toe-javatra mampalahelo ka tandremo tsy hahavoa ny hafa

21. fasaly ( 25/09/2006 05:42)
mihanta:




raha izà no eo amin'ny toeranlay tompontsary, tsy de ahoako lotra refa tsy mandoto ahy sy tsy mi abuser ny sary fa ianao lay voafitaka no mampalahelo


mba ho fanajàna ny hafa kosa raha amiko,tsy mety ny misandoka amin'ny sarin'ny olona.





mihanta: ka ra efa nampiasainy tany aza ny sariko de in no azoko hatao???? :roll: izay no antony nanoratako an'io hoe tsy de ahoako refa tsy nandoto ahy tam lay sariko fotsiny izy fa nitadiavany bandy na nanadalàny bandy tany, fa ny fitaka sy ny resaka hoe tsy fifanajàna ataonlay mpamitaka mampiasa sarin'oul kosa dia tsy rariny ary tena mpamitaka oul ny mpanao anzany, lay bandy voafitaka no mampalahelo raha efa tena love be:wink:
22. vale ( 25/09/2006 11:34)
fasaly::-D de rehefa tratrany fa tsy le tompon-tsary akory kay de njy njya no tadiaviny eo fa!!:-D:-D:-D:°)
23. fasaly ( 25/09/2006 12:00)
lapino:

:D


>> Ary raha eo amin'ny toeran'ilay voafitaka?
Ozizy ah hoe: Mba vendrana koa za zany!!! :^):^)



ié! tena veunjana mitsy:^):^):-D:-D:-D:-D:-*
24. fasaly ( 25/09/2006 12:02)
vale::-D:-D:-D:-D nahoana zà no tedaviny:-D kou zà ngah no nifanao gtèm tamin tao raha tsy lay mpisandoka masina:-D:-D:-D
25. rivodoza ( 25/09/2006 12:13)
Aleo ry reto tsy manome sary toy izay hisandoka. Refa gila maso dia tsy maintsy mitsotra hoe: N.B: "Gila kely ny masoko avanana, ka tian'ela ihany ve, tsy misy nify intsony aho afatsy roa, dia ahoana ilay bisous"

Ilay olona efa nanantena Bimbo no mampalahelo
26. xxx ( 25/09/2006 14:47)
xxx> ny tokony hatao dia mitady porofo akaiky foana rehefa hitanao fa manintona anao ilay olona, betsaka ange ny olona mi-s'amuse ftsn @ tony resaka net tony e, zà nahita mpivady izay dia mody mikôty sipa le lhl de avy eo zay réaction'ilay sipa eo iarahan'izy 2 manaraka ,dia ilay sipa tsy mahalala akory izany retraretra zany , izy 2 nefa ary ambadika miomehy ftsn, be ny "adala" ary be ny zvt vitan'ny ol @ tony resaka net tony, (tsara na ratsy koa), ny ffodiny dia mangataka mihaona @ ilay olona mihintsy ianao vao manapan-kevitra na maka décision goavana izany, tsisy hafa-tsy izay ihany. Ramalina aza oe mifehy hazo tokana, tadidio foana io fa @zao fotoana be ny olona no mampiasa ny net @ fomba ratsy


ka zay ilay mahatsara miresadresaka eto mba misy itandreman'ny sasany.

Aleo ry reto tsy manome sary toy izay hisandoka. Refa gila maso dia tsy maintsy mitsotra hoe: N.B: "Gila kely ny masoko avanana, ka tian'ela ihany ve, tsy misy nify intsony aho afatsy roa, dia ahoana ilay bisous"


refa ngila anie d ngila fa tsy ny fisandohana amin'ny sarin'olona akory no hahalasa top modèl.

ary mba tiako ho fantatra ankizy mpikambana eto ve no mahavita an'izany sa zavatra nitranga tany ivelany?
27. pissoa ( 25/09/2006 14:58)
Dia raha ianao no eo amin'ny toeran'ilay tompon-tsary,ahoana ny fihetseham-ponao?

Raha tsy fantatro ny nataony dia tsy afaka manao na inona na inona zah.

