toe-javatra mampalahelo ka tandremo tsy hahavoa ny hafa

1. xxx ( 24/09/2006 09:30)
Raha niserasera tamin'ny olona ianao nandritra ny andro,herinandro,volana,eny an-taonany maro:dia nahalala taty aoriana fa sarin'olona hafa(sipakely tsara tarehy)fa tsy ilay namanao mihintsy no tompon'ilay sary.
Misy mintsy aza ny efa nangata-bady...

Dia raha ianao no eo amin'ny toeran'ilay tompon-tsary,ahoana ny fihetseham-ponao?

Ary raha eo amin'ny toeran'ilay voafitaka?

Misokatra ho antsika rehetra ny adihevitra
répondu par xxx le 15/10/2006 07:32
2. fasaly ( 24/09/2006 09:36)
xxx:


Misy mintsy aza ny efa nangata-bady...

Dia raha ianao no eo amin'ny toeran'ilay tompon-tsary,ahoana ny fihetseham-ponao?

Ary raha eo amin'ny toeran'ilay voafitaka?

Misokatra ho antsika rehetra ny adihevitra


fangah ny fangataham-bady hataotao foana kosa e!
efa fatatra tsara lay vady hovadiana, ary efa nifankahita tava taminao mantoa alefa ny fangatahana:roll: sa ve misy koa ny fangatahambady vrituel????? ts yfitandremana no mahatonga anzany an!:wink:

raha izà no eo amin'ny toeranlay tompontsary, tsy de ahoako lotra refa tsy mandoto ahy sy tsy mi abuser ny sary fa ianao lay voafitaka no mampalahelo....sy izy mamitaka ny ankilany:?
tsy hitako zay tombotsoa azo amzany, zay no maharatsy an'itony fifandraisana ritoaly itony alou e! na misy aza no ni reussi misy koa ny fitaka sy ny halatra matetika....:wink:
3. vale ( 24/09/2006 10:02)
xxx> ny tokony hatao dia mitady porofo akaiky foana rehefa hitanao fa manintona anao ilay olona, betsaka ange ny olona mi-s'amuse ftsn @ tony resaka net tony e, zà nahita mpivady izay dia mody mikôty sipa le lhl de avy eo zay réaction'ilay sipa eo iarahan'izy 2 manaraka ,dia ilay sipa tsy mahalala akory izany retraretra zany , izy 2 nefa ary ambadika miomehy ftsn, be ny "adala" ary be ny zvt vitan'ny ol @ tony resaka net tony, (tsara na ratsy koa:wink:), ny ffodiny dia mangataka mihaona @ ilay olona mihintsy ianao vao manapan-kevitra na maka décision goavana izany, tsisy hafa-tsy izay ihany. Ramalina aza oe mifehy hazo tokana, tadidio foana io fa @zao fotoana be ny olona no mampiasa ny net @ fomba ratsy :?:wink::wink:
4. boubounezy ( 24/09/2006 10:51)
vale zany vé?? ka dé aleo mitanjina njy ra zany ny miseo eto an!:lol:
5. sipagasy ( 24/09/2006 11:27)
raha izaho no tompon-tsary ka haiko fa nampiasain'olona ny sariko dia miomana fa tsy ho voavela mora izy aloha, mmhhh hitory aiza moa fa dia ilay fisainany no tena ppfff mirefarefa be tsy mendrika akory. Tsy hoe hamaly faty akory fa mampiely kosa fa tsy mendrika ilay olona nisandoka sns......

