mpiasa hitany fa afaka miasa tsara (tsy mifoka sigara na tsy mifoka rongony na tsy misotro toaka na hetero-sexuel) no fidiany. Dia higrevy hono ny sasany.



hihihi ka hisy koa ny hiteny hoe droit andry zareo koa ny higrevy dia higrevy izany mmhhhh
13. xxx ( 25/09/2006 16:25)
Hoy i xxx:
ndao ry reto higrevy fa mihavery izany droitntsika izany a !!!!
Mipetraka France koa zany le!


Tsy hitanao hoe miteny stéreotype frantsay ve ary aho no tena marina :wink: noho izany tsy ho voatery mipetraka lafrantsa nefa mety ao ihany koa an :-P:-P:-D:-D coooollll ho'aho !
14. boubounezy ( 25/09/2006 18:23)
za refate ifoka sigara ao anaty birao dé manotany za ra afaka mifokasy ra tsy manelingelina azy ra manaiky izy dé mifoka za, ra tsy manaiky izy dé miandry refa any ivelany za vô mifoka.:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
15. kally ( 25/09/2006 18:52)
Aty aminay aloha dia efa tsy azo ifohana efa hatry ny ela ny birao,ny fitaterana, ny trano fisakafoanana... dia ireny ny mpifoka sigara fa mifampitarika mifoka ao ivelany ao isaky ny anona.
16. boubounezy ( 26/09/2006 09:32)
kally aty kou manao zany dôly ny akamarony ka!
17. Fiffi ( 26/09/2006 21:39)
ka ny fanaovana grevy de droit koh nefa !
18. soanja ( 27/09/2006 05:52)
ravakamalala:

efa betsaka izao ny firenena eropeana (tsy mbola ao anatiny i Frants) no, rehefa mitady mpiasa (na employé) dia mampiditra ny "critere" hoe : olona tsy mifoka sigara, nefa resaka mpiasa birao tsotra io fa tsy hoe hitaiza zaza akory, na hoe hiasa any amin ny hôpitaly.


Amiko izany dia endrika fanavakavahana, satria fianan ilay olona manokana anie izany ka inona moa no tokony ifandraisan izany amin ny asa?

Fa ny tena mahavaariana koa amin ny lafiny iray, dia raha tsy atao izany ve isika olombelona dia tys ho tonga saina mihitsy hoe misy fihetsika anie tsy tokony hatao rehefa miasa (ohatra hoe tsy mifoka sigara ao anaty birao)


Ny fahitako azy aloha dia mihevitra koa isika fa ny olombelona dia manana saina mandinika sy mamakafaka dia tokony ho misaina daholo. saingy mampalahelo fa tsy izay ny zavamisy. misy tena tsy mihevitra afatsy ny tenany ihany ary manadino na mody tsy mahita na tsy miraharaha ny hafa. Nahita izany aho tany Japon fa eny amin'ny tarehinao mihitsy no tsofiny mivoaka ilay setro-tsigara. Nefa de fivoriana anaty olona be dia be.


19. bilakarenjy ( 28/09/2006 11:44)
Miresaka japon ihany ianao ry soanja fa raha mandray mpiasa ny orinasa iray tena lehibe ao japon dia misy ilay hoe :6 mois de stage .

Ao anatin'io 6 mois io no hijerena ny mombamomba anao sy ny mikasika anao tanteraka izany hoe :misy olona mitsikilo an'ilay olona vao miditra miasa ,manomboka ao an-tokatranony ka hatrany am-piasana .
Misy rapport foana isan'andro momba ilay mpiasa vaovao ,toy ny hoe:Isaky ny amin'ny 6 ora maraina izy no mifoha ao an-tranony rehefa talata dia manao meditation 10 mn dia avy eo misotro the sy mofo sy ny sisa ....sy ny sisa maro be ,tena tsikilovina amin'ny antsipirihany tanteraka ny fiainan'ilay olona hiditra hiasa .

Raha tsara moa ny valin'ny fitsikilovana sy ny fanaraha-maso dia voaray hiasa ilay mpiasa ,fa raha ratsy kosa dia vita ao anatin'ny 6 mois ny asa dia omena certificat de stage izy miaraka amin'ny karamany .

Fa ny vokatr'izay avy eo dia tena ny orinasa no miantoka ny fiainan'ilay mpiasa manontolo .Tsy misy vola mivoaka ny paosin'ilay mpiasa mihitsy .Miasa no ataon'ilay mpiasa sisa ,fa ny fiainany efa misy mpiantoka .Misioka fotsiny ilay mpiasa dia misy zavatra azony .

Rahoviana vao hisy an'izany any Dago?!.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6376