Rehefa fantatro le izy dia bedesiko kely le nisandoka. Dia alaiko ho anah le bandy raha interessant :^):-D:-D:-D (tapa-tsinay zah :-D:-D:-D:-D:-D)

Ary raha eo amin'ny toeran'ilay voafitaka?

Raha toa hoe efa nangata-bady izany dia hadalana miharo tsinjaka ny ahy (voafitaka)
Raha toa hoe vao nifankahita fotsiny no hita hoe fosika le sary dia tapaka kely aloha ny fifaneraserana :-D:-D:-D
28. kally ( 25/09/2006 14:59)
Ianareo kosa hay nitetika ambony t@ ambin-tsavony ka aiza no tsy ho voa?? Dia roboka be izany hoe manja be,mety ho lany miss, hay nony tena raikitra ny tokoa, diso fanantenana:-D:-D Tsy mihomehy loza aho fa nampihomehy ahy ihany na izany aza.
Ataovy anatry ny sisa, dia aza mora amidin'ny olona amin'izay sary intsony amin'ny manaraka! lafony t@ kely foana ianao mantsy raha izany resakao izany.
29. fasaly ( 25/09/2006 15:49)
:-D:-D:-D:-Dzay nge no hataoko hoe veunjana zay amorézy am resaka sary fotsiny e!:-D:-D:-D
30. vale ( 25/09/2006 20:00)
fasaly:

vale::-D:-D:-D:-D nahoana zà no tedaviny:-D kou zà ngah no nifanao gtèm tamin tao raha tsy lay mpisandoka masina:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D
fasaly:wink:


31. Angie ( 26/09/2006 07:11)

Za alou dia tena momba ilay fihaonana reel fa tsy mijanona @ virtoaly e. Resaka namana tsotra aza tsy mandry ny saiko raha tsy hitako tava lay olona maika fa raha resaka fitiavana.

Tena aleo mitandrina fa eto ange mahay miresaka daholo satria mety mieritreritra we tsy misy mahita e.

Raha misy namana tsy azonareo antoka ny fahamarinany anontanio izay mety efa nahita azy mivantana nefa tena namanareo kou @ zay au moins mba mihena ny fahadisom-panantenana.
32. Angie ( 26/09/2006 07:22)

Fa cas efa nisy tamiko alou io teto e, nisy sipa zay namako taloha teto dia tena miresaka be mahafinaritra, efa niresaka t@ tel zahay avy eo nifanome sary fa saingy izy dia sady nanome sary namako hafa kanjo nony niresaka zahay sy ity namako ity sary samy hafa lay nomeny. Ary isaky ny we misy fihaonana dia mba manantena ny hahita azy reo namana, au dernier moment izy milaza tsy afaka foana. Zay no nahafantarana fa tsy izy ilay @ sary. Dia tapaka hatreo ny fihavanana.(Zao izy efa niova ps :twisted: fa asa raha efa niova toetra).

Io aza vehivavy an jereo @ zany resaka namana tsotra. Raha resaka bandy asa zay ataony.

Mitandrema ihany ry namana eto tena be mahay miresaka fa aza miala @ reel.
Alohan'ny hakana decision dia aleo alou mifankahita tava.

:D
33. chipie1 ( 26/09/2006 07:42)
dia tena be hatao kou lé olona misandoka sary ka !:{
34. faniry ( 26/09/2006 07:56)
dia tena be hatao kou lé olona misandoka sary ka !


chipie ô t hanao collection kosa ngamba izy akia.sady tsy vitan'ny mamitaka olona fa mbola misaron-tava.
35. xxx ( 15/10/2006 07:32)
faniry:

dia tena be hatao kou lé olona misandoka sary ka !


chipie ô t hanao collection kosa ngamba izy akia.sady tsy vitan'ny mamitaka olona fa mbola misaron-tava.



Tsy maintsy atao mitovitovy amin'le oul eo amin'ny sary tsinona ny zavatra tantaraina momba ny tena. Raha sipa kely 22 ans no eo tsy afaka hitantara hoe zah efa manana zafikely :)) Rehefa resaka fihaonana moa amin'izany de halaviriny :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.518