nisy tsatsa nga tany ho any mmhhh8O
6. vale ( 24/09/2006 13:07)
tena fisandohana tsotr'izao mintsy zany, ary tsy fanajàna le tompon-tsary,zà koa aloha dia tezitra raha ny sariko no misy mampiasa sandoka zany e, satry bdb ny zvt mety ho conséquencen'iny avy eo a, na manao zvt fosika any le oul de zà no tonde voa satry ny sariko no ampiasainy koh, na dia ho tratra aza izy, marina izany, fa kosa de tsy maintsy voarakaraka alou le tompon-tsary rah sendra misy blema an:{
7. vale ( 24/09/2006 13:16)
boubounezy:

vale zany vé?? ka dé aleo mitanjina njy ra zany ny miseo eto an!:lol:
bbnz: f'ahoana8O zà tsy mbola tratran'izany teto an, fa resaka hitako tany @ site vazah izany, hitako t@ témoignagen'ol t@ télé. 2 tte fason zà maka porofo foana an, otranjy zao dia efa fantatro koh, sa njy tsy mahalala ol ao bira? zvt otran'zany anie de afaka hahitàna porofo e, bdbbbb eeeeeeee
sady le lhl nge zany tondé hoe haka vady hono sns,nefa le oul mbola tsy hitany akory, njekaky o:{ asa alou e, fanambadina zany nge ka zvt sérieux e,hum!!:{:{:{


8. vale ( 24/09/2006 13:22)
boubounezy:

vale zany vé?? ka dé aleo mitanjina njy ra zany ny miseo eto an!:lol:
bbnz:8Ozà nga efa nangata-bady teto:o:?::?::?:le lhl voa io ampitandrema an'izany fa tsy zà mintsy:o:o:o:o


9. xxx ( 24/09/2006 15:10)
zah zao hampiasa ny sarin'i vale mba hikotiko lhl satria vale manja kely:wink: sa...ny sarin'i fasaly no alaiko ?:°)
10. diamondra27 ( 24/09/2006 15:24)
resaka sary indray ity, mahasosotra ahy mihitsy

internet anie re olona tena ahavitàna zavatra maro e!

raha vao manisy sary @ net fotsiny ka azo copier-na le sary de ataovy veloma ny momba anao fa raha sendra eo ampelatanan'ny pervers iny de tsy afa-bela.
Miononà ny fo fa de hummmm ao raha.


xxx: ra za le izy de mety cardiaque kely za refa nahare fa nampiasainy @zava-doza le sary
11. fasaly ( 24/09/2006 15:27)
xxx: de raha mampiasa ny sariko na ny an'i vale de atao in anefa de in no tombotsoa azo amzany?????hummmmm tsy fandanian'andro be fotsiny veuh zany:roll::roll::roll::roll: oul efa zàtra mpamitaka koa no mapanao anzany ange e! vendrana koa aloha zay azo fitahina angamba, asa anefa....:roll::roll::roll:
12. xxx ( 24/09/2006 15:43)
Ohatrohatr'izao le izy :
Fasaly ohatra manana cousine manja kely, fasaly nefa tsy de .... Le cousine tsy mpandeha internet, na mandeh ihany fa tsy mpisera, na mba manketo ihany fa tsy mahay teny gasy ... de alain'i fasaly daholo ny sariny, de aparitaka hoe io zah .... de misy mikôty de manaiky fasaly. D lasa malaza hoe manja be njy an ! D 2 na 3 taona iny endrik'oul nomen'i fasaly iny daholo no ahalalan'i oul anjy !!! d mety tsy ho tratra mihitsy, raha tsy misy tampoka ny sampona :))
Tsy nanao an'izany fasaly an ! efa hitako nofo aman-drà njy fa tena vraie :-*
13. fasaly ( 24/09/2006 18:17)
xxx: hihihih! ieny e! fa lay oul mikoty an'i lay sary tena izy ange no lazaiko hoe veunjana raha izany kou hiaraka amina oul tsy hita maso mandrintra ny telo taona izany ve ho normal:roll::-D raha mitia oul aho de tsy maintsy hitako izy ary ataoko zay ahitàna azy faran'ny zay haingana:°):-D sinon bidon e! tsy mety kou zany mita fotsiny am alalan'ny sary zany kou! kozy zany fa aza mba tsatsa ihany alou !!! fa raha zà manokana tsy ho tratranzany:°)
:-*:-*:-* msotra tam lay fanazavàna an!
14. xxx ( 24/09/2006 18:51)
raha amiko manokana aloha,momba io resaka io dia mampalahelo ilay tompon'ny sary satria manjary voahosi-potaka atao itadiavana lehilahy eto fotsiny.

