lait pasteurisé

1. diamondra27 ( 24/09/2006 20:28)
nahita ity blagy ty 'za de lokilokin'ny hehy ka mba tiko zaraina @nareo koa.

Tsy izaho no nanoratra azy fa io ambany io.

lemenakely : 22/09/2006 18:54:43
ilay pasitera nanao ny batisa moa tsy dia nahita tsara ilay ramatoa koa tangoronan'ny nofo be ihany ny tratrany natao ny batisa tsy teny amin'ny handrin'ny ankizy fa teo @ nonon'i madama tsy maninona fa rehefa minono eo io zaza io dia lait pasteurisé hi hi hi !!!!cf GOTHLIEB

Raha tsy mety ny ataoko dia azo fafàna ity!ary miala tsiny
répondu par diamondra27 le 05/10/2006 11:14
2. simplex ( 24/09/2006 20:52)

d aona refa ny vadiny no maka eo :?:
:-D:-D:-D

:-*:-*
3. lapino ( 25/09/2006 05:18)
Tssss :-D:-D
4. Kamoufle ( 25/09/2006 06:52)
Rehefa ny vadiny dia Le lit pasteurisé ko inona moa!!
5. pissoa ( 25/09/2006 07:13)
renjekaky ooo :-D
6. loharanoniaina ( 25/09/2006 07:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. booz ( 25/09/2006 10:12)
slt!mlay ka met tsar ny atonao ka zarazarao atrany ze ananana e!
8. diamondra27 ( 25/09/2006 10:25)
=))=))=))
9. lanto ( 25/09/2006 11:22)
booz:

slt!mlay ka met tsar ny atonao ka zarazarao atrany ze ananana e!


Efa mizara ny lait pasteurisé-ny izy, sa mbola misy azo zarainy hono any ? :lol:


10. kala ( 25/09/2006 12:02)
diamondra > raha avy be eo io orana io dia noho ilay le lait pasteurisé :wink: =D=D=D
:-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 25/09/2006 12:11)
kala::-D:-D:-D

booz: le inon tokoa aloha le zaraina e?

Kamoufle::-w:-w



simplex: refa ny vadiny maka eo de :D
:-*:-*:wink:
12. kala ( 25/09/2006 12:28)
:-D:-D:-D:-D
13. ari.malala ( 25/09/2006 13:37)
hahaha, ary mila mitandrina zany refa hanao batemy na batisa an :-D:-D:-D
14. diamondra27 ( 25/09/2006 15:51)
ngah ari.malala mbola tsy voa?
:-D:-D:-D
tsy njy no mampimé anah an! fa le blady
15. lemenakely ( 25/09/2006 16:24)
One man shown'i GOTHLIEB izy io e nanao intérpretation ny feon'olona maromaro izy toa andry i FRANCISQUE RAVONY ,MANANDAFY...dia tao koa i pére REMI RALIBERA izay nanao io lait pasteurisé io t@ izay .

Nahita ilay namana somary be tratra aho ao @ sary dia niverina tao an-tsaiko io tokelak'i GOTHLIEB io.:°)
16. kala ( 26/09/2006 13:45)
ari.malala > asaina tazomin'ny dadabeny ny zazakely rehefa amin'ny batisa ka! :wink:

lemenakely > faly an! eny ê! tena faly :twisted:
17. diamondra27 ( 26/09/2006 17:46)
lemenakely:misaotra e!indrindra @ fanazavana
=))=))
18. kala ( 28/09/2006 13:43)
:roll::roll: no =))=))
19. Fiffi ( 28/09/2006 19:51)
zah aloha ato de tena mbola =))=))=))=))
20. kala ( 29/09/2006 14:22)
fiffi ê! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.186