ny momba an'ilay voafitaka indray,mety tsy ho olona iray ihany anie izao no victime amin'izany resaka izany.
tandremo ihany ny sarinareo sao ataon'ny olona fitaovana any fotsiny.
15. vale ( 24/09/2006 19:12)
xxx:

zah zao hampiasa ny sarin'i vale mba hikotiko lhl satria vale manja kely:wink: sa...ny sarin'i fasaly no alaiko ?:°)
xxx: :roll:xx zany tsisy identité koh:lol:tsy mety:°):°)


16. vale ( 24/09/2006 19:13)
:wink:
17. xxx ( 24/09/2006 19:43)
Dia raha ianao no eo amin'ny toeran'ilay tompon-tsary,ahoana ny fihetseham-ponao?



Vomanga be angaha ilay manao fausse identitée?Iny indray no tsy hitako,mba misy ihany ny blague kely madinidinika fa misandoka sary tsy an'ny tena izany kosa tena fopla.

Mampalahelo ilay tompon'ny sary,tena toetra tsy mendrika mintsy ny ataon'izany olona izany,raha hay ange ilay olona mpanao an'izany,maninona raha faizina?

Ary raha eo amin'ny toeran'ilay voafitaka?

raha vao mahazo sary ianao na tafaresaka amin'ny olona izay hanananao affinité dia aleo tonga dia mangataka fihaonana mivantana+adiresy+num tel.
feno fitaka ny eto fa dia tandremo lehiretsy.
tsara aloha ilay fampitandremana ho an'ny namana fa tena mety betsaka tokoa ny efa ny victimes any an.
18. mihanta ( 24/09/2006 20:09)
Vomanga be angaha ilay manao fausse identitée?Iny indray no tsy hitako,mba misy ihany ny blague kely madinidinika fa misandoka sary tsy an'ny tena izany kosa tena fopla.


Tsy aleo ve tsy manome sary toy izay misandoka?d ilamina ve ny saina amin'izany?sady tsy mba matahotra sao ifanena @ tena tompony?

Ary raha eo amin'ny toeran'ilay voafitaka?


raha izaho ilay bandy tratran'izany avy dia ôganiko raha fantatra ilay olona misandok


raha izà no eo amin'ny toeranlay tompontsary, tsy de ahoako lotra refa tsy mandoto ahy sy tsy mi abuser ny sary fa ianao lay voafitaka no mampalahelo


mba ho fanajàna ny hafa kosa raha amiko,tsy mety ny misandoka amin'ny sarin'ny olona.


19. lapino ( 24/09/2006 22:04)
:D
Aza ataonareo hoe mamitaka kosa ilay olona e! Ny sasany ve no diso serieux loatra amin'ny tsy tokony hanaovana serieux, dia ny bandy kely no hoenjehina raha mba manala azy? Ohatra ny lasa te hi-comprendre ny silamo mirotaka zany aho rehefa anaovana sary ny mpaminaniny ... :wink:

>> Dia raha ianao no eo amin'ny toeran'ilay tompon-tsary,ahoana ny fihetseham-ponao?
Raha za aloo no manao an'izany, tsy ampahafantariko ilay tompon-tsary e! Raha tsy hoe blagy iarahana manao amin'ilay tompon-tsary angaha. :-D:-D

>> Ary raha eo amin'ny toeran'ilay voafitaka?
Ozizy ah hoe: Mba vendrana koa za zany!!! :^):^)
20. hery ( 24/09/2006 22:52)
Dia gaga aho raha misy an'izany eto :-(

Ny aza hitako ka ny olona nanome sary ahy :-(

Zao zah manjary mijery ny archives-ko rehetra :-)

Fa nisy gain angaha? :-) Tsy zah, tsy zah :-p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1376